Lisitry ny autoproclamé
1. eightman
(
10/04/2009 09:35)
Ireoto avy ny lazain ho mpitondra ankehitriny nefa autoproclamé daholo izy ireo :
Andry Radomelina
CEMGAM
Ny maire sy/na pds any amin'ny faritra maromaro sy ny pdt pokotany
oh: Ny maire ao antsirabe , Ny maire any tamatave , Ny maire any diego , ny eto tana (Sady Ratsy no tsy valaka) , ny any fianarantsoa , ny any mahajanga)
Ny proviseur ao amin'ny LMA (Rasolotafika [prof philo-nay taloha])
Nankaiza ny safidintsika ry vahoaka ?? Fa nga izy ity solosoloina fotsiny izao amin'ny tsy misy antony?
Fa rah hoe mety ny mis'auto proclamer dia aleo za koa hilaza ny tenako hoe presida maire sefo fokotany main d'oeuvre mecanicien chauffeur garagiste epicier tantsaha :wink:

répondu par bazylou le 10/04/2009 23:22
2. bazylou
(
10/04/2009 09:38)
fa angaha moa tsy ohatr'ireny ihany le nataonareo tim teo e?? le maire an'antsirabe izao ohatra avya aiza izy iny ?? tsy misy mahlala azy akory ny tena mponina ao antsirabe!!
Voavaly izany eto le hoe mino fotsiny ihany e!! :-D :-D :-D

3. essera
(
10/04/2009 09:49)
izay mihitsy bazylou. rehefa hitsabo fery be nana be ireny dia mahatadidy ianareo hoe : "mbola misy faka nana ilay izy".
Ka izy ity izao efa vay be misy fakany ka na efa nasiana ovika aza dia mbola mila sokirina tsara mihitsy ilay fakany. Plus ranon-tsira mamay tsara.
:-D :-D :-D

4. eightman
(
10/04/2009 10:16)
bazylou:
fa angaha moa tsy ohatr'ireny ihany le nataonareo tim teo e?? le maire an'antsirabe izao ohatra avya aiza izy iny ?? tsy misy mahlala azy akory ny tena mponina ao antsirabe!!
Voavaly izany eto le hoe mino fotsiny ihany e!! :-D :-D :-D
Dia tao anatin'ny 7 taona ve dia maire notonitononina fotsiny ? tssss ary le fifidianana bdb tany reny mba inona daholo? sa inn marn ny tena tombotsoa azonao avy ao amin'ny hat ao no toa manonohana mafy ao enao e? Aza miteny hoe fandrosoana sy demokrasia fa tsy nampiseho an'izany aloha ny hat hatreto! Sa miketrika tombotsoa avy amin'ny fanjanahantany entin'i tgv nareo? Dia raha izany dia ny derikareo amidy any fa tsy ny an'ny firenenay e!!
5. Noue
(
10/04/2009 10:38)
sady ny gadra maloto casier ve no atao ben'tanana klet'ieeeee !! ORERA !!!
6. KALACK
(
10/04/2009 11:01)
fa aleo ry Noue zay toy izay mpametaka afisy a,,, i Oay no nilaza anzany atsy ambany atsy
7. fijo
(
10/04/2009 19:53)
ny tsy mampisain aireto tgv ireto anie di aizao e.mba ef anoheritreretiny ve hoe,ahoana mo aizao ny "acte"ataon'ireo olon atonotononina fotsiny ireo????any aorian aany ve tsy hiteraka olan any zavatra ataon'ireo,hoan'ny vahoaka????
8. bazylou
(
10/04/2009 23:22)
averiko aminao ry fijo ny fanontaniana , moa ve mba noheverin'ny tim sy le8 ny actes nataony hatr'izay ka nanampo izy f ahianjera amin'ny 2009-???
Raha ireny tim sy le8 ireny manko no tohizana dia mazava ho azy fa na 40 taona aty aoriana aza dia mbola tim ihany no eo!!! tsy tsapany fa matotra noho izy ny olona tsinona.....merci tgv!!!!!!!!
o ry ingahy eightman a!! samia mana nay azy f aizahay tsy mila le8 e!! mbola tsy prezda akory izy dia hit any fanaony!! lozanareo nifidy azy io e!! reveo fa nareo koa anie no mpanompony e!!! ianareo le tsy mihinana rahtsy mandeh amivarotra rongony le8!!!
Ireny fifidianana ireny le hoe fifidianan namboarina ry tsamy a!! nahoana no tim irery no lany tany fa tsy nisy hafa nefa feno ny hafa?? Namboarina ireny e!! izahay anie nahita ireny fanamboarana vato ireny e!!
Taiza koa no mbola nisy an'izany maire parachutena izany ??? saingy makorelan'i le8 le olga iny dia mazava ho azy e!! :-D :-D :-D