Historic

1. eightman ( 03/04/2009 16:40)
Ny voka-pifidianana farany dia afaka mba hanampy antsika tsirairay hieritreritra :
Le dernier élection présidentiel à Madagascar
The last presidential election in Madagascar
Marc RAVALOMANANA 54.8%,
Jean LAHINIRIKO 11.7%(x)(h)
Roland RATSIRAKA 10.1%(x)
Herizo RAZAFIMAHALEO 9.1%
Norbert RATSIRAHONANA 4.2%(x)(h)
Ny Hasina ANDRIAMANJATO 4.2%(x)(h)
Elia RAVELOMANANTSOA 2.6%(x)
Pety RAKOTONIAINA 1.7%(x)(h)
other 1.6%
Teny gasy:
koa samia mieritreritra aza !!
Ny amiko manokana aloha dia efa mazava ny resaka . I Herizo moa tsy omentsika tsiny satria efa maty fa ny hafa ankoatrany dia hitantsika mazava fa nandray anjara tamin'ny fanonganam-panjakana , koa mazava ho azy hoe iza no safidim-bahoaka dia iza no tsy tian'ny olona .
Ireo nasiana (x) amin'ny farany dia olona nandray anjara amin'ny fanonganam-panjakana ary ireo nasiana (h) kosa dia ireo olona tafiditra mpikambana ao amin'ny HAT !! anjarantsika misaina no mieritreritra !!
Teny frantsay :
La situation est claire, puisque Herizo est mort , le reste des non élus par la population malgache ont contribué à ce coup d'etat ! Il est clair que le choix du peuple malgache ne s'est pas porté sur les putchistes et on en conclu facilement que le peuple malgache n'aime pas ces gens malsains .
note : Les putchistes sont marqués d'une (x) et les membres actuels de la HAT porte la notation (h)
Teny anglisy
The situation is clear !! Herizo was dead , we don't think what he was doing if he was always alive , It's clear that people don't like them and they do the coup d'etat , people's choice are not the few putchist politician !!
note: putchist (x) , actual HAT member's(h)
répondu par tafondro le 04/04/2009 01:52
2. xxx ( 03/04/2009 17:37)
ary @ teny sinoa? :roll:
3. fijo ( 03/04/2009 19:11)
ka ny an tsika efa hoe seza ihany.iza amin'ireo no hisaina izay maty tery sy tatsy fa seza aloh adia amin'ny manaraka koa
4. tafondro ( 04/04/2009 01:52)
xxx:

ary @ teny sinoa? :roll:


hin onn han tson ankaoniong hai tsu mu komok kogona parass laffrrik tai tai kel mion tsung mong puan woinwoin haui ,ah ah ah ah ah !!!
tsy ratsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0833