mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba........

1. modeste ( 08/04/2009 06:29)
Mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba meloka e!.
Tadidinareo ao @ TZV ve fa izay hafafinareo ihany no miverina aminareo ?
izao ianareo sahirana sy fanina mihintsy satria misalovana ny asan' i DADANAY , izao ary ny solika dia efa misy olana ,satria efa tsy haharitra iray volana intsony ,ny banky foibe misy olana ,ny groupe TIKO moa dia efa novonoina tanteraka mahintsy no mody notsotsofina idray @ fahataorana ireo 2 500+10 000 perssones.
koa miangavy izahay vahoaka madinika ny mba hanomezanareo malalaka na tsy hilaharana ireo vary sy menaka lazaina fa mora nefa ireo tompon' andraikitra ihany no matavy ,dia ahoana koa ny la farine?????? :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
répondu par xxx le 08/04/2009 07:35
2. xxx ( 08/04/2009 07:35)
ary ny savony ngaha hadinon`i Modeste ? Ary efa renareo angaha ny vaovao omaly fa betsaka no narary kibo tamin`ilay menaka mandry 12500 fmg ? Vao manomboka izy zao fa mahareta fery daolo e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1642