tsy haiko fa te hametraka fanontaniana aho dia nasaina nandeha tery ambany hoe anontanio ery ambany(bas de page izany,dia misy hoe tsindrio eto raha hanontany ao amin'ny forum,dia asa raha tafiditra izany aho fa dia te hanontany aho hoe ahoana ny hatao raha tsy te handray ilay resabe fifamaliana avy ato amin'ny serasera ireny intsony aho ao anaty mail-ko kanefa aho mbola te hianona ho membre ato fa tsy te handray ireny fotsiny?