tena tsara amin'ny MAlagasy
1. bazylou
(
02/04/2009 23:18)
le miala amin'ny oua, oif, sadc, eny fana dia ny NU koa aza satria efa ela ireo no tsy hay intsony ny fitondrana azy, ary efa ela koa ireo no tsy nanome vaha-olana nygasy.
Aleo iala mihitsy dia amboarina indray fa miboraka dia izay vao miditra indray!!!
Dai hitrosa foana sy hikondana foana koa ve no atao eto kle!!! :roll: :roll: :roll:
Aleo iala mihitsy dia amboarina indray fa miboraka dia izay vao miditra indray!!!
Dai hitrosa foana sy hikondana foana koa ve no atao eto kle!!! :roll: :roll: :roll:
répondu par bazylou le 03/04/2009 08:42
2. reeves
(
03/04/2009 07:20)
normal raha mpanohana TGV i Bazylou satria tsy tsapan`i Bazylou akory hoe inona no fiantraikany ratsy ho an`ny Firenena raha misaraka @ ireo Fikambanana iraisam-pirenena ireo isika . Efa nihevitra toa anao izany ry Zafy Albert tam`1991 izay nilaza ho Dadaben`ny Demokrasia sy ny fahafahana toa izao nataon`i TGV izao ary ni-geste nanome lamosina ny FMI sns kanefa dia fotoana fohy ihany dia voatery nitsikaraka Financement parallele amin`ny vidiny tena lafo satria tsy tafa . Misy lesona tokony ho raisin`i TGV eo @ tantara no dikan`izany fa tsy dia tokony handeha anjambany sy bontolo ohatran`izao ataony izao ary minoa ahy ianao , fa ireo sokajin`olona TENA SAHIRANA ( bas quartier) enti-po manohana mafy an`i TGV ireo dia tena ho voa mafimafy kokoa ato ho ato satria hidangana be ny vidim-piainana afaka fotoana fohy . Vahaolana propagandy sy endrika ivelany fotsiny io anaovana ny mofo 1000 , ary tsy maintsy ho lany vetivety ireo menaka sy vary halatra tsy misy masonkarena amidy 12500fmg amin`izao . Samia isika velon`aina hahita ny tohiny fa izaho aloha ndeha hikotrana hanabokony satria efa hitakitako eto fa hiharatsy ny fandriam-pahalemana ato ho ato fa ny Mpandroba sy ny Mpanendaka dia efa henika azy Analakely amin`izao ora hiresahantsika izao ka mila mahay miaro tena sy miray hina isika mianakavy .
3. Mandefitra
(
03/04/2009 07:30)
reeves:
Samia isika velon`aina hahita ny tohiny fa izaho aloha ndeha hikotrana hanabokony satria efa hitakitako eto fa hiharatsy ny fandriam-pahalemana ato ho ato fa ny Mpandroba sy ny Mpanendaka dia efa henika azy Analakely amin`izao ora hiresahantsika izao ka mila mahay miaro tena sy miray hina isika mianakavy .
Ie ka efa nomena vahana ry zalahy @ zao tolom bahoaka fozaorana zao ka tsy hanao ny ataony.
Zany filaminam-bahoaka sy fandriam-pahalemana zany aloha ataovy nofinofy raha tsy vita ny fifidianana. Mahereza e
4. bazylou
(
03/04/2009 08:42)
izaho tsy mino an'izany ry reeves, satria ireo olona sahirana ireo ve no mangataka dia ho sahiran ahoy ianao atsy ho atsy?? tsia!!! samy afaka mangataka daholo fa rehefa tsy nahazo vao mimenomenona avy eo!!!
Amiko manokana dia mahavita tena io MAdagasikara io ary tsy mila ireo Organisation iraisam -pirenena ireo akory satria mba nisy zavtratapak'ireo ve ??? tsy nisy , jereo ny g20 , 1000 milliara $ mihanahana fotsiny tsy hay hoe inoan no amaliana krizy, jereo ny Nu lany andro fotsiny manasoketa sy mandrara nefa tsy manan vaha olana alefa, jereo ry albachir any soudan , na misy comndanation iraisam pirenena aza dia mboa afaka maketsy sy eroa ihany lery!!!
Miala amin'ireo no tsara , ary amboarina manokana i Madagasikara!! .
Tsy hitondra ho aiza ireo , ary i mada ko aanie k aan'y gasy fa tsy hisolelaka lava ohatran'ny taloha e!!!