tim na tgv ara psikolojia
1. mazavajery
(
06/04/2009 06:30)
ireto misy fanamarihana vitsivitsy ara psikolojia dia fantaro izay misy anao: tgv: ireo kamo be tenda ,manantena vakitrano lava mba hivelomana ,ireo mitady asa nefa tsy mahita noho ny tsy fahaizana izay hita soritra eny ami tarehiny ny tsy fahavononana,ireo mpianatra gisitra lava dia ny namana sy na mpampianatra no hilana vaniny ,ireo mpanofa trano tsy dia tsara fandoa fondrontrano isambolana fa mihevitra ny tenany be sandry na mahay lalana na mhitahita mpitsara, ireo tsy dia serieux loatra eo amin ny asapivelomana andavanandro ka manilika andraikitra amin ny fitondrana ,ireo tsy nahazo seza teo amin' ny fitondrana satria fantatr olona toetra ka manahirana ny hanome azy izany toerana izany ,ireo be fialonana raha mba mahita ny eo akaikiny mba ambinina amin ny atao, santionany ireo fa raha mahita ianao dia aza misalasala manampy ,
TIM: ireo malemy paika ,tsy tia ady ,ireo mihevitra fa ny hatsembohan ny tava no hinanana , ireo tsy mamaly nadia voadaroka aza , na notorahana aza ny fiarany ,na dia nohendahina aza dia tsy afaka mamaly fa manantena an i jehovah hamaly izany ,ireo izay tsy mba misaina ratsy ka mihomehy amin ny fahavoazan ny sasany ,ampio raha hitanao fa tokony ampiana nefa aza mandainga...

répondu par Mirananirina le 06/04/2009 15:25
2. ravatorano
(
06/04/2009 06:52)
izay zany ilay hoe samy manana ny fomba fijeriny avy e !
fa tsy voatery ireo no mitombina amin'ny hafa ary tsy azo lazaina ho lainga koa ny voalazan'ny hafa eo.
Fa amiko na ny mpitarikia ny TIM na ny TGV dia samy nandika ny lalampanorenana avokoa ka mahatonga izao "sakoroka" izao §! izay ihany

4. njara2007
(
06/04/2009 07:22)
Amiko tsy marina loatra ny psykologie fandinihina nataonao. ny TGV marina fa misy ireo olona voalazanao ireo fa aza hadinoina fa tsy vitsy ihany koa ny TIM manana io fomba fisainana io. D mitovy am'zay ko ny TIM misy ny hendry misy ny maditra; fa ny zavatra hitako fotsiny dia hoe: HAMAFISIKO NY TENIN'NY ZOKIBE RAVATORANO; Tsy ny Fifanenjehena no vahaolana am'zao raharaha izao fa ny fifanantonana ihany. Tsy misy manana ny marina na ny TIM na TGV
5. bozyboleta
(
06/04/2009 07:44)
Samy manana ny zorony hijerena ny tranga tsirairay.
Ny marina dia izay voafehin'ny didy aman-dalàna ka ananana porofo fa tsy anaovana fafy lainga.
Raha nandika ny marina izany ka nanitsakitsaka ny lalàna velona arahim-porofo dia meloka ary tokony nampiharina ny lalàna, na iza na iza.
Fa izany ve no zava-misy izao?
Ny zava-misy izao dia ny fanaovana ny lainga ho marina ary ny fanitsakitsahina ny marina.
Ny zava-misy izao dia ny famarotana ny lainga @ volabe sy ny famonoana ny marina @ alalan'ny basy sy ny ramatahora.

6. Oay
(
06/04/2009 07:55)
Maza be ilay jery na d mivilana aza!
Marina fa ny TGV d olona mafy ady ka d zarany aza nisy an'iny hetsika iny nanehoany ny heviny d izy ireny efa nisotro ny aleoko maty satria efa very fanantenana t@ fiainana! Ireo sarambabebahoaka no lazaiko an!
Ny TIM indray d olona mpisolelaka kely aina tsy mahatanty ny tsy mihinana intelo isan'andro ka ho azy ireo d aleony nangina na efa ho lasan'olotokana miaraka @ vahiny vitsivitsy ambongadiny aza ny taniny.Nangina izy ireo na d efa nitsangana aza ny fanandevozana @ endrika vao² satria ny karama d karama vary masaka! d ireo olona ireo no nihezaka hamerina an'i dada kanefa tsy mahatanty lazon'ady satria efa tsy zatra ny tsy mihinana! fa ny TGV na nijanona enimbolana aza ny hetsika d nahatanty satria efa zatra ny tsy mihinana haf tsy indray mandeha isakin'ny roa andro!
REsaka fahazarana miady @ hamafisan'ny fiainana no mahasamy hafa ny mpanaka ny TGV sy TIM!
Ny TGV efa zatra mafy ady d tsy mivaky loha na hofaty aza!
Ny TIM indray efa zatra misolelaka satria tsy mahatanty ny tsy hihinana!

7. bozyboleta
(
06/04/2009 08:14)
Marina fa ny TGV d olona mafy ady ka d zarany aza nisy an'iny hetsika iny nanehoany ny heviny d izy ireny efa nisotro ny aleoko maty satria efa very fanantenana t@ fiainana! Ireo sarambabebahoaka no lazaiko an!
Hay tokoa moa! Dia lay hetsika zany dia ny hanapotehana ny an'ny hafa @ zay miara-tsy manana dia miara-mafy ady ôtr'azy. Zany mba toe-tsaina!!! 8O 8O
Ny TGV efa zatra mafy ady d tsy mivaky loha na hofaty aza!
Ny TIM indray efa zatra misolelaka satria tsy mahatanty ny tsy hihinana!
Hay indray koa! Tena tsy mivaky loha marina ary tsy vonona ny hivoatra mandrakizay fa faly @ fahantrana ary mitady ny hafa hihetry hitovy aminy. Zany mba toe-tsaina!!!8O 8O
Filàna voa-janahary ao anatin'ny olona ny mitady tsaratsara kokoa hatrany fa tsy hionona fotsiny @ efa eo.
Ny hatsembohan'ny tava no hihinanana, ary tsy misy mpitondra hizara fotsiny izany na hisolelaka eo aza. Famporisihana no nataon'ny mpitondra teo mba hiasana tsara, mafy, haingana ahafahana mandroso sy miaina tsara kokoa hatrany.
8. Oay
(
06/04/2009 13:24)
neny bozy a!
Tsy ho takatrin'ny sain'izay tsy mbola niaina an'izany hoe miainga ny maraina hitady ary miverina ny hariva tsy nahita izany satria zavatra tsy fantany.
neny a! zao an! ataovy ao antsaina fa vitsy anisa ireo efa tsy miraraha ny fiainana ireo fa betsaka ihany izy raha hanakorontana! ary ny nahavoa an'i dada d efa lasan'i TGV ny ankamaroan'ilay tsy miraraha izay hofaty d vitsy an'isa ny nanaraka antsika.
Za anie ry neny malahelo an'i dada fona d manonofy isak'alina é! fa atao akory ary, tsy hitako izay azo atao, fa izahay sy dada rehefa miresaka d izy niteny tamiko fona hoe rehefa antsika ny vola d voafehintsika ny tany, d malahelo za zao fa ny mafy ady no nadrava ny fitondrantsika!

9. bozyboleta
(
06/04/2009 14:37)
:-D :-D :-D :-D :-D
Tsy ampy dôzy nga oay???
Toa mirediredy be r'tony e.
Mangina zany zanako zany.
Tsy ampy dôzy nga oay???
Toa mirediredy be r'tony e.
Mangina zany zanako zany.
10. Oay
(
06/04/2009 14:47)
bozyboleta:
:-D :-D :-D :-D :-D
Tsy ampy dôzy nga oay???
Toa mirediredy be r'tony e.
Mangina zany zanako zany.
neny bozy a!
diso dozy ndray ary ato ny zanakao satria efa fantatr'i neny fa navelan'i dada tamiko ny lakile d za zao no mitantana d kelikely fotsiny no omeko ny Mafana sy ny mpiasan'i dada taloha d etsaka be za ry neny a! voky antendaha za ary ato matahotra hoe sao d mbola tanora loatra d hotratran'ny diabeta satria tsy mivoaka ato za fa mampirisika ny mpiasan'i dada ho eny Ambohijatovo no ataoko, d i neny zao mahafinaritra fa mipetaka tsara daholo ny afisy, tsara daholo ny lohaten'ireo afisy napetak'i neny tato ireo an!
11. Mirananirina
(
06/04/2009 15:25)
Hafa indray ity marina,tsarova fa na aiza na aiza aleha dia tsy mantsy misy ny mpanao ny ratsy sy mpanao ny tsara.Tsy mitombona amiko raha ratsy daholo ny 1 na tsara daholo ny 1.