Marina ve fa maty novonoin'ny "TGV" hono i Sonia (Mbs mbola
1. xxx
(
09/04/2009 15:08)
Ny tena tsy tantiko hoa de le fanelezana tsaho eny Ambohijatovo fa raha manaraka ny "ara-dalàna" ianareo de aza mandainga sy manitatra.
répondu par fijo le 10/04/2009 20:04
2. xxx
(
09/04/2009 15:16)
Fa iza le Sonia aloha e? Sipan-dra8 sa havany sa .... hazavao tsara fa tsy arako.
4. antiosymaint
(
09/04/2009 15:23)
I Sonia le sipa le mpanao rise your voice sy mpanao mbola tsara iny e! tamin'ny mbs e
8. ravatorano
(
10/04/2009 06:05)
za tsy mahalala vaovao momba azy iny fa resabe no mandeha fotsiny fa ny fanamarinana tena maripototra mbola tsy haiko mihitsy !