Aza be fialonn ry penguin fa ef miroso ny FAMPANDROSOANA a

1. andrywui ( 09/04/2009 10:30)
Efa miroso amin'ny Fampandrosoana xny Firenena mafy ny Fanjakana mijoro !! ka ny fanampiana maika hampiodina faranzay haingana ny mach.admin. alou zao no karataka ataon'ny gvt mba tsy hampikatso tanteraka na de mbola miodina ihany aza izy !!! efa tsara zay !!! efa misy ny loharanom bola ho azon'ny fanjakana zao aryefa andalampixkarakarana ny ttsy rehetra xny tompon' andraikitra
répondu par fijo le 09/04/2009 21:13
2. papala ( 09/04/2009 10:32)
HAMAKY GROSSISTE NDRAY VE? SA HAMAKY BANKY? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
3. andrywui ( 09/04/2009 10:35)
ahazo vola am firenena matanjaka isika ka !!!!
4. xxx ( 09/04/2009 10:41)
aza mirediredy lesy e,fanampian'i onu resaka humaintaire no mety hisy,tgv efa kely sisa dia vita tanteraka ,tsy misy programa fa dia ny manongana fotsiny izao no resultat
5. yuka ( 09/04/2009 11:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. hery ( 09/04/2009 11:12)
Aza mampiesona fa tsisy vola ho tonga izany eo.

Raha tsy hoe ny fanampiana humanitaire indray no hahodina hanaovana bizna sy hanakaramana capsat.

Fanjakàna niditra t@ makarakara wah io dia tsy maintsy mivoaka @ kilaodaoka
7. tovolahy007 ( 09/04/2009 11:50)
andryoya> Ra za zao mihindrana 10 Miliara @ la izao de izao, atao izany hoe misy ao @ la io saosy io, de hanome ahy io vola io ve elahy?? Za olona tsy fantatry elahy akory. Mety ompa aza no homeny la ahy de ho ampian'ny la hoe ilay tsy misy saina ity. De toy izany io mahazo ny filohan'ny la io. Ny frant ay ihany no hanome sosy azy satria izy iany no mahafantatra azy fa ra ny firenena hafa izany de ho nofy. Ra tsy hoe ho eo mandritry ny 5 taona nga lery de zay vao mety hanaiky ny mpampindrana vola. De ahoana, hiova lela ndray hoe hijanona eto za mandritry ny fotoana tsy voafetra ve? Vao maika loza fa ny mety de ny miapa dia ny eny izao.

Fandrosoana any andafy no hitany la de lazainy la fa misy fandrosoana aty Mada izao. hahahaha

Fandrosoana?? In your dream...

8. molota ( 09/04/2009 11:55)
TGVendrana! FANJAKANYBAROU tsy maintsy ho L :cry: :!: :-D :-D :-D :-D :-D
9. ravatorano ( 09/04/2009 12:14)
amin'ny fo tsy miangatra aloha no ilazako eto fa tsy mbola hita soritra mihitsy izany hoe efamiroso amin'ny fampandrosoana izany ny HAT.
mbol eo andalana miady seza,mbola eo andalana mijery ny akama rehetra tokony hampitondrana ny boll ...nefa tsy manana akma atokisana akory hany ka dia mitsapa ireo dinozoro efa lanin'ny fitaninana andro sy fonja ireo sisa hany famapandrosoana atao amizao !
Vao mihamahery vaika ny fanehoan-kevitra any amin'ny faritr'i Vakinakaratra dia efa mikorapaka ny fitondrana amizao io hoe aleo ihany ny Tiko hiodina fa hitombo eto ny mpanaraka ny ara dalana.
Io zao fa mihamatanjaka indray ry "ambohijatovo" ary efa vaky ny ao amin'ny ministeran'ny finance fa efa tafiditry ny greve na dia misy sakatsakana izay mbola tsy miala eny ihany aza.
Tsy lazaiko intsony ny ao amin'ny Banky Foibe.
Tena ho sahirana mihitsy ny fitondrana HAT amin'ny ho entiny hampandrosoana ny firenena ary kosa raha mbola izao no mitohy !
10. papala ( 09/04/2009 12:34)
zany rehefa fanjakana azo t@ KORONTANA SY HERIN-TSANDRY, hany ka TSY MISY FISAINANA SY FANDROSOANA, KA LEO SAHADY NY OLONA!
11. xxx ( 09/04/2009 13:07)
tsy haharitra io wa no sady tsy hahita vola mihitsy, asa fampandrosoana inona no hitany sasany, tena midera anireo mpivarotra sy ny mpiasa madinika rehetra aloha fa d tsy misy mety handoa hetra intsony ry zareo, d enga anie hanaraka any zay ny rehetra tsy misy handoa hetra raha tsy miala teo ravôtany!!!
12. xxx ( 09/04/2009 13:44)
Fa izay angaha no anjara asan'ny HAT ry andry , hampandroso ? Toa hafahafa izy izany ? Fa ny fahalalako azy TETEZAMITA handehanana ery @ Repoblika vaovao

Hay nareo mandainga fa hita izao fa te haka toerana hanorim-paka !!!

Diso koa aho nino anareo fa hay moa ireto ilay mpandainga !!!
13. Mirananirina ( 09/04/2009 15:42)
enga anie ho tanteraka izany,izay no faniriantsika,mangina daholo,izahay rehefa hita fa miasa tsara ny HAT :) Raha tsia,dia avy izahay e
14. KALACK ( 09/04/2009 16:29)
Na innnn fanatsatsoana alo na innnn de efa miainga any tsy ho ela alo ny vola avy am frantsay , de hanaraka ho azy ny an'ny firenena lehibe sasany , d hiodina sy handeha tsara ny fiainampirenena tsika ry zalah a, tsy angatahina io fa omena haingana hampiodinana ny mach.admin. fotsin aloh zan , ko innnn ndray ary no tadiaviina fa ts hampandroso an'i Gasikara ee,
15. KALACK ( 09/04/2009 16:43)
MBOLA HO ELA VAO HO FITO TAONA ,, HI HI HI !! NY SASANY KOA AZA TEO FITO TAONA TSY NAHAVOA NINONINNN KO ALEO MBA HIJANNN FITO TAONA KOA NY OLONA HAMPANDROSO GASIKARA HI HA HI HA HI HA
16. fijo ( 09/04/2009 21:13)
ny ahy ny mahakamo ahy,dia ity fitondran atsy misy hafa tsy halatra ity.hangalarina ny vokatry ny tiko.hangalarina,ny fiara naika nahaovan azavatra hafa,izao kepohina ny vary nafaran'ny sasany.dia inona koa???,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1202