Ravalomanana(Mcar) = Thomas Sankara ( Burkina Faso)

1. ravonjison ( 02/04/2009 16:31)
Misy itovizany ny nahazo azy roalahy ireto. Samy nahatsapa izy roalahy ireo fa tsy tsara ny fiankinana lava @ Frantsa, noho izany niezaka izy ireo hiataka @ Frantsa. Ny zava-nitranga anefa dia voatifitra sy voaongana Thomas Sankara, ary efa voaporofo fa ny Frantsay no tao ambadika. Toy izany koa no nahazo an-dRavalo, saingy mailo izy ka nanavo-tena haingana. Tsy midika anefa izany fa tsy hiverina izy.
Ahoana ny hevitr' areo ?
répondu par Oay le 03/04/2009 14:01
2. sitlo ( 02/04/2009 16:42)
C'est tout simplement parce que Ravalomanana a tenu tete aux pays riches lors de la derniere conference des presidents.
3. Oay ( 02/04/2009 16:56)
Ny hevitro indray d ilay minisitra frantsay iny toa mbola nilaza hoe dadanay ihany no filou, d miandry anazy eto Ambohijatovo izay zao isan'andro mandrapahalany ny vatsy ihany aloha klé!
4. milamm ( 03/04/2009 03:31)
Itpkl capitaine Thomas Sankara ,miaramila manamboninahitra burkinabé niofana tany Antsirabe ACMIL(nivoaka commandant du centre de commando de Pô)tsoaka avy @ tantaram-piainany nosoratany Itpkl Sennen Andriamirado mpanao gazety malagasy no rédacteur en chef \"jeune afrique\" ,izy ilay nantsoina hoe afrikana noho ny firehan-keviny mivaivay(intégriste,anti-impérialiste)ary mpanohana ny mouvement panafricaine hiadiana @ ireto voanjo mpanjanaka(frantsay),nitondra teo @ firenena mikambana ny Discours d\'orientation politique izay niady @ tsy fahaiza-taratasy sy hanoanana ary aretina mandripaka ny zaza afrikana ,izany rehetra izany no antony nampangininy ireto voanjo azy t@ 15 octobre 1987,teny midina avy any @ Mitterand sy ilay mpanolo-tsaina azy tao afrika Guy Penne(franc maçon mazava ho azy),nosoloin\'i Blaise Compaoré mpiara-mitolona akaiky azy saribakoliny frantsay.Il a aussi institué la coutume de planter un arbre à chaque grande occasion pour lutter contre la désertification. Il est le seul président d\'Afrique (et sans doute du monde) à avoir vendu les luxueuses voitures de fonctions de l\'Etat pour les remplacer par de basiques Renault 5. Il faisait tous ses voyages en classe touriste et ses collaborateurs étaient tenus de faire de même. Il est célèbre aussi pour son habitude de toujours visiter Harlem (et d\'y faire un discours) avant l\'ONU .

Tsy azo ampitahaina @ ravalo vao avy nividy air force roa izany sy ny fitiavany ny orinasany , ny fitiavan-tanindrazana noporofoiny t@ vahoakany no nampiavaka an\'i Itpkl T.Sankara namonoany frantsay azy
5. Oay ( 03/04/2009 07:25)
Misaotra anao ry milamm fa tena tsy arako izao resaka izao!
Ka ny an'i dadanay ny nijery ny spektakla an'i Elton John no namaika anazy sy neny mba hahatanteraka ny nofinofindry zareo klé!
Aleo milamm d misesy é!
6. ravonjison ( 03/04/2009 08:45)
milamm:

Itpkl capitaine Thomas Sankara ,miaramila manamboninahitra burkinabé niofana tany Antsirabe ACMIL(nivoaka commandant du centre de commando de Pô)tsoaka avy @ tantaram-piainany nosoratany Itpkl Sennen Andriamirado mpanao gazety malagasy no rédacteur en chef \"jeune afrique\" ,izy ilay nantsoina hoe afrikana noho ny firehan-keviny mivaivay(intégriste,anti-impérialiste)ary mpanohana ny mouvement panafricaine hiadiana @ ireto voanjo mpanjanaka(frantsay),nitondra teo @ firenena mikambana ny Discours d\'orientation politique izay niady @ tsy fahaiza-taratasy sy hanoanana ary aretina mandripaka ny zaza afrikana ,izany rehetra izany no antony nampangininy ireto voanjo azy t@ 15 octobre 1987,teny midina avy any @ Mitterand sy ilay mpanolo-tsaina azy tao afrika Guy Penne(franc maçon mazava ho azy),nosoloin\'i Blaise Compaoré mpiara-mitolona akaiky azy saribakoliny frantsay.Il a aussi institué la coutume de planter un arbre à chaque grande occasion pour lutter contre la désertification. Il est le seul président d\'Afrique (et sans doute du monde) à avoir vendu les luxueuses voitures de fonctions de l\'Etat pour les remplacer par de basiques Renault 5. Il faisait tous ses voyages en classe touriste et ses collaborateurs étaient tenus de faire de même. Il est célèbre aussi pour son habitude de toujours visiter Harlem (et d\'y faire un discours) avant l\'ONU .

Tsy azo ampitahaina @ ravalo vao avy nividy air force roa izany sy ny fitiavany ny orinasany , ny fitiavan-tanindrazana noporofoiny t@ vahoakany no nampiavaka an\'i Itpkl T.Sankara namonoany frantsay azy

Izaho tsy hi-polemiser aminao hoe inona ny vita na tsy vitan' i Ravalo na Thomas Sankara. Ny tiako ho lazaina dia ny fahatsapan' izy roalahy ireo ny haratsian' ny politikan' ny frantsa, ka nahatonga azy ireo somary nihataka. Ka hitanao fa ratsy fiafara.
Mba tiako ho fantan' ny sasany ny zavatra toy izany, satria tsy resaka Ravalo na i Rajeolina mihitsy no olana tokony ho vahantsika, fa ny fidiran' i Frantsa @ raharaha toy izao, ankolaka, sy ny fiankinantsika @ Frantsay, izay no tiako ho tsapan ' ny malagasy.

7. Oay ( 03/04/2009 09:00)
ravonjison a! ny tena olana miaraka @ ireto frantsay ireto d:
1° Ry zareo tsy mba mameno ny tany izay alehany toa ny Anglisy na Portugais na ny Chinois (Amérique-Australie-Brésil-Tibet) fa maka izay ilainy izy d mipitsika d tsy miheritreritra izay fampandrosoana an'ilay tany ry zareo satria tsy miaina ao fa jereo anie iretsy firenena nolazaiko iretsy é! mandroso ilay firenena fa ilay tena tompon'ny tany koa lany taranaka ka iza no tsara?
2°NY Malagasy izay lasa mpitondra d mahery an-tanana (akolahi-bohitra) rehefa manoloana Malagasy d miseho mafy be ny sasany moa d mba entina hampanginana ny Malagasy mitovy aminy d mivadika miteny vahiny, d ireo mpitondra ireo anefa rehefa manolona vazaha d manaiky be fantany (béni-oui-oui) d manararaotra ny devoly satria sendra olona dondrona.
Momba an'i Mar Ravalomanana d marina fa niady t@ frantsay izy fa ny saika nanoloany ny frantsay koa vao maika gaigy satria raha tafiditra teto ny kely maso d tadidio fa sady nofenoiny kely maso i Madagasikara no lasany ny haren'i Madagasikara! DINIHO SY HEVERO D ALALINO ANIE é!
8. milamm ( 03/04/2009 13:16)
ravonjison,tsy hevitra iadina izany fa ifanakalozana raha misy ny itovizana dia misy ny fahasamihafana ,ny fitovizany izy roalahy @ tsy fitiavana hiara-miasa @ frantsay tianao ampitaina akory tsy manala ny zava-bitany sy ny fetrany fitiavany ny tanindrazany izy roalahy aby satria izay no atao hoe fahasamihafana .
Oay,tsy tafa aloha ny harenan\'i M.kara ahorona fotsiny izany e ,zay no nahavoa an\'i Ravalomanana io ary tsy ela akory izay ny delegasiona sinoa no nandalo hijery lalana @ famatsiam-bola aty @ ranomasim-be indiana izay tena tsy tiany frantsay maizina,nefa tsy izy ireny ihany ny mpampiasa vola voasintona eto noho ireo offshore oil sy harena an-kibony tany hafa sns.Faharesena goavana ho an\'ny frantsay ny tetik\'asa nentin-dRavalo hanalàna ny frantsay ao anaty tsenam-barotra lehibe rehetra sy vokatra miondrana any ivelany ary izy irery no tena niady @ fahaleovan-tenany M.kara @ fitantanana sy safidiny @ ireo hiara-miasa aminy,ka alohan\'ny itomboan\'ny harenan-dRavalo de azera izy na dia an-keriny aza,mmmh mamofona frantsay marina ity tantara ity
9. ravonjison ( 03/04/2009 13:44)

Hevitra hifanakalozana tokoa izy itý.Ny nitovizan' izy roalahy sahy niataka t@ frantsa no tiako hi-discuter ny teto, izay io lohateny io. Fa raha ny fitiavany tanindrazana na ny mahasamihafa azy ireo indray no tiako ho resahina dia tonga dia nataoko izay mihitsy ilay lohateny.
10. Oay ( 03/04/2009 14:01)
Milamm amiko indray d izao:
Tsy mety ny tonga d nananganan'i Ravalomanana fahavalo ny frantsay satria jereo fa na ny sinoa izay noheverin'i Ravalomanana hanoloana ny frantsay aza anie @ izao fotoana izao d mikombona ny vavany fa ny amerikanina sy ny frantsay no mifanaraka @ izay hanaovana an'i Madagasikara é!
Ka amiko ny fika tokony natao d nosokafana ny tsena d izay mahasahy mividy lafo no omena ny entana.
Ny olana ihany koa anie ry milamm d izao é! une fois hoe azon'ny sinoa ohatra ilay position dominante eto Madagasikara d tsarovy fa pire noho ny nantaon'ny frantsay ny ataony satria mbola averiko wa fa ny frantsay tsy mikasa ny hividy an'i Madagasikara hametrahany ny vahoaka frantsay fa raha kely maso d tadidio fa sady alainy ny amabanin'ny tany ary fenoiny koa ny tany hanaovany terabitro!
Jereo fotsiny ireto sinoa maniry ohatran'ny anana ireto é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0741