Supposons que le Groupe TIKO n'existait pas

1. essera ( 08/04/2009 11:53)
Somary matematika kely izany io hitondrako azy io, dia tsy nisy ary tsy hisy mihitsy ve ny mpandraharaha hanao ny zavatra nataony ?

Valiny :
- Nisy aloha ny mpandraharaha nanao ny asa izay sahanin'ny Groupe TIKO (produits laitiers, collecte, publicité, média etc...). Fa kosa napetraka ilay hoe "anay ny pouvoir" ka dia nipetraka ho azy ny : "we are a champion" sur tous domaines. La loi de la jungle moderne no niainga.

- Misy ny mpandraharaha mahavita azy eto an-toerana fa tsy lany olo-manga ny firenena. Eritrereto ary hoe mpivaro-dronono sy DJ no mahavita zavatra goavana mainka moa fa ny tena olona nianatra.

- Hisy ny hiditra amin'ny fandraharahana amin'izay raha tena hanan-kery ilay antso ho an'ny mpandraharaha sy ny tsy hanaovana antsojay azy ireo intsony.

Mahazo mahatoky ianareo raha tanteraka ireo fa izay vao tena hahazo 4L sy scooter ireo izay mba tsy nanana hatrizay.

:-D :-D :-D :-D


répondu par fijo le 08/04/2009 20:29
2. andrywui ( 08/04/2009 11:59)
Betsak ry essera no mahavita an'io na hidongy tsy mety hanao aza ny TIKO a!! misy tena mahavita tsara anio anie hatramzay fa nokendaina e!! tsy navela hitraka !! fa raha zao efa malalaka izao betsaka ny mpandraharaha afaka hiditra aminio ary mahavita anio tsara
3. essera ( 08/04/2009 12:04)


Voilà !!!

Mapmé ian mantsy ilay fomba fitenenan'ny sasany hoe : niangavy ny HAT mba hanohy ny asany ny Tiko fa hisy désequilibre économique sy etc etc.
Ireo mpiasa no mampalahelo fa tsy ilay orinasa loatra.
4. Oay ( 08/04/2009 12:07)
Ilay izy ry essera misy maladresse nataon'ny HAT a!:
_Efa hita fa izy izao no mamily sy mahita ny ao ambilany kanefa d mbola miteniteny fona.
Azavaiko efa hita fa tany mbola tsy milamina tsara izao noho izany tsy filaminana izany d sarotra ny mandresy lahatra ny mpandraharaha hampiasa vola eto Madagasikara noho izany d tokony tsy nokitihina mihintsy aloha ny TIKO fa navela nanao ny asany ary tokony natao aza izay hiarovana anazy.
Fa io lazaiko fa raha vao milamina io ka tena avela hiditra malalaka ny mpandraharaha lazaiko fa za rangaha mahita olona fa sahy mitondra vola @ milliard de dollar ampiasaina eto Madagasikara a! ny mampatahotra ny olona d ity tsy fitombenana arapolitika eto amintsika ity.
Ary izay no mahatonga an'i Oay manao hoe andao rangah araraotina ity HAT ity hametrahana fanjakana azo antoka ka izay d anjaran'ny mpanao politika fa tsy resaka fidinana andalambe sy fanakorontanana lava izao no hanaovana ny fifandimbiasampahefana eto Madagasikara.
5. xxx ( 08/04/2009 12:12)
ka mba omeo anaran'olona ary hoe iza? i Razafimahaleo Benja? sigara sy afokasoka de izay, ary iza ilay orinasa nifaninana taminy tiko ka nazera? chocolait? romainko?
toa tsy mbola naheno mihitsy za hoe nikatona ireo kou, ary mamokatra mitovy tsisy valaka aminy tiko ireo 8)
6. Mirananirina ( 08/04/2009 12:17)
Mahazo mahatoky ianareo raha tanteraka ireo fa izay vao tena hahazo 4L sy scooter ireo izay mba tsy nanana hatrizay.

Enga anie ho tanteraka izany =D> =D> =D>
7. Oay ( 08/04/2009 12:20)
xxx:

ka mba omeo anaran'olona ary hoe iza? i Razafimahaleo Benja? sigara sy afokasoka de izay, ary iza ilay orinasa nifaninana taminy tiko ka nazera? chocolait? romainko?
toa tsy mbola naheno mihitsy za hoe nikatona ireo kou, ary mamokatra mitovy tsisy valaka aminy tiko ireo 8)


D mba fantatrao ary ve hoe "enjehina ohatran'ny mpangalatra ireo izay tsy manaiky hivarotra ny rononony @ TIKO ka mitondra izany hamidy etsy Anosykely rehefa maraina" d ny zandary @ lalampirenena fahafito iny manao aza lambo ny mpitondra ronono miakatra t@ andron'i Ravalomanana izany an!


8. essera ( 08/04/2009 12:22)
xxx:
ka mba omeo anaran'olona ary hoe iza? i Razafimahaleo Benja? sigara sy afokasoka de izay, ary iza ilay orinasa nifaninana taminy tiko ka nazera? chocolait? romainko?
toa tsy mbola naheno mihitsy za hoe nikatona ireo kou, ary mamokatra mitovy tsisy valaka aminy tiko ireo 8)




Ny mety aminao angamba somary mijery an'ilay article efa nosoratako ela be izay mikasika ilay hoe : Les victimes de Tikoland ou l'empire Tiko.

tsika zany izao efa aty amin'ny 3ème trimestre dia mahakamo be kosa fa ny olona efa manao revision nareo vao hanomboka.
9. essera ( 08/04/2009 12:23)
tsy maninona Mirananirina fa mila atao haingakaingana aza io tehaka io dia atao tena mirefodrefotra rehefa tena poinsa ilay izy.

Miadana loatra mantsy ilay vitesse dia toy ny maneso kely fotsiny. hi hi hiiiiiiiiii
10. KALACK ( 08/04/2009 12:25)
Aoka izay ry zalah ny fanononanan ny anarany fa izy aza ef ts sahy manonona izany Madagascar zan intsony any ampandosirana any fa ILAY NOSY MAHAFATY no ataony anarany any a !! kenda nasesiky ny tanany ee!!
11. xxx ( 08/04/2009 13:29)
Rehefa misy fotsiny ny fanantenana hoe hiarina sy handroso madagasikara d efa tsara e!¨mamapalahelo mantsy raha samy hangorera eo doly nany andaniny na ny ankilany::.Na tgv na tsy tgv de ny hampandroso no irina fa aza miafampiantsy ady eo foan fa tsy hitondra mankaiza izany!!!!Wait and see and....??????
12. xxx ( 08/04/2009 15:31)
i oay kosa de manatavy resaka e, ny chocolait mandray ronono betsaka tokoa eto antsirabe, saingy somary ambany vidy, toy izany koa ny rominkô, raha tsy hilaza afatsy ireo za, ianao angamba aloha tsy mipetraka eto antsirabe ka tsy mahalala izany, faharoa, ny zandary tompoko dia misava izay mety any anaty bidon na tavoahangy, ka tsy ronono loatra no savainy fa toaka gasy, fa ny pijery no manidadresaka ramosé a, asany izany ka tsy maintsy misava sy manamarina izy na miteny ary enao hoe ronono io, tsy maintsy misy taratasy fanamarinana
13. Oay ( 08/04/2009 16:11)
Za aloha tsy mipetraka ao Antsirabe é!
Ny eny Antanifotsy kosa anefa d fantatro ary raha toa ianao ka ao @ io resaka io d mino aho fa fantatrao ilay zava nitranga momba ilay valabe tao @ faritr'i Soanirariny.D tokony hofantatrao koa ohatra ny zavatra nahazo ilay koperativa t@ iny faritra iny momba ny fanafarana tank! fantatrao ve fa nisy olona nitondra 3milliard Ariary avy any Normandie d nandeha nihaona t@ i Ravalomanana d nanaiky Ravalomanana nanao hoe ataovy fa izany no ilaina kanefa rehefa raikitra ny fandehany d voasakatsakana ry zareo ka ny asa tokony nataon'ny fanjakana d tsy nataony, ny nahagaga anefa d ilay projet avy eo ny TIKO no nanao anazy.Izao ry xxx betsaka ny dossier fa tsy eto no hamohana anazy a! fa raha resaka produit laitier d izao no koziko @ XXX aleo hilamina eo io tany io fa sahiko ny miteny fa tonga d tsy hita ny TIKO raha avela hisokatra ny tsena satria misy olona efa ela no nitondra projet teto Madagasikara fa nobloquen'i Ravalomanana daholo satria olona afaka hitelina anazy.Zao an! avereno Ravalomanana d ny zavatra angatahanay aminy fotsiny d hoe aleo hisokatra ny tsena d aleo hifampitady.
14. ravalotgv ( 08/04/2009 18:00)
ho dorana i tiko de lasa ronono mafana daoly de minana rotrandronono sisa reo mpiasa reo de maty daoly

sniff tchhrouffff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
15. fijo ( 08/04/2009 20:29)
mety nisy ngamba ,fa tsy mbona hita aloha hatramin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581