Aza sakantsakanana ny TIM sy ara-dalàna !!!
1. essera
(
07/04/2009 10:10)
Aza sakantsakananareo kosa ry zareo raha maneho hevitra satria :
1/ ry zareo efa zatra nigalabona sy tompon'ny tanàna.
2/ Efa zatra izy nametraka izay tiany atao.
3/ Tsy nahazatra azy ny nentina fa nitondra.
4/ Tsy mila sakananareo akory izy dia mijanona ho azy eo rehefa ela ny ela.
5/ Tsy nisy adverserany naharesy azy depuis 2002 fa ity vao tena tsy zakany ka aleo izy hiarina ihany aloha alohan'ny tena haharesy lahatra azy tanteraka hoe tsy izy irery no "be sandry eto amin'ny tanana" dixit Guy Rivo.
6/ Mbola mety tsy ho ato ato ny hahatongavan'i Dada ka "Izay tia mahandry" hoy ilay pub iray izay. :-D :-D :-D . Mahita ho lazaina koa ange ilay pub iny r zalah.
7/ Efa manaiky tsikelikely ange ny TIM hoe efa lahatra ity raha mijery ianareo. Assise natiionale fa asiany épice kely fotsiny hoe hanao izay raha toa ka ...
8/ Ry zareo efa manara-dalàna ka rehefa mihoa-pefy ihany izy vao sakano fa raha mbola hanao fotsy rora eo aza ry zalah .... TSY MANINONA IZANY. Demokrasia izao

répondu par fijo le 07/04/2009 21:50
2. Mirananirina
(
07/04/2009 10:22)
Niandry aho raha mbola nisy ny faha 9,10,11,12.................................
3. antiosymaint
(
07/04/2009 10:46)
Tsy sakanana ve?
za ndray miteny hoe tonga de homboy mihitsy.
reo anie rien à perdre e! tsisy anazy tsony ato fa soavaly matavy n'ny 3e repoblika ve de mbola hahavita course? Aleo tohizan'i zandry kely ny Lala-mizotran'ny 4e Repoblika.

4. essera
(
07/04/2009 11:02)
Mirananirina:
Niandry aho raha mbola nisy ny faha 9,10,11,12.................................
Tsy zakan'n lohan'n sasany ilay tohiny fa misy hatramin'ny 888 le izy.
Merci retsy Mirananirina. Ataoko pièce jointe le izy raha tena ilaina fa fanokafam-bavony ihany ireo.
6. xxx
(
07/04/2009 12:37)
Mirananirina:
Niandry aho raha mbola nisy ny faha 9,10,11,12.................................
tsy aleo mangina rehefa tsy hita ze avaly fa vao mainka when !
7. Mirananirina
(
07/04/2009 12:44)
Hoy i Mirananirina:
Niandry aho raha mbola nisy ny faha 9,10,11,12.................................
tsy aleo mangina rehefa tsy hita ze avaly fa vao mainka when !
Inona no maha when ahy. :roll: :roll:
8. Oay
(
07/04/2009 12:54)
Mirananirina:
Hoy i Mirananirina:
Niandry aho raha mbola nisy ny faha 9,10,11,12.................................
tsy aleo mangina rehefa tsy hita ze avaly fa vao mainka when !
Inona no maha when ahy. :roll: :roll:
Tsy misy ma wain zany manko eo ry Mirananirina fa ny tadiavin'ireo atao d ho resy toa ndry Noue i Mirana d tsy hohita eto intsony, i Noue mantsy teo aloha teo saika ny antsasakin'ny afisy eto @ pejy voalohany @ serasera politika d i Noue no mametaka anazy zao nefa raha misy iray napetrany otrany efa bdb, ka Mahereza ry Mirana fa tsy avelantsika ho an'i essera rery ny serasera an! fa zao ry Mirana a! somary asio resaka kely ilay izy fa ohatrany tsy misy mahazaka an'i zokybe essera klé!
9. bazylou
(
07/04/2009 13:11)
sakano fa efa tsy misy ilana an'io intsony e!!!, non, tim non le8, :-D :-D :-D :lol: :lol:
10. xxx
(
07/04/2009 13:20)
hahaha! mangovitra sy matahotra reto fa ho avy ny tompony tanana ho hita eo zay resy
un nouveau gouvernement Ravalomanana en vue. Vos Avis ici
Marc Ravalomanana répond involontairement à notre question de Lundi : Il n'envisage pas d'exil. Marc Ravalomanana est entré en "résistance" . A l'image d'un général de gaulle qui s'adressait aux francais depuis une terre étrangère, Marc Ravalomanana a lancé un message à ses partisans réunis à Ambohijatovo dans lequel il annonce la formation prochaine d'un gouvernement et la nomination d'un premier ministre ! Une annonce qui fait entrer Marc Ravalomanana dans une démarche active. Les interprétations vont bon train : une telle annonce suppose t elle un appui diplomatique mais surtout militaire ? Peut il se permettre de dévoiler ses batteries ainsi s'il n'avait pas une certitude de sécurité pour ses futurs ministres ? Ou est ce une annonce pour rassurer sur la mobilisation de ses supporters ? Comment va réagir la HAT, épaulée par le Capsat, à une formation d'un tel gouvernement ? Nous avons tous vu que la HAT n'hésite pas a faire usage de la force et même plus pour se protéger. Marc Ravalomanana annonce ce gouvernement pour la fin de la semaine et entre dans une phase de communication similaire à celle qu'employait Andry Rajoelina pendant la crise : des annonces choc doublée de date butoire pour tenir mobiliser les troupes. Et comme pendant la crise, Madagascar va se retrouver avec deux gouvernements revendiquant chacun sa légitimité sur le pouvoir. Du déja vu mais en sens inverse cette fois ci ! Vos Avis ici

11. ngoiha
(
07/04/2009 13:47)
Tsy zaka indray ny mijery le ol MAROBE dia atao daholo zao tsipaka rehetra zao.Mbo manana an'ireo CAPSAT VENDRANA JIOLAHIMBOTO ireo dia miseo m'lay.Mba menatra woa ry CAPSAT A JEREO NY POLICE SY NY ZANDARY IRENY KA MPITANDRON'NY FILAMINANA (MIARO VAHOKA TSY MOMBA ATSY TSY MOMBA NY AROA.TSY EFA LANY VE LE VOLA TANY AM'I RADOMELIN'EEE ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
12. Mirananirina
(
07/04/2009 13:56)
Tsy misy ma wain zany manko eo ry Mirananirina fa ny tadiavin'ireo atao d ho resy toa ndry Noue i Mirana d tsy hohita eto intsony, i Noue mantsy teo aloha teo saika ny antsasakin'ny afisy eto @ pejy voalohany @ serasera politika d i Noue no mametaka anazy zao nefa raha misy iray napetrany otrany efa bdb, ka Mahereza ry Mirana fa tsy avelantsika ho an'i essera rery ny serasera an! fa zao ry Mirana a! somary asio resaka kely ilay izy fa ohatrany tsy misy mahazaka an'i zokybe essera klé!
Oay:illimité ange ny connexion6KO e,na 24h/24h tsy olona,saingy indraindray tsy hita izay Havaly FA MITOviTOVY DAHOLO ILAY DINIKA FA NY LOHATENY NO SAMY HAFA.efa notenenina tery dia averina ery,dia mankaleo indraindray.
13. locl
(
07/04/2009 14:42)
Mitabataba foana ry essera fa efa akaiky le andro malaza hiverenan'i Dada dia atao izay hamenoana ny Pages.
Zay tsy manao valifaty izany fa raisina antanandroa nareo rehetra, tsy TGV zahay ka nobeazina t@ valifaty sy ny fandrobana akory.