Tafika malagasy : henatra ho an`ny Firenena

1. xxx ( 03/04/2009 14:55)
Lazaina fa ny Tafika no dernier rempart e , baionnette intelligente e , nefa dia izy ireo (CAPSAT) mihitsy ity no manongam-panjakàna nohon`ny fitiavam-BOLA . Tena mitsanga-menatra ny Tafika malagasy @ zao ataon`ny CAPSAT izao . Aiza ve ka izao imbecile rehetra izao no autoproclamer-na ho CEMGAM ? na ny miteny frantsay aza nedala savolaina be nefa dia Colonel ! . Tsy hasian`ny olona hasiny intsony ny miaramila manoloana ny zava-mitranga ankehitriny fa tena mirefarefa tanteraka . Ny zavatra mampalahelo dia ny tsy fisian`ny fandraisana andraikitra avy amin`ireo Corps Hafa fa dia toa ohatran`ny miray petsapetsa aminy ny ankolafiny rehetra . Raha toy izao no atao hoe Tandroka aron`ny vozona dia tena mampite-hiteny hoe : aleo tsy misy fa mandany volam-panjakana fotsiny
répondu par xxx le 04/04/2009 05:10
2. xxx ( 03/04/2009 15:06)

ary ny AUTOPROCLAMEE PRESIDENT t@ 2002 , ahoana iny?

nanomboka teo dia varalila ny zavatra e!

Autoproclamé 2002 nisy
dia nisy koa ny autoproclamé 2009

Mpivarotra ronono tsy manana CEPE 2002 nisy
dia nisy koa DJ 2009

Tsy mahay miteny frantsay 2009 ny CEMGAM hoy ianao!
tsy mahay miteny frantsay koa ny prezida Ravalondoza
3. xxx ( 03/04/2009 15:26)
TAMINY 2002 RY TSISY SAINA NISY FIFIDIANANA A? ARY NANANA POROFO? FA IO TGV NGA NISY FIVIDIANANA??? MIERITRERETA VAO MITENY
4. xxx ( 03/04/2009 15:38)
tsy hifanditra aminao @ izay fifidianana isika, ny anareo rahateo moa dia 1ère tour hatrany dia vita, fa izao:

nanainky ary nanao sonia tany dakar fa hanao 2ème tour Ravalo, fa hoe tsy nisy lany taminy 1ère tour, ka porofo inona indray no ho lazaintsika.

tonga taty dago izy dia nilaza fa president ary dia nanao autoproclammation.

Fombany ihany io manda ny zavatra teneniny io.

ni-demissionne izy t@ 17 mars 2009 dia lazainy fa tsy ni-demissionne indray
5. patrick2002 ( 03/04/2009 15:48)
Ny zavatra mampalahelo dia ny tsy fisian`ny fandraisana andraikitra avy amin`ireo Corps Hafa fa dia toa ohatran`ny miray petsapetsa aminy ny ankolafiny rehetra .

midika izany fa mahatoky ny CAPSAT ny corps hafa mpitarika fotsiny ny CAPSAT ,fa pour anio daholo ny miaramnila. Mbola tsy nisy ny fivakisana eo @ tafika ,i Ravalo no tsy nahatoky ny tafika ka efa mitady hampiditra miaramila SADC ,izay tsy nankatoaviny tafika ,izay no nahatonga ny capsat nandray andraikitra ,aiza ve kou colonel eo be dia be nefa mercenaire sud africain no halefanao hibaiko ny EMMONAT mahamenatra .
Mba aiza moa izao ilay EMMONAT ?
6. andrywui ( 03/04/2009 16:44)
Ny tafika malagasy de tsy henatra ho an'ny firenena mihitsy satria xtsy ny firenena no napoakany fa Ravalo irery fa ireo mpisolelaka taminy no mbola mila faizina kely
7. fijo ( 03/04/2009 19:25)
hihihii efa ten atsy hain'ialahy isany intsony ny atao hoe henatra an.hummmm,ny lalana moa efa ela no tsy nisy taminareo,fa izao vao ita hoe ,kay ny henatra kao very.
8. xxx ( 03/04/2009 22:14)
misy foana ny tsy misaina mampitovy ny 2002 sy 2009, ny akamaroany vahoaka malagasy nifidy t@ 2002 d nahatsapa tanteraka t@ vato nalatsany fa nandresy ra8, ary raha nisy ny fifanarahana tany Dakar tsy hoe tsy nanaiky ra8 fa ny vahoaka maro an'isa nifidy no niteny sy nangataka an-dra8 hoe raiso ny fitondrana ary nanaiky sy nanaraka ny teniny vahoaka izy, raha dinihina tsy tena autoproclammation no nataony fa ny safidim-bahoaka. MAZAVA!!!
9. xxx ( 04/04/2009 05:10)
tsikeraina daholo zao fa tsy mahay teny frantsay hono r8, fa tsy misy manakiana mihitsy hoe i anona tsy mahay teny malagasy :-D :-D :-D
nefa koa tsy ny fiteny ihany, misy tsy mahay koa hoe Ariary izao ny ventim-bola ampiasaina mbola misy mahita ihany hoe 12500fmg ny menaka.
de asa koa fa tsy fantany hoe Ar1=5fmg, na izy mihitsy no tsy nianatra calcul :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8517