miantso vonjy dadanay

1. ifiona ( 01/04/2009 11:41)
;-)

http://www.topmada.com/2009/04/01/discours-de-ravalomanana-au-sommet-extraordinaire-de-la-sadc-le-30-mars/#more-4336


:roll: :roll: :roll:
répondu par ifiona le 01/04/2009 17:59
2. Mirananirina ( 01/04/2009 12:08)
Votre Majesté, vos Excellences, je n’ai jamais démissionné, j’ai été forcé de transmettre mon pouvoir sous la menace d’armes ce 17 mars.

Ma famille et moi étions encerclés par des soldats qui menaçaient nos vies. Mon fils et sa femme ont été obligés de se cacher dans la forêt.

Ary (terrosisme) mihitsy anie izany e.Sa rehefa CHRETIEN dia tsy TERRORISTE.
Mazava be mihitsy.Tsy manome tsiny ny SADC aho raha tsy manaiky io.
3. ifiona ( 01/04/2009 12:15)
tadidin'i Miranirina ve ilay ultimatum 4 heures nomen'i tgv an'i ra8? mety hoe efa teny am-pelatanan'lery ny fianakaviany t@ ireny fotoana ireny, matoa natoky tena be mihitsy lery. Sarotra be ihany aloha raha toa ka ny fianakavianao no atao otage e.
4. xxx ( 01/04/2009 12:47)
sssshh...zany kaoa v edia inoanreo? tadidio fa nisy ambasadaoro sy solotenn'ny vahiny hafa ange tany Iavoloha t@ io fametraham-pialàna io e.Tsy nisy izany fanambanana basy izany fa tsapan'ny "dadan'ny Sasany" fa efa tsy misy tia azy intsony na dia ny GP aza dia natahotra ny ainy ihany izy (fa tsy araka ilay nolazainy hoe:hiara-ho faty aminareo eto aho") dia lasa eee
5. Mirananirina ( 01/04/2009 12:54)
sssshh...zany kaoa v edia inoanreo

Izaho aloha mino marimarina mihitsy fa raha ny toetra i tgv dia mahavita io.
Tadidio fa tsy nety niala anie Ra8 e.Vetivety eo dia ni-démission-na;misy raha ao hoy aho.Kay tena izy.
6. ifiona ( 01/04/2009 17:59)
xxx:

sssshh...zany kaoa v edia inoanreo? tadidio fa nisy ambasadaoro sy solotenn'ny vahiny hafa ange tany Iavoloha t@ io fametraham-pialàna io e.Tsy nisy izany fanambanana basy izany fa tsapan'ny "dadan'ny Sasany" fa efa tsy misy tia azy intsony na dia ny GP aza dia natahotra ny ainy ihany izy (fa tsy araka ilay nolazainy hoe:hiara-ho faty aminareo eto aho") dia lasa eee



ary enao zany anie tsy naharaka mihitsy e, ilay ambasadaoro anie nilaza mihitsy hoe : “J’ai été menacé verbalement et avec des fusils” http://www.topmada.com/2009/03/22/declaration-de-lambassadeur-des-usa-jai-ete-menace-verbalement-et-avec-des-fusils/, koa hoe tsy nisy zany fanambanana basy zany?

marina fa nilaza izy hoe hiara ho faty aminareo, izy anie nilaza fa mbola hiverina e, nga raha mbola tsy tanteraka teo ilay izy dia midiaka zany hoe tsy ho tanteraka, mba mailo ihany fa efa manomana ny retour-ny izy. Raha ny fianakavianao marina moa no alaina otage sy hanaovana chantage dia vitanao ve ny milalao amin'izany?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2633