revin-gadra
1. nalison
(
01/04/2009 06:20)
tena marina hay ilay fomba fiten'ny olona hoe revin-gadra iny ry zareo a.
niaraha-nahita ny teny ambohijatovo omaly iny.Ny tena mba isan'ny nihaino ihany fa dia sady nihomehy no nahatsiaro io fitenenana io.
raha nikabary mantsy i pety dia hoy izy "ataontsika tsy ho re intsony afaka herin'andro izany atao hoe TIM izany "
hoy koa voninahitsy "efa nasiako seza natokako hoan'i ravalomanana any antsefahy raha vaotonga eto izy"
ny sasany indray nilaza hoe "asiana ny fikaonadoha lehibe iarahan'ny sokajin'olona rehetra afa tsy ravalomanana"
mahalasa saina ihany re olona raha fitondrana koa aloha no manome vahana ireny olona gadra afaka ireny é.

répondu par xxx le 31/10/2009 02:44
2. RATOVOARY
(
01/04/2009 06:52)
nalison> tamin-dry zareo mbola tany tsiafahy angamba no efa ndrevirevy ny hamaly faty an-dRavalo ka raha vao tafavoaka ry zalahy dia ny réalisation sisa ny azy. Izany no hidradradradrany an'izay. Misy fahadisoana anefa izy fa toa efa mampiomna sahady ilay tetehiny fa raha tena mpiady izy dia nokotrehiny mangina tany ny azy ka rehefa nipoaka de hitan'ny be sy ny maro eny foana.
Tsy ny fihirahirana an'izao sy izao no hahatateraka ny faniriany akory.

3. xxx
(
31/10/2009 02:44)
nalison:
tena marina hay ilay fomba fiten'ny olona hoe revin-gadra iny ry zareo a.
niaraha-nahita ny teny ambohijatovo omaly iny.Ny tena mba isan'ny nihaino ihany fa dia sady nihomehy no nahatsiaro io fitenenana io.
raha nikabary mantsy i pety dia hoy izy "ataontsika tsy ho re intsony afaka herin'andro izany atao hoe TIM izany "
hoy koa voninahitsy "efa nasiako seza natokako hoan'i ravalomanana any antsefahy raha vaotonga eto izy"
ny sasany indray nilaza hoe "asiana ny fikaonadoha lehibe iarahan'ny sokajin'olona rehetra afa tsy ravalomanana"
mahalasa saina ihany re olona raha fitondrana koa aloha no manome vahana ireny olona gadra afaka ireny 鮊
De hoy indray ny sasany hoe "hanankarena daholo zay rehetra mahantra eee, ahazo 4L ny isan-tokantrano eee"
De revin-gadra marina ka....