Misaora an'Andriamanitra lehibe Atoa Filoha Marc RAVALOMANANA. Aza malahelo ary aza miara-dratsy amin'ny Loholona RABETSITONTA Tovonanahary Andriamaneho fa ireo dia mpivarotra ny mpiray tanindrazana aminy an'i Liban hatramin'izao. Misy afera tsy mihemotra mbola notakiana t@ Gazety Lakroan'i Madagasikara an'ny fianakavianay ny 16/11/08 momba io varotr'olona io, ao tanteraka ny porofo Tribonaly ANOSY. Ka raiso ny fepetra fa jiolahy io.
Ireto daholo ny ekipany eto M/kara sy any ivelany:
- Initiateur de projet: RABETSITONTA Tovonanahary Andriamaneho;
- RAKOTOARISOA Frédéric (Tanà);
- ANDRIANIRINA Aimé (Tanà);
- RAKOTOBE (Tanà);
- RAKOTO Jean Namelankafatra (Tanà);
- ANDRIAMBOLOLONIVO Guy mivady (France);
- KEMP Robert (France);
- WALID Farès (Liban);
- CAHASSAN (Liban).
Efa ho tan-dalàna isika rehefa tonga i Dada ka raiso ny fepetra. Mbola any ny olona namidiny sy ny vavolombelona ary tia-tanindrazana.
Misaotra Tompoko @ fiaraha-miasa hiarovana ny mpiray tanindrazana sy ny Tanindrazana.
White color