Miandry porofo ny vahoaka
1. ravonjison
(
06/04/2009 08:40)
Ianareo ve mba nisy nanontany hoe : maninona moa i TGV no tsy mamoaka porofo mazava tokony homena ny mpitsara, ary ny mpitsara ihany no tokony hanapaka na nisy na tsy nisy zavatra tsy ara-dalána nataon-dRavalo.
Tokony hanao izany mihitsy TGV satria farafaharatsiny mba manana antony izy nanaovana io fanonganam-panjakana io ( amiko aloha dia tsy antony tokony anonganam-panjakana izany): hanatsara ny \" image \" -ny eo mpmba azy izany.
Fa matoa izy maika be naka ilay seza, ary matoa tsy mamoaka porofo dia satria TSY MISY NY POROFO.
Ka izay manana porofo dia mba asehoy e ( marihiko fa porofo mazava no hilaina fa tsy \" hypothéses \", na resaka teny andalam-be na avy @ internet.
Miandry ny vahoaka !

répondu par ravonjison le 06/04/2009 14:52
2. essera
(
06/04/2009 09:23)
Raha tapak'andro ary isika sy ianao hiresaka fotsiny ny porofo dia handà hatramin'ny farany ianao sady tsy hanaiky ho resy lahatra satria efa ao amin'ny club des fans.
Somary alefa lavitra kely ny maso fa tsy eo ambany orona ihany papa. Sois objectif fa tsy manara-drenirano be fahatany. Tsy dia afaka mivoatra lavitra loatra ny olona raha vao manao an'izay satria na zatra tolorana, na efa zatra ny atolotra na dia voambaka aza.

3. xxx
(
06/04/2009 09:33)
ravonjison:
Ianareo ve mba nisy nanontany hoe : maninona moa i TGV no tsy mamoaka porofo mazava tokony homena ny mpitsara, ary ny mpitsara ihany no tokony hanapaka na nisy na tsy nisy zavatra tsy ara-dalána nataon-dRavalo.
Tokony hanao izany mihitsy TGV satria farafaharatsiny mba manana antony izy nanaovana io fanonganam-panjakana io ( amiko aloha dia tsy antony tokony anonganam-panjakana izany): hanatsara ny \" image \" -ny eo mpmba azy izany.
Fa matoa izy maika be naka ilay seza, ary matoa tsy mamoaka porofo dia satria TSY MISY NY POROFO.
Ka izay manana porofo dia mba asehoy e ( marihiko fa porofo mazava no hilaina fa tsy \" hypothéses \", na resaka teny andalam-be na avy @ internet.
Miandry ny vahoaka !
porofo inona no bmola tadiavina? na vahaoaka faran'ze vendrana aza ve tsy hahalala ny zavatra tsy nety nataondra8 fa enao mihitsy no minia mikimpy!
4. Mirananirina
(
06/04/2009 09:43)
Na iza na iza teo dia nisy tsy nety sy mety nataony daholo.
i tgv vao niditra ary dia be sahady ny tsy mety ataony.Lasa tgv daholo erany orinasa mpanjakana,fa azy ve ny fanjakana???????? :( .Be ny voaroka aminy asany :x ,didy jadona erany tanàna.

5. essera
(
06/04/2009 09:53)
Mirananirina, aza dia manao boloky. Io lazainao io ange no nataon'i Ra8 e. Ny cadre tao amin'ny groupe tiko no nanenika ny ministera. Dia efa imaginer-nao sahady izany ilay fomba fanaonareo raha izany hoe "tsy maintsy izao izany no fandehany". Enjehin'ny eritreritra ve sa toro-hevitra no ataonao ???
ho an'i Ravonjison moa izany dia raha marina ny adiresy ipetrahanao (Czech Republic) dia resaka amin'ny internet sy ny média isan-karazany no tafita aminao. Tsy fiable à 100% io fa mety misy mihoatra misy tsy ampy. Izahay Mr Ravonjison dia eto an-toerana tsara mihitsy mahita sy mandre ary miaina amin'ny zava-niseho ilay ilànao porofo. Raha mi-surf moa izany izahay dia mameno fotsiny ihany izay zavatra mety tsy ho fantatra nefa amarinina amin'ny tena réalité eto marina. Tsy omena tsiny ianao raha mety ho influencé amin'izay site na source tena nanintona anao. Mampamangy any rangah.

7. Mirananirina
(
06/04/2009 10:09)
Mirananirina, aza dia manao boloky. Io lazainao io ange no nataon'i Ra8 e. Ny cadre tao amin'ny groupe tiko no nanenika ny ministera. Dia efa imaginer-nao sahady izany ilay fomba fanaonareo raha izany hoe "tsy maintsy izao izany no fandehany". Enjehin'ny eritreritra ve sa toro-hevitra no ataonao ???
Hay!!!!!!!!!!!Kanahoana no tsy ovana fa arahina,HITA FA TSY METY.Nahoana no OVANA NY FITONDRANA ?NEFA LAZAINAO FA IO IHANY NO NATAONY RA8
9. xxx
(
06/04/2009 10:18)
mbola porofo inona koa e, na hariva eto aza ny andro, na hiposaka ihany ny masoandro tsy ary ho voatanisa eto akory :x
10. essera
(
06/04/2009 11:18)
Manorata tsirairay any amin'ny adiresiko io ianareo izay liana fa dia omeko documentation milay tsara. Manjary leo be mantsy ny mpisera raha averiko eto satria efa nisy fotoana nandefasako azy teto fa na ny olona namaky aza avy eo tena valaka... Ianareo liana amin'ilay porofo izao dia omeko fahafaham-po manokana raha ilaina izany raha izay no hahasoa anareo.
11. essera
(
06/04/2009 11:21)
Mirananirina:
Hay!!!!!!!!!!!Kanahoana no tsy ovana fa arahina,HITA FA TSY METY.Nahoana no OVANA NY FITONDRANA ?NEFA LAZAINAO FA IO IHANY NO NATAONY RA8
Ianao ange no efa marary saina mialoha e. Raha dinihiko eto mantsy dia convaicue ihany izany ianao fa nanao an'io Dadanareo. Ary io no nopotehina teto raha tsy fantatrao tsara :
DICTATURE ET MONOPOLE
12. Mirananirina
(
06/04/2009 11:38)
Ianao ange no efa marary saina mialoha e. Raha dinihiko eto mantsy dia convaicue ihany izany ianao fa nanao an'io Dadanareo. Ary io no nopotehina teto raha tsy fantatrao tsara :
DICTATURE ET MONOPOLE
Fomba ny gasy rehetra io,Nilaza i tgv fa foanana ka nahoana no nataony pire kokoa ary,VALIFATY NY EX VINANTO DRA8 VE EEEE :) no tadiaviny izany fa tsy hitsinjo ny vahoaka an.
sao inao no MARARY SAINA.JAMBA TSY MAHITA LALANA.nTsôôôô...........
13. xxx
(
06/04/2009 12:08)
Raha nisy tsy nety nataon-dRa8 ka nisy porofo mivaingana tsy maintsy efa lasa teny amin`Fitsarana izany kanefa na nisy izany na tsy nisy , tsy manamarina mihitsy ny Coup d`Etat nataon`i TGV akory izany . Ny Vahoaka ihany no manapa-kevitra na ajanona Ra8 na tsia fa i TGV akory tsy vahoaka . Manao tsinontsinona ny safidim-bahoaka i TGV ary izay no tena mahatezitra ny ankamaroan`ny vahoaka azy ankehitriny . Tsy afa-manoatra fotsiny ny olona nohon`ny amin`ny CAPSAT !!!
14. ravonjison
(
06/04/2009 14:52)
essera:
Mirananirina, aza dia manao boloky. Io lazainao io ange no nataon'i Ra8 e. Ny cadre tao amin'ny groupe tiko no nanenika ny ministera. Dia efa imaginer-nao sahady izany ilay fomba fanaonareo raha izany hoe "tsy maintsy izao izany no fandehany". Enjehin'ny eritreritra ve sa toro-hevitra no ataonao ???
ho an'i Ravonjison moa izany dia raha marina ny adiresy ipetrahanao (Czech Republic) dia resaka amin'ny internet sy ny média isan-karazany no tafita aminao. Tsy fiable à 100% io fa mety misy mihoatra misy tsy ampy. Izahay Mr Ravonjison dia eto an-toerana tsara mihitsy mahita sy mandre ary miaina amin'ny zava-niseho ilay ilànao porofo. Raha mi-surf moa izany izahay dia mameno fotsiny ihany izay zavatra mety tsy ho fantatra nefa amarinina amin'ny tena réalité eto marina. Tsy omena tsiny ianao raha mety ho influencé amin'izay site na source tena nanintona anao. Mampamangy any rangah.
I - Resaka principe na demokrasia no tiako resahina eto:
1- porofo------fitsarana-------fanamelohana-------fanatanterahana.
2- fifidianana ihany no ahazoana seza.
Ireo ihany no hitako fa lalána mety. Fa tsy resaka fandresen-dahatra mihitsy. Na resinao lahatra eto aza ao, na resiko lahatra ianao dia tsy hampiova ny raharaham-pirenena izany. Fa ny mampiova ny raharaham-pirenena dia ny fanarahana io principe voalazako io.
II - Tsy hoe izaho atý andafy no tokony hitsaranao ny toe-javatra. Raha atý andafy ny olona sasany, tsy midika izany fa tsy mafantatra ny zavamisy izy ireo. Samy hafa ny fomba fiasantsika ary samy manana ny fomba ataony ahafantarany ny toe-javatra ny olona.
Ianao izao ao Dago dia izay ny hevitrao, misy koa olona iray ao Dago ary mifanohitra @ hevitrao ny heviny. Dia hoy ianao hoe : tsy ampy ny infirmations-ny satria mifanohitra aminy ny hevitrao ? Iza aminareo roa ary no tena manana informations ampy ?
Marivo loatra izany fomba fiasainanao izany. Ny communiste no nanao izany, sakanany daholo ny media rehetra mba tsy hifanerasera @ ao antoerana,sakanany koa ny hevitra avy atý ivelany, mba hahazoany milaza fa izay lazainy ihany no marina, ary izay lazain' ny sasany dia diso.
Tandremo ihany , efa nilaozan' ny toetrandro izany fisainana izany.
Miandry ny vahoaka, raha misy ireo porofo , asehoy ho hitan' ny rehetra.