Iza no mbola sahy milaza fa tsisy maty omaly sy t@ sabotsy?
1. Noue
(
03/04/2009 06:50)
[URL=http://img12.imageshack.us/my.php?image=militairerepression2803.jpg][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/1635/militairerepression2803.jpg[/IMG][/URL]
Un homme abattu ce 28 mars ?
Fandravana fihetsiketsehana - 1 no maty , 12 ireo naratra
Isan’andro dia saika misy maratra amin’ny fihetsiketsehana eny amin’ny kianjan’Ambohijatovo sy Analakely. Tafakatra 12 irao naratra teny amin’ny kianjan’ny 13 mey omaly. Vehivavy iray 39 taona no tena naratra mafy, araka ny fantatra dia voan’ny pitika grenady teo amin’ny tongony sy ny foto-peny izy io. Lehilahy iray hafa 32 taona kosa no naiditra ao amin’ny « neurochirurgie » ary ny folo ambiny nalefa nody rehefa nahazo fitsaboana vonjimaika. Ireo mpanohana ny Filoha teo aloha no tonga teny an-toerana tamin’io fotoana io. Tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro, dia tonga nanaparitaka azy ireo tamin’ny alalan’ny baomba mandatsa-dranomaso ny mpitandro filaminana. Nifanjevo tamin’ny fitsoahana ny olona ka nisy ireo voahitsaka tamin’izany. Ramatoa iray kosa no torana teo no ho eo satria teo anoloany mihitsy no nilatsaka ilay lakrimôzena. Araka ny vaovao farany voaray, dia maty omaly maraina Rakotondrabe Jacquot, 21 taona. Izy ity dia voatifitra teny Ambohijatovo tamin’ny sabotsy teo.
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5529:1-no-maty-12-ireo-naratra&catid=38:articles-malagasy&Itemid=57
dia jereo koa io ambany io ao @ midi madagasikara ao @ faits divers
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12894

répondu par ifiona le 03/04/2009 12:04
2. Noue
(
03/04/2009 07:08)
Organès disait qu'il n'y avait eu aucun mort, que les balles étaient en caoutchoucs, ce jour là. Ces photos prouvent le contraire...au moins 3 morts (morts par balles réelles) dont un enfant de 11 ans.
Ces photos montrent aussi que les mutins s'en prenaient uniquement aux manifestant pro légalistes (tirs, menaces et mis à genoux des manifestants..).
http://malagasyaho.blogspot.com/
3. Oay
(
03/04/2009 07:10)
Ka efa hita izao fa anjatony ny olona maty d mbola misy mandà indray ve ry Noue!
Tsara indray ilay afisy napetak'i Noue io an! Mazotoa fa na lazaindry pat fa hotapaka aza ny vola d i dada efa nilaza fa tsy adinony izany ny mpametaka afisy sy ny mpametraka baomba d ireo fanatika izany é!

4. essera
(
03/04/2009 07:34)
Noue:
Organès disait qu'il n'y avait eu aucun mort, que les balles étaient en caoutchoucs, ce jour là. Ces photos prouvent le contraire...au moins 3 morts (morts par balles réelles) dont un enfant de 11 ans.
Ces photos montrent aussi que les mutins s'en prenaient uniquement aux manifestant pro légalistes (tirs, menaces et mis à genoux des manifestants..).
Misy sira kely les le taratasy fanambarana Noue, raha tsy handray afatsy ireto aho :
Ces détenus une fois libérés sèment à leur tour des terreurs et crient vengeance à l’encontre des manifestants légalistes.
Tsy nahita an'izany nampihorohoroina izany aho fa nenjehin'ny eritreriny dia nitsoaka. Miakatra ao am ville foana aho fa tsy mbola norahonan'ireny na tsy fantany aza hoe tim na tgv.
La guerre civile, ainsi que la guerre tribale semble inévitable à Madagascar
Io zavatra tena tadiavinareo io ary ianareo mihitsy no mangataka ny anasivana an'azy fa tsy hoy inévitable.
Euhh, inévitable izany lasa midika hoe nous voulons
5. xxx
(
03/04/2009 07:36)
na hiverina Ra8 na tsia , ny tolona tsy maintsy mitohy satria tsy azo havela hanjakan`ny Mpandroba ny tanàna!
6. Oay
(
03/04/2009 08:18)
xxx:
na hiverina Ra8 na tsia , ny tolona tsy maintsy mitohy satria tsy azo havela hanjakan`ny Mpandroba ny tanàna!
Ny tanjona @ ilay tolona mitohy d tsotra "TONGA NY ADY AN-TRANO" satria rangitina ny ady-poko d rehefa raikitra ny ady antrano d moramora ho an'i dada ny mampiditra ny fitaovampiadiana eto Madagasikara satria marefo be ilay sisintantsika d avy eo misy antony ahafahana mampiditra tafika hampandry tany.
Izany rehetrarehetra izany anefa d nofinofy daholo satria tsy misy manaiky an'izany ny tandrefana ary ny miaramila Malagasy ihany koa tsy hanaiky intsony ny fiverenan'i dada satria namoritra sy tsy nanisy hasina ny voninahitrin'ny Miaramila i Marc Ravalomanana.
Amiko d aleo hitohy ny fiandrasana an'i dada fa hihena antoerana toa ny fehin'antitra io ka hianjera ho azy!
Jereo ny olona nandray an'i jiolahimboto kely iny tany Fianaratsoa sy Toliary é! Tena jiolahimboto fa mahazo ny fanajan'ny vahoaka an! dada anefa olomasina fa mitsotsotra any an-dapa @ satromboninahitra sisa!
7. Garfield
(
03/04/2009 11:22)
Na nisy maty na tsy nisy maty,tsy ampafirin'ny olona notifirina sy novonoin-dravalo izany olona 1 maty izany !! :-$
Ny hisian'ny rà mandriaka ihany koa anie no tadiavin'ireo mpitari-tolona ny TIM ireo e,kanefa andraso eo paoly fa tsy hisy izany.Iza izao no tena mandrangitra sy mihantsy ary mitady hampisy ny guerre civil eto tsy ny TIM !!
Aza hafangaro tompoko ny fitokonana ho an'ny fitiavana tanindrazana marina sy ny fitiavan'olon-tokana na fanatisme fa tsy mitovy izany ... :-$

8. ifiona
(
03/04/2009 12:04)
fitiava-tanindrazana lty ry Garfield no mbola hitolomanay satria tsy tinay ho eo am-pelatanan'io tgv io ny ho avin'ny firenenay ho an'ny zanakay a!
jereo ty ataon'ny capsat fa tapenam-bava daholo izay olona te hiteny, ao Tanà hatrany @ faritra
zany ve no mampirehareha anareo?