may volo tratra ny capsat, Ndrianarijaona André
1. sadeky
(
08/04/2009 18:22)
14H20 : Le chef de l’Etat-major général, Ndrianarijaona André, a relancé un appel aux militaires de la garde présidentielle de rejoindre leur corps d armée d’origine. Il a donné un délai de 24 h à partir de demain et des mesures nécessaires seront prises en cas de désobéissance
répondu par fijo le 09/04/2009 22:09
2. xxx
(
08/04/2009 18:25)
mbola aiza izany hoe colonel nibaiko general izany,angaha hono tsy miray indray ny tafika hihihih,rahoviana no hisy ministera la defense e?
ary aiza le vice amiraly sy general maro tao @ GP ?
ary aiza le vice amiraly sy general maro tao @ GP ?
4. fijo
(
08/04/2009 20:07)
horohoro,fa ataon'ny mpiasan'ny banky centraly lasa gaigy izy izao ko,io koa ny finance fa efa mnaraka
5. yonikafopl
(
08/04/2009 20:17)
lany rongony ra andre de mivadik'ondana hihihihihihi, ra8 njay no lazainy fa mpamboly refa tsy misy horaisina tsony ao aminy ngamba hihiihihih
7. xxx
(
08/04/2009 20:49)
d hanao inona eo anefa izy é! ary ty rampitso ty ny vady miaramila hilahatra!
20H25 : Les "legalistes" débuteront leur manifestation jeudi par une marche demain depuis l’église pentecôtiste Ankorondrano demain. Les femmes légalistes renforcées par des épouses de militaires seront dépêchées pour remettre des courriers auprès des ambassades demain. Point de rendez vous, Ambohijatovo

11. essera
(
09/04/2009 04:36)
pikatti:
resaka saloperie zany rongony zany montage façon salopard
Montage en toute pièce = Façon d'inculper de Ra8 depuis son accession au pouvoir
12. xxx
(
09/04/2009 07:26)
Ka Ing CEMGAM autoproclamé mihevitra fa ho vitan`ny basy sy ny barofo daholo ny zavatra rehetra ka dia asehoy ary ny fahaizan`ialahy e ! . Zao dia miseho ny fandrobana mitam-piadiana isan-karazany ataon`ireto CAPSAT ireto ny olon-tsotra fa efa indisciplinés tanteraka moa . Ny tena mbola tsy takatry ny saiko h@ zao dia ny fijerem-potsiny ataon`ny Corps de la Gendramerie , ny Police Nationale , ny ampahany amin`ny miaramila izay tsy voatery hanaraka azy kanefa hita izao fa tsy mety ny ataony .
13. ravatorano
(
09/04/2009 08:03)
raha ny reko dia ireo garde presidentielle niandry ny tiko tany Bira defa nijanona any ka nanatona ny Academie Militaire niaraka tamin'ny fitaovany avy(basy sns) ny sasany indray dia any rehetra any mbola mikarenjy any ary miandry ny fiverenan'i Dada !
Andrasana tokoa izany izay fanapahan-kevitry ny CEMGAM amizao ary atahorako aza amin ireo miaramila mobla tsy niditra lakazery ireo hiteny hoe rehefa nareo v no manao d mety fa raha izahay d ho gadraina ka eo no tena mila malina tokoa satria efa tafiditry ny politika sy tsy fanarahana baiko intsony ny miaramila hatramin'ny 08 mars 2009 iny !