miharitra kely sisa dia ho vita ny tolona
1. ra8enforce
(
05/04/2009 19:10)
Dans un communiqué daté du 5 avril, les officiers et militaires "légalistes" dénoncent les "brutalités et abus exercés par certains militaires sur les civils". Ils annoncent prendre les mesures nécessaires si les "abus continuent" - 05/04/09 :roll: :roll: :roll:
répondu par rabaradaka le 06/04/2009 07:11
2. xxx
(
05/04/2009 19:17)
karakarao fa mivoraka i kapisaty e ,ao @ cakisaty no lalana e :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. ndenn
(
05/04/2009 19:48)
Efa raikin- tapisaka ao an-tsain' ny malagasy ny tsy fitsinjovana ny fahantrana miseho manodidina azy hatramin' ny naha-voazanaka ny firenena , noho ireo lomorina nananan' ny mpitondra voagejan' ny hery sy ny famonoana hatramin' ny 1896 no mankaty !!
5. xxx
(
05/04/2009 19:55)
tsy misy solution afatsy ny fialan'i tgv ,ary synthese 2 assises nationa ivato et carlton,vive manadafy
6. andrywui
(
05/04/2009 20:42)
hi! hi! hi! hi! hi! mapalahelo ny Tim sy bat.. ay azafady ra8ebforce manko e
7. rabaradaka
(
06/04/2009 07:11)
Dadatoa a, tena marina daolo ve zany ? Sika eto ange efa malaza mpanely tsaho e
