Voatsipaka indray Madagasikara eee
1. Noue
(
02/04/2009 16:20)
Le ministre des affaires étrangères de la HAT, Ny Hasina Andriamanjato avec son directeur de cabinet est actuellement dans la capitale parisienne pour essayer de convaincre l'OIF (Organisation Internationale de la Francophonie) et quelques membres du gouvernement français de reconnaître le régime en place et aider financièrement le pays
kanjo inona no niseho????
L’OIF suspend Madagascar. “Le Conseil Permanent de la Francophonie (CPF) a conclu que l’ensemble du processus qui a conduit à un changement de pouvoir à Madagascar constitue une rupture de l’ordre constitutionnel, donc de la démocratie (…) Le CPF a rappelé les dispositions de la Déclaration de Bamako qui stipulent que « pour préserver la démocratie, la Francophonie condamne les coups d’État et toute autre prise de pouvoir par la violence, les armes ou quelque autre moyen illégal »” précise le CPF dans un communiqué
répondu par xxx le 02/04/2009 22:31
2. ravonjison
(
02/04/2009 16:24)
Zavatra efa nendrasana iny ka tsy mahagaga. Tsara mihitsy, satria tsy jiolahim-boto no tokony hitondra itý tany itý. I Andry tsy maintsy miala.
3. Noue
(
02/04/2009 16:26)
zay indrindra manko eee ! io anie ny fanjakana rehetra efa tsy nanaiky an'io coup d'etat io eee !
4. locl
(
02/04/2009 17:03)
hi hi, tsara ho azy izany, dia vola nariana ny nandefasana azy tany, dia inna no hataondry zareo?Mbola hifijitra foana ve nefa efa midona @ vato foana.....asio le election handatsahanay vato Rav8 eeeeeeeeee
5. ra8enforce
(
02/04/2009 17:06)
tokony mba tonga saina le tgv fa tsy tian tena be ohatran'io e,sa dia matsiro loatra le seza volamena e
tgv oust oust
:-D :-D :-D
tgv oust oust
:-D :-D :-D
6. Oay
(
02/04/2009 17:11)
Noue a! tsy fanamafisana ny efa voalaza ihany ve izao zavatra izao é!
Ny mandreraka anie ry Noue d dadantsika no nanao ny fifanarahana d tsy tapahandry zalahy hono ny fandefasana ny vola mandrapahatapitra an'ilay fifanarahana fa kosa tsy havaozina ilay izy d manontany tena za hoe ka raha 2012 moa zany vao holany andro ilay fifanarahana d ahazo vola ihany ry HAT na tsy misy mpankatoa aza.
indrisy mantsy fa ohatran'ny ganagana nitety asa ny hanina tsy hita ny tratra mangana!

7. nancy
(
02/04/2009 17:16)
Ianareo koa, tgv ve ho tonga saina amin'izany e. Olona efa donto tanteraka ny sainy sy ny fanahiny rehetra ...
Ny tokony atao dia izay hanalana azy eo fa raha izy tsy hiala amin'izao zany. Fatritran'olona toy ireny ve...
Ny tokony atao dia izay hanalana azy eo fa raha izy tsy hiala amin'izao zany. Fatritran'olona toy ireny ve...
ra8enforce:
tokony mba tonga saina le tgv fa tsy tian tena be ohatran'io e,sa dia matsiro loatra le seza volamena e
tgv oust oust
:-D :-D :-D
8. Oay
(
02/04/2009 17:39)
nancy:
Ianareo koa, tgv ve ho tonga saina amin'izany e. Olona efa donto tanteraka ny sainy sy ny fanahiny rehetra ...
Ny tokony atao dia izay hanalana azy eo fa raha izy tsy hiala amin'izao zany. Fatritran'olona toy ireny ve...
Ka ny anala anazy mihintsy ranabavy nancy no mahatonga anay hiandry an'i dada eo Analakely a!
Fa mety hifindra toerana aloha fa toa ohatrany hofaty eto raha izao no mitohy satria ny ery ambony ery ohatrany efa nisotro ny aleoko maty klé!
9. xxx
(
02/04/2009 18:13)
handraso eny Roissy indray rehefa miverina d omeo ny teny tsy te hiherika intsony!
12. fijo
(
02/04/2009 20:41)
ka tsimaintsy mba manao vokansy kosa fa mafy ny ady teo ko.avelao izy mba hitsangatsangana kely ,fa be ny vola holaniana ao mada e
13. Noue
(
02/04/2009 20:49)
ity angamba no saika nokandranina saingy indrisy fa rehefa tsy manara-dalàna dia zao ny vokany eee !
Le G20 s'engage à fournir 1000 milliards de dollars au FMI et autres organisations
Le G20 réuni à Londres s'est engagé à augmenter de 1000 milliards de dollars les ressources du Fonds monétaire international (FMI), de la Banque mondiale et d'autres organisations internationales.

15. joujou
(
02/04/2009 21:12)
ra8enforce:
tokony mba tonga saina le tgv fa tsy tian tena be ohatran'io e,sa dia matsiro loatra le seza volamena e
tgv oust oust
:-D :-D :-D
Aleo kosa le boaikely mba hanandrana e! dadanareo kou tsinn be loha ka aiza? sady ny oul refa be mpankahala ohatran'io tafa, fa tsy ohatran'ny sasany nandrandraina eri nefa tsssss, samy tia tena ny oul fa ny azy trop!!!!!
17. xxx
(
02/04/2009 22:31)
nefa jereo tsara ny fampandrosoana atony dada nefa d ninihana nopotehina,miverena enao dada d tohizo ny lalan-tsika!
http://video.google.fr/videosearch?sourceid=navclient&hl=fr&rlz=1T4GGLL_frFR321FR321&q=documentaire%20sur%20Madagascar%20et%20le%20MAP&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wv#
http://video.google.fr/videosearch?sourceid=navclient&hl=fr&rlz=1T4GGLL_frFR321FR321&q=documentaire%20sur%20Madagascar%20et%20le%20MAP&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wv#