Fitantanan'ny tanora ty hoy ny TGVendrana

1. penguin ( 31/03/2009 13:39)
Ireo tokoa fa miseho ny goaika tanora ary tsy nahafehy ny andry tgvendrana ka tsy ny tanora mirijarija entin'ny olona @'ny sangany sahala azy no mpikambana @'ty HAT. Miarahaba ireto olo-manga ary tairo fa maika handroso ny Malagasy ry goaika a.
répondu par fijo le 01/04/2009 21:16
2. Noue ( 31/03/2009 13:47)
mampalahelo M/car eee! ny goaika efa tsisy anilana azy daholo no naverina :^) :^) :evil: :evil: :evil:
3. Oay ( 31/03/2009 13:47)
Ka araka ny kozy nandeha ry penguin d diso vendrana loatra hono ilay notohanan'ireo goaika ireo t@ 2002 satria aiza ve ka hoe...le peuple m'a collecté à Ivato no nolazain'ilay vendrana iray iny, d izay no nahatonga an'ireo goaika ireo nametraka an'i Andry Rajoelina.
Ka raha izao kozy iny peng izao d tsy manolotra hafa tsy vendrana izany ry zalahy ireo klé!
4. penguin ( 31/03/2009 13:52)
Hahaha ny vendrana manondro vendrana vé sa ny olo-manga manondro vendrana sa ny vendrana no tsy mahalala ny favy ? Ho modely eran'izao tontolo izao i Madagasikara f'aza maika.
5. Oay ( 31/03/2009 14:01)
penguin:

Hahaha ny vendrana manondro vendrana vé sa ny olo-manga manondro vendrana sa ny vendrana no tsy mahalala ny favy ? Ho modely eran'izao tontolo izao i Madagasikara f'aza maika.

an3 tsy misy vendrana manondro vendrana fa araka ilay kozin'i peng d ny goaika ny 2002 nametraka vendrana d ireo goaika ireo ihany @ 2009 nametraka vendrana.
D tsy misy maika fa ny @ izao fotoana izao aloha d efa modelin'izao tontolo izao i Madagasikara satria nahoana: goaika nametraka vendrana d ny goaika nanala vendrana hihihi...

6. Mirananirina ( 31/03/2009 14:29)
Samy vendrana tafaraka izany :lol: :lol: :lol:
7. xxx ( 31/03/2009 14:42)
dia tsy mbola tsapanareo foana ve fa mbola transition ange izao é! izany hoe"hikatsahana ny lalan-kizorana tena handrosoan'ny firenena Malagasy,satria anie ny TGV dia natao handehanana haingana fotsiny izany hoe "fanonganana ny fanjakan-dR8 aloha, fa tsy dia misy foto-kevitra sy tetik'asa voaomana mialoha é! ka tsy maintsy mila ireo goaik'antitra" efa iaraha mahalala mba hanoro lalana é! sady mba tena hisotro ronono betsaka ny tokony higoka izany ampiadanana é! fa ny andRa8 Lafo vidy ny ronono ka tsy takatrin'ny pensions raisina ka mba omena asa an-tselika é!!!!!!ho anireo ekipa hafa moa dia ny mba ho afaka hiseho vahoaka ny fisiany koa é!!!!
8. mion ( 31/03/2009 15:09)
Click Image to Enlarge Image Hosting
9. tafondro ( 31/03/2009 15:21)
Oay:

Ka araka ny kozy nandeha ry penguin d diso vendrana loatra hono ilay notohanan'ireo goaika ireo t@ 2002 satria aiza ve ka hoe...le peuple m'a collecté à Ivato no nolazain'ilay vendrana iray iny, d izay no nahatonga an'ireo goaika ireo nametraka an'i Andry Rajoelina.
Ka raha izao kozy iny peng izao d tsy manolotra hafa tsy vendrana izany ry zalahy ireo klé!

Hi hi hi hi , dia ho anareo izany dia vendrana daholo ny olona tsy mahay miteny vahiny ? dia vendrana daholo izany ; hu jintao , sarkozy ,gordon brown , vladimir poutine ,medvedev , ahmadinejad , raoul castro , ny empereur n 'i japon , hugo chavez , sy ny sisa ? Tsy ratsy kosa izany raha fitsarana maimaipoana knou !!
=D> =D> ^:^ ^:^
10. Oay ( 31/03/2009 15:31)
tafondro:

Hi hi hi hi , dia ho anareo izany dia vendrana daholo ny olona tsy mahay miteny vahiny ? dia vendrana daholo izany ; hu jintao , sarkozy ,gordon brown , vladimir poutine ,medvedev , ahmadinejad , raoul castro , ny empereur n 'i japon , hugo chavez , sy ny sisa ? Tsy ratsy kosa izany raha fitsarana maimaipoana knou !!
=D> =D> ^:^ ^:^

Tafondro a! tsy ilay tsy fahaizana miteny vahiny no maha vendrana fa ny mandreraka d ry peng sy ny tariny d manavendrana olona fona ny ataony d mba nanome ohatra ny tenanay hoe iza no vendrana, d ozy zahay hoe tsy ny vendrana manavendrana ny vendrana no vendrana fa ny filazana fa vendrana ny sasany satria tsy mitovy @ tena ny fomba fijeriny.
Raha tian'i Tafondro d mbola averiko fa mafy be ry Marc Ravalomanana ireny satria nahoana "Tonga prézidà an'i Madagasikara izy " eny fa na d manahirana anazy aza ny teny vahiny.
Tsaroako eto ny zavatra nolazain'i Le Monde raha nandalo voalohany tany frantsa i Marc Ravalomanana: nanontany tena ilay journaliste nanao hoe mba azon'i Marc Ravalomanana daholo ve izay nolazain'i Chirac taminy, nalahelo aho t@ izay tsoriko aminao.
Noho izany d tsy tantiko raha samy Malagasy no hifampifanavendrana eto ary efa noteneniko hatrany ny hoe aoka isika tsy hifanaratsy na aratsaina na ara-batana fa ny hevitra no hifankalozana.

11. xxx ( 31/03/2009 16:15)
Ny ilazana hoe"vendrana" dia tsy fanambaniana akory,na dia azo heverina ho izany arak'izay mandray azy,fa ny vendrana lazaina eto matetika amin'ny ady hevitra eto dia ireo manohana izao fitondran'i ANDRY TGV ireo izay iaraha mahalala sy nahita ny niakarany teo hoan'ny mandinika sy mahalala ka tsy marenina na jamba,fa resa-jiolahim-boto pure et simple no niakarany ireo eo,ary tsy fanajana tsotra izao ny safidim-bahoaka dia fanonganana tamin'ny hevi-petsy sy fampiasana hery fampiorohoroana "terrorisme" izay mifanohitra tanteraka amin'ny democratie na mivantana io na ankolaka,noho izany na izahay tsy mpanohana an-dr8,ary tsy nifidy azy aza dia tadidio nareo mpanohana sy mpiray petsapetsa amin-Andry Rajoelina fa tsy manaiky anareo ireo mihitsy ary tsy hanaiky ny fitondranareo satria tsy voafidim-bahoaka ara-demokratika ireo ,Antananarivo no nifdy an'i ANDRY RAJOELINA ho MAIRE fa tsy i Madagasikara,noho izany ho anay avy amin'ny faritra hafa ,na misy aza ireo mpisolelaka goaika antitra tsy mijery afa-tsy ny tombotsoany ,dia tsy manaiky na hanaiky io HAT io izahay,ary tohananay hatramin'ny farany ny hevitr'i Manandafy ,koa samia ho velon'aina,ary izahay tsy hanaiky fanjakan'ny Mairen'Antananarivo izany mihitsy,REPOBLIKA i MADAGASIKARA fa MAIREPUBLIQUE akory!!!!!!!
12. Oay ( 31/03/2009 17:06)
xxx:

Ka i xxx koa tsy peng d ohatran'ny tsy mety ihany ilay valiteny kanefa moa d izay izany fa d izay manaraka an'i TGV izany d vendrana.
Ny ana indray d tsy manaraka an'i TGV za fa ny mba tiako d hoe :"efa azo atao ny mihady hevitra eny ambony latabatra ka maninona no eny andalambe no manao an'izany"
Tsy laviko mihintsy fa ny fidinana andalambe raha azo atao ny miady hevitra eny ambony latabatra d asan'ny jiolahimboto satria manao didin'ny be sandry.
Momba ny safidimbahoaka d mbola averiko fa na ny MFM aza d nangataka ny fanovana ny lalampifidianana fa efa fantatr'i Manandafy fa efa leo anazy ny olona d aleony nitapifipify niaraka t@ i Marc Ravalomanana.
Ary ny nahatonga ny mpanohitra nangataka ny fanovana ny lalampifidianana d satria feno halatra ny fifidianana natao teto Madagsikara ka raha izany d safidy feno halatra ny nahalany an'i Marc Ravalomanana ka tsy tokony hanankery.

13. xxx ( 31/03/2009 17:58)
izao ry Oay a! raha izany voalazano io izany dia na i ANDRY Rajoelina aza dia hala-bato no nahatonga azy ho Maire? dia mpangala-bato daholo izany ireo rehetra lany tamin'ny fifidianana eto Madagasikara? ekeko fa mety nisy ny hala-bato nefa tsy atao hoe"mpangala-bato ny rehetra"ary maninona rahefa ny vazaha ny mampiasa ny fomba fifidianana io dia manaiky ny vokatra daholo ny rehetra,fa rahefa gasy dia lazaina fa mpangala-bato?dia ovaina ny lalam-pifidianana iza anefa no nametraka io tany aloha tsy izireo ihany vé? iza no miezaka hanova azy tsy izy ireo ihany vé,?ary rahefa any aoriana any ka rahefa very fihinanana indray dia ovaina indray vé? Izao ihany no lazaina aminao ry Oay "izahay tsy MFM ary tsy mpomba an-Dra8 na i Manandafy fa ilay hevitra natsipiny no tohananay satria i Madagasikara tsy ilaina entina amin'ny fomban-jiolahim-boto toy izao misy izao",ary mapahafantatra ho fantatr'izay mpiserasera rehatra mamaky itony na aiza na aiza misy azy,fa REPOBLIKA i MADAGASIKARA fa tsy MAIRIEPUBLIQUE akory,ary tsy ny MAIRE de TANANARIVE akory no Filohan'i Madagasikara, fa raha izao no mitohy tsy ahitam-baha olana haingana dia tokony omena FAHALEOVANTENA ANTANANARIVO dia atao ho FANJAKANA FEDERALY i MADAGASIKARA!!!!!
14. fijo ( 31/03/2009 22:04)
tetezamita hoaiza moa izy ity????? rah ajerena mantsy izao,dia ratsy lavitra noho izay nokianiny teo ny ataon'i tgv.ka mahalasa saina ihany
15. tsiafoi1 ( 01/04/2009 07:11)

Tetezamita mampitodi-doha ny firenena hiverina ho an'i La France io ry Fijo a. Sokafy tsara ny maso

Rehefa kelikely de lasa otran'i Comores i Madagasikara = Département Français!!!!!
16. penguin ( 01/04/2009 09:10)
Tetezan'ny vendrana io ary tafiditra ao daholo ny Malagasy rehetra satria manaiky sy ambany fahefan'ny vendrana. Nahena ny isan'ny ministra satria mahantra ny firenena ka tsy maharaka ministra 33 nefa izao voalaza fa manankarena ary afaka hamoronana fivoaham-bola marobe. Fa i andry tgvendrana tsy mba nilaza hoe tsy handray karama amin'ity indray mitoraka ity.
17. fijo ( 01/04/2009 21:16)
tsy miverina ho frantsay akory fa miverina ho tamin'ny andron'ny baribary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3349