amidy i madagasikara dia zaraina ny vola
1. tgvra8
(
01/04/2009 18:32)
manomboka anio dia manomboka ny adihevitra ami fivarotana an i madagasikara ny asutralian no hividy azy ary ho roahana daholo izay malagasy tsy mahaloha ofantany sy trano satria hovidiandry zareo atramin ny elakelatrano
atao nosy australien vaovao i madagasikara ary ovaina oe austracar no anarany ary ny mponina ao tsy ho malagasy tsony fa austracarien
tohizo eo iany ny politika vendrana fa efa oesorin dooly zao nareo
atao nosy australien vaovao i madagasikara ary ovaina oe austracar no anarany ary ny mponina ao tsy ho malagasy tsony fa austracarien
tohizo eo iany ny politika vendrana fa efa oesorin dooly zao nareo
répondu par fijo le 01/04/2009 20:09
2. xxx
(
01/04/2009 19:07)
marina ihany anie le tenin zalahy ty oe hamidy i madagascar e amidy : 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo
3. Noue
(
01/04/2009 19:28)
tgvra8:ka zay aza hono ilay politika ee ! mampalahelo
tohizo eo iany ny politika vendrana fa efa oesorin dooly zao nareo
4. locl
(
01/04/2009 19:38)
Aza dia miteniteny foana aloha e! F'angaha dia tena hoe matimbo....isika Malagasy?
Sa izany no nahatonga ny CAPSAT lasa very henatra
Sa izany no nahatonga ny CAPSAT lasa very henatra
5. tgvra8
(
01/04/2009 19:51)
vola no mahalela atao inona i madagasikara rehefa miady lava otran io tokony asina petition hivarotana an i madagasikara
