Mba nanao ahona ilay fihaonana teny Ivato e?
1. xxx
(
02/04/2009 18:43)
Iza no naheno vaovao momba ilay fihaonana teny Ivato anio?
Toa hoe teny koa i Atoa Rajemison (izay toa tsy limogé nefa ambasadaoro any Suisse sady akaikin-dRavalo? Sa koa dia namadika palitao re e?)

répondu par vilambava le 02/04/2009 20:58
2. fijo
(
02/04/2009 19:39)
rajemison kosa olona tsy mba manda resaka izany.aminy ny firenena no jerena fa tsy ny olona.nefa na di aiznay aza toa resaky ny samy akam ano tao,fa tsy nisy tim sy ry zafy
3. tgvra8
(
02/04/2009 19:50)
revy be teny sady feno toaka sy môly be
tonde samy nahazo ny anjarany ze tsy tonga diso
hahahaha
sniff
tchoufff

5. vilambava
(
02/04/2009 20:58)
Toa tsy fihaonam-bem-pirenena no fandraisako sy fanarahako azy raha naheno vaovao voalazan'ny radio sasantsasany aho fa fihaonan'ireo tsy nahazo tombon-tsoa sy voasakatsakana tamin'ny fitondrana teo aloha ka lany andro amin'ny fanehoana tora-po fa ny fandinihana ny laha-dinika voasoritra (ordre du jour) toa tsy mandeha amin'ny tokony ho izy. Dia inona fa dia toy ny zavatr aataon'ireo gadra afaka ihany.
Misy antony ao matoa tsy mirotsaka an-tsehatra ao ireo firenen-dehibe.
Normal ihany koa raha samy milaza izay tiany holazaina ireo olona ireo satria tsy fantatra hoe tamin'ny fomba ahoana no nifidianana azy ireo sy nahatonga azy ireo hanatrika io fihaonana io. Toa tsy mbola naheno mihitsy aho na indray mandeha aza hoe nisy fivoriana tary na tary hoentina hanomanana sy hifidianana ireo izay ho solon-tena hiatrika an'ilay fihaonam-be sa tsy solon-tenan'ny vahoaka izy ireo? Sa izany no tena atao hoe Demokrasia: Fihaonan'ireo nanendry tena? Asa re fa dia eto tsika mahita izy.