Mila fahasahiana ny vahoaka

1. rabaradaka ( 10/04/2009 07:43)
Ny vahoakan'Antananarivo indray de sahy miatrika ady. Fa mila fahasahiana koa ny mpitarika ny tolona raha tiana ny handresy. Sahia manao amnistie, sahia manangana gouvernement d'union nationale, sahia mandrava ny HAT, sahia mamerina an-dry Tantel sy Pierrot, sahia miresaka amin'ny Pr Zafy, sahia milaza ny tsy mety nataon-dRavalo. Raha tanteraka ireo dia hivaha ny olana. Zay dadatoa fa joyeues pâques daholo e
répondu par bazylou le 10/04/2009 23:06
2. Oay ( 10/04/2009 07:56)
Ka ny olana d Ravalomanana anie no namorona an'ity hoe tsy mahazo miverina ity é!
Zany akory tsy hoe tia ny hiverenan'i dadabe Ratsiraka an!
Ho anay mantsy d tokony efa hisotro ronono ny dadabe fa tsy lany andro hihazakaka kanefa ny pataloha tazonina tsy holatsaka ary ny satroka tazonina tsy ho lasan'ny rivotra!
Fa mba hiverenan'ny filaminana d tsy maninn fa aleo atao indray mandeha ny famotsorankeloka faobe d aleo hifampitady eto na Ratsiraka na Zafy na Ravalomanana na Andry Rajoelina d hita eo izay mafy é!
3. Mandefitra ( 10/04/2009 08:02)
Io sisa lalantokana ivoahantsika ... satria hifanenjika lava eto.

Tokony ho vita @ Paska mitsy aza hehehe
4. Oay ( 10/04/2009 08:10)
Mandefitra:

Io sisa lalantokana ivoahantsika ... satria hifanenjika lava eto.

Tokony ho vita @ Paska mitsy aza hehehe


OK fa d mankasitraka i Oay fa aleo atao ny famelak'eloka faobe d aleo hifampitady eny ambony latabatra sy eny @ latsabato é!

5. bazylou ( 10/04/2009 09:44)
fahasahiana dia ampiana ho eminoa fotsiny ihany e!! loool
6. fijo ( 10/04/2009 20:01)
Fa mba hiverenan'ny filaminana d tsy maninn fa aleo atao indray mandeha ny famotsorankeloka faobe d aleo hifampitady eto na Ratsiraka na Zafy na Ravalomanana na Andry Rajoelina d hita eo izay mafy é!"
efa io anie no takian'ny ravalo,fa ry tgv no matahotra sy tsy sahy e
7. bazylou ( 10/04/2009 23:06)
adin'alika marina izy ity klee!! ze mivovoha imbetsaka no maharesy izany an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798