Iza no mbola sahy milaza fa tsy nitifitra ny miaramila ?
1. Noue
(
02/04/2009 20:43)
jereo daholo ireo video ireo eee ! ahoana io olona voatifitra teo @ lohany io ? ahoana ireo olona rehetra nohentina teny @ hopital votifitra rehetra ireo naratra be ireo ?
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/sang-dun-legaliste-touche-en-pleine-tete-28032009-video_80ef3f0c3.html
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/les-blesses-du-28-mars-2009-28032009-video_2d7106071.html

répondu par fijo le 03/04/2009 20:04
2. fijo
(
02/04/2009 20:49)
i andry tgv dia sahy milaza fa tsy nitifitra ny miaramila.ny antony,dia satria tsy mijery ny film toa izao izy,ka tsy mino
3. patrick2002
(
02/04/2009 20:50)
blesses re ah! nitifitra ny miaramila fa teny @ tongony ,tsy nisy maty t@ Asabotsy ,voatifitra teny @ lohany aiza ilay olona sao dia sipa en menstruation no milatsa-dra koa lazainao fa voatifitra teny @ lohany .
Tsy nisy vaovao nilaza fa nisy ny maty na ny ma tv na ny TV plus ,na ny dokotera tao @ HJRA ,ny site web ny tim.org ihany no miteny fa nisy ny maty ,mazava hatreo.
Tsy nisy vaovao nilaza fa nisy ny maty na ny ma tv na ny TV plus ,na ny dokotera tao @ HJRA ,ny site web ny tim.org ihany no miteny fa nisy ny maty ,mazava hatreo.
4. Noue
(
02/04/2009 20:51)
misy mpisera eto manko miziriziry fa oe tsy nitifitra ny miaramila ka zay koa no antony nandefasako an'ireo eto
5. patrick2002
(
02/04/2009 20:59)
nitifitra ny miaramila kah ! fa tsy nisy maty hatramin'izao aloha ,teny @ tongony no voa ,
7. hery
(
02/04/2009 22:10)
Fa maninona no mitifitra amin'ny bala réelle ny miaramila????
Tsy zone rouge akory nefa ny eny?
Izany ve ry Patrick2002 dia mbola arovana ihany?
Azonao atao ny miaro ny TGV sy ny sisa fa amin'ny maha olombelona manara-dalàna rehefa misy zavatra toa ireny dia helohina. Tsy manakana anao hanameloka ny nataon'ny miaramila nitifitra bala tena izy mihitsy ny maha TGV akory.

8. bazylou
(
02/04/2009 23:20)
tratran'ny valifingaka izany ny tim dia maneno be ee!!! mangala tahaka foana e!!!tssss manaova ohatran'ilay teny ambohitsorohitra e!! :lol: :lol:
9. patrick2002
(
03/04/2009 01:37)
fijo:
ary ilay maty loka tanana ao io ve tsy maty fa matory???
ra fijo ah! olona efa maty laniny alika tany io no halaina sary dia lazaina fa hoe maty t@ Asabotsy ,ny iray nodominy auto ,azo atao daholo izany ,efa mazava ny teniny TIM androany isika eto Ambohijatovo ,rampitso eo @ 13 mai ,afaka ampitso hiakatra eny Ambohitsirohitra ,midika izany fa place strategique ho an'i mpanohitra izay te haka fitondrana ny place 13 mai ,mety tsy ho zone rouge ,fa zone strategique ,tsy maintsy harovany fitondrana dia i Andry TGV ,satria midika izany fa tsy maitriser-ny Andry ny fitondrana ary dia hitarazoka ny fankatoavany communaute international azy ,fa kosa rehefa mandeha ny raharaha dia manaraka moramora ny fankatoavan'ny communaute international an'i fitondrany TGV .
Izay no antony hanakorotanany TIM azy fingika fingaka ,
10. patrick2002
(
03/04/2009 01:53)
Fa maninona no mitifitra amin'ny bala réelle ny miaramila????
fa inona no hampiasainy tsy mbola manana pistolet friser ny miaramila gasy ,ary raha kobay no hentiny tsy afaka hifanohitra @ olona 10 000 izy
Azonao atao ny miaro ny TGV sy ny sisa fa amin'ny maha olombelona manara-dalàna rehefa misy zavatra toa ireny dia helohina.
efa nitsinjo ny maha-olombelona ny miaramila matoa tany @ tongony no nitifitra eh! mbola haveriko ihany indray ,tsy tokony hifanameloka isika na izaho pro TGV na ianareo pro-TIM , raha tena legaliste ianareo pro-TIM miandrasa fifidianana 2 ans fara-fahatarany hoy Andry ,mety ho afaka 6 volana raha izay no tapaky ny HAT ,
Izahay pro-TGV kosa dia tsy maintsy nanala an'i Ravalo t@ herisetra ,antony tsy azo antoka no hanalana an'i Ravalo @ ara-dalana ,fangalara-bato ,fampidirana amponja ,manome ohatra anao izaho fa i Saddam Houssen raha mbola irakien ihany tsy afaka nanala azy teo @ toerany ,torak'izay Ravalomanana ,raha nanaja ny fahefany Andry en tant que Maire izy tsy tonga tamin'izao isika .Fantatro fa i Andry tsy niomana an'izany ho president izany fa noho ny antsonjay nataonmy Ravalo azy no nahatonga azy hi fonce.
11. ifiona
(
03/04/2009 05:37)
tsy tany @ tongotra fotsiny ny miaramila no nitifitra fa aza mbola mitady miaro azy eo ndray e. Rehefa tsy mety dia tsy mety fa tsy mamorona hoe efa ankizy efa maty tany io dia nalain'ny tim sary
12. piton
(
03/04/2009 06:42)
Eny @ lo alo tsy maitsy maty e, ra tena marina zany hoe votifitra teny @lo zany, fa ra zay marina ary izy vo ray zay no maty fa tsy itanao aga le 50 maery votifitra teny Ambohitsoroatra reny ny sasany aza bola tsy ita faty? jamba ga ny masonao t@ reny tsy naita ny faorin'ny olona teny?
nareo samy TIM iany no mody nifatifitra teny de lazaina fa ny miaramila. Tsy nampiasa bala tena izy ry zareo fa bala balnc reny e. Fa jamba ko aga ny masonao sa tsy eto Tana enao no mipetraka fa reo olona mpitarika reo anie ka very seza de mivovo hoatry ny alika fa lany fihinanane? de manakorotana dray. Mampiady samy malagasy? mizara basy. Mba mieritrereta fa i dada tsy otafaverina eo tsony e.

13. yvaj
(
03/04/2009 06:49)
Ny MaTV tompoko dia nilaza fa nisy 3 maty t@ sabotsy fa namory mpanao gazety avy eo i Organes dia namerina nilaza izy ary nolazainy hoe ny ministry ny filaminana anatiny no nilaza hoe tsy nisy maty.
14. fijo
(
03/04/2009 20:04)
de aiza indray izany le domokrasia no dradradradraina ry patrika raha tsy avela haneho hevitrany olona??????sa io le hoe demokrasia araka izay hitiavako azy???