Ireto TIM maty niakatra tosi-drà ve nolazaina fa voatifitra?
1. kidoropamba
(
03/04/2009 15:59)
Araka ny fandihadihana nataon'ireo manampahaizana manokana @ "sondage capsule" dia fantatra izao fa miisa zato mahery ireo mpikambana TIM nodimandry nohon'ny fiakaran'ny "tosi-drà" tao anatin'ny roa volana lasa teo iny.
Ireny faty ireny izany izao no lazain'ny TIM fa maty voatifitra. Mampalahelo ilay fisainana e.
Mbola maro koa ireo TIM izay manatena fa hiverina ilay ravalon-doza kanefa lery rerahan'ireto vehivavy virjiny ao swaziland ao isan'andro ka nihena be ny nofo-pe-any ao. Reraka le dada fa tsy nahatanty ny rythma an'ireto virjiny kingakinga ireto. Virjiny vavy valo isan'andro no ataon'ny lery sakafo ao ka aiza no tsy hiteniteny fahatany ny hafarany. Voakaikikaikitra isa-maraina levalo ka tena miteny irery ao swaziland e. Mampalahelo.

répondu par pink le 03/04/2009 21:03
2. locl
(
03/04/2009 16:08)
Inona moa no atao hoe tosi-drà aminao ranamana, ary inona no antony tena mahatonga azy? Fa raha tsy naianatra azy hianao dia tena volonté aho hanome anao lesona maimaim-poana.
Raha nalahelo ireo maty hianao....tena nalahelo tokoa, naninona re no tsy nadray andraikitra fa Malagasy mitovy aminao anie io na TIM aza e! Rehafa any andanitra tsy misy antoko izany intsony.

3. mazavajery
(
03/04/2009 16:20)
mampalahelo ny fisainanao hita mihitsy hoe lohana fozaorana nefa mba milalao internet tsy aleo ve ianao mba farafaharatsiny mba mibebaka sao dia hiaraka aminireo mpandro fanjakana sy fananan olona sady mpampihorohoro any amin ny afo mirehitrafo sy solifara izay lalana tsy maintsy hizoranareo tsy ho ela satria tsy zakan i jehovah ny fampahoriana ny olony !
4. Noue
(
03/04/2009 16:22)
kidoropamba:tsy aiko oe inona no mba misaina ao @ nao ao ee ?? tena tsy ho avotra intsony ianao io!
Araka ny fandihadihana nataon'ireo manampahaizana manokana @ "sondage capsule" dia fantatra izao fa miisa zato mahery ireo mpikambana TIM nodimandry nohon'ny fiakaran'ny "tosi-drà" tao anatin'ny roa volana lasa teo iny.
Ireny faty ireny izany izao no lazain'ny TIM fa maty voatifitra. Mampalahelo ilay fisainana e.
Mbola maro koa ireo TIM izay manatena fa hiverina ilay ravalon-doza kanefa lery rerahan'ireto vehivavy virjiny ao swaziland ao isan'andro ka nihena be ny nofo-pe-any ao. Reraka le dada fa tsy nahatanty ny rythma an'ireto virjiny kingakinga ireto. Virjiny vavy valo isan'andro no ataon'ny lery sakafo ao ka aiza no tsy hiteniteny fahatany ny hafarany. Voakaikikaikitra isa-maraina levalo ka tena miteny irery ao swaziland e. Mampalahelo.
5. Oay
(
03/04/2009 16:30)
mazavajery:
mampalahelo ny fisainanao hita mihitsy hoe lohana fozaorana nefa mba milalao internet tsy aleo ve ianao mba farafaharatsiny mba mibebaka sao dia hiaraka aminireo mpandro fanjakana sy fananan olona sady mpampihorohoro any amin ny afo mirehitrafo sy solifara izay lalana tsy maintsy hizoranareo tsy ho ela satria tsy zakan i jehovah ny fampahoriana ny olony !
Mampatsiahy ahy ny tenin'i Marc Ravalomanana t@ 2002 ity lazain'i mazavajery ity ozy mantsy izy tamin'izay:.... ho anareo ireo tsarovy fa tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo, ary ianareo ireo manana taranaka ka tsarovy fa hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao zavatra ataonareo izao.
Ny zavatra nataon'i Ratsiraka tamin'izay d nogehazan'i Ratsiraka ny TVM sy ny RNM ka tsy mba nilaza ny vaovao teo @ 13mai.
D inn nataony rehefa tonga ny 2009 tsy ampy azy ny tsy namelany ny mpanohitra haneho ny heviny tao @ RNM sy ny TVM fa mbola nohelingeleniny indray ireo heno amanjery nisy teto Tana (brouillage) d iny niarahamahita iny ny nahazo an'i Marc Ravalomanana aloha hatreto.
Ka d marina tokoa fa Jehova tsy mahazaka ny ratsy atao @ olony.
6. andrywui
(
03/04/2009 16:42)
hoy mazavajery
de ref ts mitovy hevitra aminao sy manohatra ny hevitrao sy tsy Tim zany de zay no fandraisanao azy ???? ppffffffff !! nemportekoa
mampalahelo ny fisainanao hita mihitsy hoe lohana fozaorana nefa mba milalao internet tsy aleo ve ianao mba farafaharatsiny mba mibebaka sao dia hiaraka aminireo mpandro fanjakana sy fananan olona sady mpampihorohoro any amin ny afo mirehitrafo sy solifara izay lalana tsy maintsy hizoranareo tsy ho ela satria tsy zakan i jehovah ny fampahoriana ny olony !
de ref ts mitovy hevitra aminao sy manohatra ny hevitrao sy tsy Tim zany de zay no fandraisanao azy ???? ppffffffff !! nemportekoa
7. mazavajery
(
03/04/2009 17:01)
koa tsy efa nodoran ny tgv ve ilay tvm sy rnm tsy navela nidirany mbola kado koa ny mbs ary ireo fananan olona norobaina hatrmizao tsy misy farany fa angaha tami 2002 may ny fananampanjakana nisy famakiana ministera tamin ny burin sy maritoa ary hetimby dia nisy gadra naverina ho olomanaka indray dia nisy lapapanjakana nalaina tamin ny basy sy tank fa tsy ny valimpifidianana no nangalarindratsiraka dia tonga ny korontana ; fa tsarovy ny tantaran i joba fa na dia nasoron ny devoly daholo aza ny fanany rehetra dia nosoloin andriamanitra avo zato heny satria nahatoky azy izy; ary ny filohampirenena marc ravalomanana dia hita mihitsy hoe mitovy ami joba ny tantarany ;mety hoy ianao hoe ary inona ireny sampy tao ambohitsorohitra sy iavoloha ireny ;dia hoy aho aminao hoe azo foronina daholo ny zavatra rehetra rehefa tsy ao intsony ilay olona jesosy izy tenany hivavahantsika aza anie nolazain ny mpisoronabe sy mpanoradalana hoe mpanomposampy eh; fa diniho tsara ary hisaino tsara fa tsy maintsy haverin i aminy dada daholo ny fahefana sy ny fananany rehetra ary mbola ampitomboiny zato heny aza!
8. xxx
(
03/04/2009 17:27)
kidoropamba:
Araka ny fandihadihana nataon'ireo manampahaizana manokana @ "sondage capsule" dia fantatra izao fa miisa zato mahery ireo mpikambana TIM nodimandry nohon'ny fiakaran'ny "tosi-drà" tao anatin'ny roa volana lasa teo iny.
Ireny faty ireny izany izao no lazain'ny TIM fa maty voatifitra. Mampalahelo ilay fisainana e.
Mbola maro koa ireo TIM izay manatena fa hiverina ilay ravalon-doza kanefa lery rerahan'ireto vehivavy virjiny ao swaziland ao isan'andro ka nihena be ny nofo-pe-any ao. Reraka le dada fa tsy nahatanty ny rythma an'ireto virjiny kingakinga ireto. Virjiny vavy valo isan'andro no ataon'ny lery sakafo ao ka aiza no tsy hiteniteny fahatany ny hafarany. Voakaikikaikitra isa-maraina levalo ka tena miteny irery ao swaziland e. Mampalahelo.
:D
Lé kozy ohatr'izao mihitsy no tsy ahafozako an'i ra-kidoro. Saotra leisy an!
Tsiky dia ampy hoy izay mpiandraikitra iray izay.
:)
9. fijo
(
03/04/2009 19:19)
de inona moa no mba ten afitondran amisy ao mada izao?iz ano entina?ary inona no atao?
toa tsy misy zavatra tena mandeha ao izao,fa grevy ary,halatra atsy,tifitra eroa;fanendrena olona eny an dalana;

10. pink
(
03/04/2009 21:03)
Aza mbola milaza fa naharesy aloha ry Tgv -istes fa mbola tsy hay ny tohiny satria ny vola ity no tsy misy... Ny vahoaka mila misakafo.Ny mpitondra fanjakana mila karama sy vola..aiza no ahitana izany.. Maromaro iany anie ny denominateur hizarana gateau ankehitriny . Sao dia mie de gateau sisa no azo vao loza.
Hifamaly eto nefa ny hatokona ity mbola tsy misy fa mbola tadiavina raha ho hita...
Ity marina no atao hoe vivre au jour le jour,,mihinana ny tahiry, mandrapaka ny fananany hafa... tena maizina izay ho diavina ...
ny ahiako mety hiantso any Dada ihany..