Fa manana baomba ngah ny Malagasy sy TGVendrana ?
1. karavasy
(
03/04/2009 14:34)
Dia faly manao revingadra satria namoaka gadra, manao an'i sareraka ho mpikamban'ny fitondrana tetezamita ka hihirahirany ny revin-drongoniny, dia milaza koa hoe anjerao baomba izay firenena mankatoa an-DRavalomanana. Ny miaramila aza film sy sarin'ady ary manenjika dahalo sy mpanao grevy no fantany koa hoe baomba aho baomba. Asaivo mametraka basy ny miaramila ireo raha tsy matin'ny olona. Ho avy izany manko.
répondu par fijo le 03/04/2009 19:40
3. xxx
(
03/04/2009 14:37)
Zah aloha raha mahazo iray am`ireo Capsat ireo tsy mitondra basy , ampihinaniko tsara mihitsy ! Iray sy iray !
4. penguin
(
03/04/2009 14:37)
Baomba hafa ny an'i TGVendrana raha tsy hainao. Ny lohany sy ny vatany tanora ary maherivaika na malemy lohalika aza saingy ny atidohany taritin'ny goaika antitry ny politika gasy tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza.
5. Samoana
(
03/04/2009 15:16)
Izay aho vao nahita sary fa manja kosa aloha ilay centre de conférence ao Ivato e. Nahavita mihintsy ry tgv prezidà vao tsy ampy roa herinandro akory :-D
6. locl
(
03/04/2009 16:21)
hihihi tsy menatra akory mankao @ zavatra vita'i Prezidà Ravalo, raha le baomba aloha ry reto dia tsorina fa tsy misy fa baomba fofonkiraro miaramila CAPSAT angamba no entina miady.
Oka fa resy amboalohany e!Sa te hisintona ny medias mondial indray rehefa manafika ny miaramila SADEC,de hoatry ny Palestinien sy ny Israelien ve?
Ka amin'izany ange le olona no hanondro sy hanoro le miaramila SADEC hoe iretsy ny CAPSAT e!
Hoatry ny hitako eto ery, mandefa drone kely ny afrique du sud manao reconnaissance dia efa mandositra ry CAPSAT.

7. fijo
(
03/04/2009 19:40)
ô leti ara samoina an,ahy tokoa elahy tany tsy mbola vita io?milay be ka,sady malalak abe.fa ny mampiomehy anie,dia saika hisy andoro io tamin'ny le 26 janioary iny e.nefa izao ,kay hoampiasaina indray.
de tsapanareo amin'izany ny sainy
de tsapanareo amin'izany ny sainy