Andao atao fahirano ity fety ity satria ny gropy Fraise no tompon'ny THB dia samy tsy mankany Antsirabe fa tsy mividy labiera fa karaoty sy kaki no vidiana.
O ra xxx 1 a! kely loatra izany sabotagin'ingahy izany.Kilalaon-jaza. Ny tena tokony ho atao dia ny famotehana tanteraka an'i M/car sy ny Malagasy @ alalan'ny ady mahery vaika sy vono olona mahatsiravina, ny bomba sy ny antsy lava lela, fandorana ny trano tsy ankanavaka ka rehefa tapitra ny malagasy dia aleo ho lasan'izay mahazo azy indray ilay nosy Gasikara. Raha tsy vitanao ny manao izany dia tsotra no tokony ataonao. Ataovy mahintsy ny fisainana sy ny fiainana.