Raha ohatra ka!!!
1. Oay
(
09/04/2009 13:54)
Tsy d tiako loatra ilay mametaka afisy fa misy zavatra manahirana kely ny saiko ka d aleo iarahana mijery!
Voalohany aloha d Kristianina ny tenako ka tsy afaka haniry ratsy ho an'olona satria heloka eo anatrehan'Andriamanitra izany!
Ny zavatra hitako d lasa otrany hoe manompo olona isika Malagasy fa tsy manohana fotokevitra noho izany d ialako tsiny raha apetrako ity fanontaniana ity ary hanomboako azy d hoe "enga anie ny hamisavisana ny ratsy hiavian'ny soa"
Fanontaniana "Raha sanatria ka maty tampoka any @ izay alehany any i Ravalomanana d tsy hisy intsony ve ny fitakiana eo Ambohijatiovo?"
Misaotra ho an'ireo izay afaka mamaly!

répondu par fijo le 10/04/2009 20:15
2. niainas
(
09/04/2009 14:07)
Ny ankamaroan'ny olona eny Ambohijatovo dia tsy noho ny fitiavana an'ndravalomanana araky ny eritreritrao fa ny fiarahana @ ara-dalana.
Ny fitakiana dia mitohy mandrapilaminy tanana
Ny fitakiana dia mitohy mandrapilaminy tanana
3. Oay
(
09/04/2009 14:59)
niainas:
Ny ankamaroan'ny olona eny Ambohijatovo dia tsy noho ny fitiavana an'ndravalomanana araky ny eritreritrao fa ny fiarahana @ ara-dalana.
Ny fitakiana dia mitohy mandrapilaminy tanana
Sa kosa aloha tsy afaka miteny hoe "ny olona eo Ambohijatovo d noho ny fitiavana an'i Ravalomanana daholo é! no mahatonga anazy eo é!" ary mahafinaritra ahy izany satria raha d ny fitiavana an'i Ravalomanana ihany no handehanana eny d tsy mitombina ny fanontaniako!
Misaotra anao aho fa ohatrany tsy mamaly ilay fanontaniana ianao ka averiko ilay izy:
koa satria tsy hoe ny fanompoana an'i Ravalomanana ihany no hakaensana etsy Ambohijatovo koa "Raha sanatria ka maty any @ izay alehany any i Ravalomanana mbola azo heverina ve ny hitohizan'ny fihetsiketsehana etsy Ambohijatovo?"
4. vilambava
(
09/04/2009 15:14)
Amiko, sy ny fahitako azy dia vao mainka hihamafy io fitakiana eny Ambohijatoco io ary irariako mba ho izay tokoa no hitranga hoe: maty any ho any ra8.
Satria ny fahitako azy dia misy ireo te-hanohitra izao fitondrana izao kanefa aleony miaritra toy izay miady nefa ra8 no hiverina eo. Ka raha tsy eo ra8 dia hanamafy io fitakiana io ireo misalasala voalazako teo ambony io mba hametrahana izay tena lanim-bahoaka.
Kanefa toa tsy lojika intsony ilay fitakiana amin'izay satria ny hitoloman'ireo eo Ambohijatovo io dia ny hamerina ny ara-dalàna izany hoe ra8 izay voafidy izany.
Raha (sanatria / enga anie) maty ra8 dia tsy maintsy ovaina haingana indray ny titren'ny fitakiana mba ho tena marim-pototra marina.

5. Mirananirina
(
09/04/2009 15:25)
Dia mihevitra ve ianao fa olondra8 daholo ireny?Misy tokoa ny pro,ary misy ny olontsotra tsy mankasitraka
6. Oay
(
09/04/2009 16:04)
Mazava tsara ny lazain'i vilambava ary tena OK satria ny toa an'i vilambava d tsy olona no tompoina fa hevitra no arahina.Misaotra fa mbola misy ny olona mitolona noho ny hevitra!
Ny ahy ny zavatra tadiaviko d tsotra:
"SOKAFO NY SAINA FA AZA MANAIKY LALAOVIN'NY OLONA"
SAHIA MIJORO REHEFA MANAO DIDY JADONA NY MPITONDRA.
AZA MANOMPO OLONA FA MANOHANA HEVITRA
AZA METY MANAIKY FA TAPITRA IZAO TONTOLO IZAO SATRIA TSY EO INTSONY ILAY NANTENAINA.
AZA MANAIKY NY ADY ANTRANO.
D TADIDIO FA MATY NY MPANJAKA FA VELONA MPANJAKA.
ARY TSY MISY TSY HO KAMBOTY FA KAMBOTY FISAINANA FARAFAHORIANA.

7. Mirananirina
(
09/04/2009 16:14)
TADIDIO FA MATY NY MPANJAKA FA VELONA MPANJAKA.
Maty dia velona sa tsy azoko loatra ny fanazavanao.
8. KALACK
(
09/04/2009 16:39)
Ary maninnn ry reto ra i Harinaivo ndray no eritreretinareo handriana ny saina marina fa ty Ravalo ty ane toa ratsy hevitr be fa nahita bizna milay be izy any ka ts hiraharaha ze fitondrana ts namely io tson e, vola zany azony zany ,! ka ts aleonareo ve ry Tim tohanana mafy i Harinaivo a, mba fiononana anie ,, sitrany ahay , ahaya ahya, ahaya !!
9. Oay
(
09/04/2009 16:47)
Mirananirina:
TADIDIO FA MATY NY MPANJAKA FA VELONA MPANJAKA.
Maty dia velona sa tsy azoko loatra ny fanazavanao.
io no fomba filaza ry Mirana (Le roi est mort vive le roi)
io d entina milaza hoe " izay lasa d azo soloina" fa tsy hoe rehefa tsy i Ravalomanana ohatra d tsy hotafita intsony ny Malagasy na hoe rehefa tsy Andry Rajoelina d tsy handeha ny tetezamita"
ny tena tiako ambara d hoe aza manompo olona fa ny olona azo soloina fa ny hevitra tohanana d amizay enao tsy manenina @ safidinao.
Izany hoe raha hevitra no hanarahanao olona d resy lahatra tsara ianao satria mitondra ny hetahetanao ilay hevitra fa raha olona d na efa mankany ankady aza d mbola manaraka enao d izay no mahatonga ny sasany manao sorona ny tenany (kamikaze) satria tsy misaina intsony @ izay atao fa ny sasany no lasa misaina eo @ toerany.
10. milamm
(
09/04/2009 18:29)
ito no tena fiteny azy @ hai-teny politika malagasy raha io saritsarin-teny nalainy Oay io (Le roi est mort vive le roi)
" Raha meloka andrian-dava vero ..." Andrianampoinimerina
Quand le souverain est mauvais ,le royaume est comme une terre friche
" Raha meloka andrian-dava vero ..." Andrianampoinimerina
Quand le souverain est mauvais ,le royaume est comme une terre friche
11. fijo
(
09/04/2009 20:51)
tsy dia i ravalo anie no hiadivana hiverina,fa ny fanajana ny lalana e.aza hafangaro ireo.
12. Oay
(
10/04/2009 05:59)
fijo:
tsy dia i ravalo anie no hiadivana hiverina,fa ny fanajana ny lalana e.aza hafangaro ireo.
Ka ilay nolazaina fa mpanaradalana ary nanitsakitsaka ny lalana satria:
_jereo fa nanao référendum izy naovana ny lalampanorenena, ny fanontaniana apetrako anefa d tsotra : "iza no afaka miteny fa madio mangarahara tsy misy halabato ny fifidianana eto Madagasikara?"
_ny marina d ireo izay mipetraka any ivelan'i Madagasikara, indrindra ireo any @ tany mandroso, izy ireny d mihevitra fa toa izay miseho any aminy ny zava-misy eto Madagasikara, tadidio anefa fa tany USA aza t@ nahalany an'i Bush d niakatra fitsarana ny valimpifidianana satria nisy osoka.Tany Frantsa d ilay maire sy ny vadiny notsaraina fa nanao osoka, ary mba rahoviana izany no ho tonga aty amintsika. Ny antsika fangatahana ny hanovana ny lalampifidianana no nataoa, anisan'ny nagataka izany ny MFM, kanefa d référendum nanome fahefana feno ny filou no nataon'ny mpitondra!
Fehiny ara-dalana ve ny zavatra iray raha toa ka mifangaro @ halatra no nazahoana anazy, sa izay ilay ara-dalana eo anatrehan'ny olombelona, i Oay d tsy mitsahatra miventy fa olona milaza ho Kristianina i Ravalomanana noho izany d tsy mitsara an'i Ravalomanana i Oay na hiditra any an-danitra izy na tsia satria an'Andriamanitra ny fitsarana, fa ny zava-nisy teto Madagasikara ka ananan'i Oay porofo d afaka milaza i Oay fa fanjakana nifangaro t@ halabato ny fanjakana nisy teto noho izany tsy ara-dalana @ i Oay ilay izy satria i Oay d Kristianina ka aminy izay milaza ho Kristianina d tsy mangalatra ary tsy mampangalatra.
Noho izany raha tehilalao politika mifangaro @ halabato d aza milaza fa mpino an'Andriamanitra satria Andriamanitra d tsy tia halatra.Ary rehefa mpanao politika avo lenta d aoka tsy hitondra fihangonana fa na ny mpiangona aza lasa manota satria lasa ianao ilay manambola sy mpitondra no lasa hivavahany sy hatahorany!
13. fijo
(
10/04/2009 20:15)
ny fanaovana referendum aloha ,dia efa ao anaty lalana,ka diso ny filazana fa tsy nanaradalana izy raha izay.
ny filazana fa nisy halabato????nisy porofo ve???hiarah anahita mantsy tamin'ny fifidianana maire farany teo,fa izay halabato voaporofo na tim io na ny hafa,dia noravan adaholo.ka hitondrao porofo aho,fa aza anaovana resabe.