ra8tontakely , mpangalatra,mpandaingavelona
1. xxx
(
03/04/2009 12:37)
Marina izany !!fa izay jamba tsy nahita, soa fa nisy ny mahiratra sinon , aiza no halehan'ny Madagascar kely
Ho faran'izay mahantra indrindra
ira8 no hotompoina*
ira8 no mitsara
ikaravasyra8 koi !! soa fa izy izao no voalakolakon'ny karavasy :roll:

répondu par Oay le 03/04/2009 14:13
2. ifiona
(
03/04/2009 13:02)
eritrereto ary oe i Ravalo no namoaka gadra politika dia nilaza hoe: anay amin'zay zao Ambohijatovo hatr@ sabotsy, fa zay tgvistes mitonatonana aty dia ataonay mahita faisana?
mety ve zany? nefa moa tsy ravalo no eo dia tsy haratsianareo
zay no hilazako hoe tsy izahay akory no jamban'ny fitiavana an'i ravalo fa nareo no jamban'ny tsy fitiavana anazy.

3. soanja
(
03/04/2009 13:47)
xxx:
Marina izany !!fa izay jamba tsy nahita, soa fa nisy ny mahiratra sinon , aiza no halehan'ny Madagascar kely
Ho faran'izay mahantra indrindra
ira8 no hotompoina*
ira8 no mitsara
ikaravasyra8 koi !! soa fa izy izao no voalakolakon'ny karavasy :roll:
Ka izay ilay olana amintsika ankamaroany kooo, betsaka tokoa no jamban'ny vola, fa ny tena betsaka eto dia jamban'ny filaminana sy ny fisoneniky ny fiainany ka tsy hahatsapa velively ny hamafin'izany fangirifiriana any ankodahodan-tany any sy ny tsy fetezan'ny fitiavan-tena be loatra rehefa ampiharina amin'ny madinika tsy toa azy.
Ntsooh ontsa anao aho ry Gasikara! Samatsamahan'ny fifikirana amin'ny fitiavan-tena!
4. ravatorano
(
03/04/2009 14:04)
eto zany d ny fametsoventsoana no betsaka e
ny tora po d tena misy mahavaky fo tokoa
fa izao maninoa raha tena arahina asa mihitsy e
samia mandini tena aloha hoe inona no mba anjara biriky entinao ho an'ny firenena sy ireo vahoaka majinika ianjadian'ny fangirifiriana any ankodahoda any fa tena misy mantsy zany
inona no mba azonao atao aminireo vahoaka any antsimo kere amizao
mbola ny amerikanina ihany no nanome vola 50 000 USD hanampiana azy ireo fa isika be resaka eto inona no ho vitantsika ho an'ity firenena ity

5. Oay
(
03/04/2009 14:13)
Marina ny an'i ravatorano,
ny ana zao ny anjarabiriky nentiko d hoe mba hisian'ny filaminana d aleo hiresaka eny ambony latabatra ny mpanao politika fa aoka tsy hanao izay hanokorontanana intsony satria efa azo atao ny mifankalo hevitra d zay!