Rerahan'ireto virjiny swaziland Ravalo san'a

1. kidoropamba ( 02/04/2009 14:34)
Tena nahia kely lalao Ravalon-doza any.
Miteny irery i sarah.

Rerahan'ireto virjiny swaziland ravalon-doza ka lasa miteniteny foana ao à sadeky.

Natao ny asizy nasionaly androany. Tao Rajems mpamadika palitao. Niverina ho Pds ingahy pety. Very seza hono ra-kidorompamba.

Izany ny vaovao faramparany.
répondu par Garfield le 03/04/2009 10:17
2. rasobakobako ( 02/04/2009 14:48)
Ary ianao koa toa vizana niaraka t@ ra-8 tany e?
Falifaly izany ianao izao fa anisan'ireo nahazo seza ?
3. Mirananirina ( 02/04/2009 15:37)
inona hono ny poste-nao e?????? :)
4. dylane ( 02/04/2009 15:55)
fa enao io zany malaelo fa tsy nomeny?na kokany ary?mato enao maay vava otranzany de tsy naazo.fa enao zany mbola virjiny de zay angamba no tsy nitondrany anao fa itany fa tsy anano rà!reraka eo enao fa tsy ijan tsy o foza orana io.
5. dylane ( 02/04/2009 16:00)
enao nga no tany no lazainao fa oe miteni2 foanany izy?katsaka anaty lapoaly io ka ze tsy matanty mipitika.ZAY TSY MILA GADRA AFAKA
6. xxx ( 02/04/2009 18:16)
tafavoaka ny fonja ihany rakidoro!
7. fijo ( 02/04/2009 21:03)
tafavoaka fa tara ny teo ambohijatovo
8. bazylou ( 02/04/2009 23:24)
:-D :-D :-D :-D
9. tafondro ( 03/04/2009 00:20)
Ttsssss!! tena tsy miady kosa ny paikanao ra Kidoro , nanao ahoana ny tany belavaka tany ????? arahaba tsy maty fo aman' aina .
10. Garfield ( 03/04/2009 10:17)
:lol: :lol: =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1604