FAHENDRENA

1. sohitika2008 ( 05/04/2009 23:04)
Inona no FAHENDRENA tian'io Raiamandreny io holazaina eto ?

répondu par soanja le 10/04/2009 19:57
2. soanja ( 09/04/2009 16:42)
Marina tokoa ny soratra sady tohanako saingy tokony tsy hanao ilay t-shirt koa izy anefa! Satria mifanipaka amiko ilay hafatra.
3. sohitika2008 ( 09/04/2009 21:10)
tsy voavaly ny fanontaniana
4. soanja ( 10/04/2009 19:57)
Niniako tsy novaliana tokoa io satria samihafa ny fahendrena na eo amin'ny samy TIM sy ry TGV , ny samy Malagasy, sns hafa.... Matoa isika ao anaty korontana dia mbola tsy voafaritra tsara io teny iray io.

Zah aloha mahafantatra ny ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0872