FOMBA AZAHOANA VOLA MAIKA

1. TEGEVE ( 31/03/2009 09:01)
anaka isany , hitanareo avokoa eny rehetra eny fa tsy nisy firenena ,tsy nisy flkambanana internasionaly (ONU ,USA,UE,UA, na ny afrika austral sns ...),ny bailleurs FMI ,BM
tsy ho voatanisako anareo eto avokoa fa hoy fotsiny hoe izahay ato @ foibe dia mila vola haingana hamitana ty lalam-porenana sur mésure ty,(bedin'ny renimalala mantsy izahay raha tsy vita haingana )ny fividianana ny isan-karazany

ka ny voalohany moa dia classique be;atao hoe tsy nandoa hetra fotsiny R8 dia alaina daholo ny fananany hamidy (samy efa nahazo ny anjarany daholo aloha ny mpikambana ato @ foibe )

ny manaraka izay dia lazaiko anareo fa zavatra mamoan-tsapona , io lazaiko aloha mba hisorohana ny loza



(l) (l)
répondu par TEGEVE le 31/03/2009 14:28
2. ifiona ( 31/03/2009 09:04)
salut TEGEVE be fitiavana (l) (l) (l)
3. vilambava ( 31/03/2009 09:04)
Bizna sifflet sy saina kely izao no tena mandeha eny Ambohijatovo sy 13 mei. reny azo atao anaty sakosy rehefa raikitra ny gidra. Efa betsaka zao ny mpanao azy io fa ny grossiste indray no tsy haharaka amin'ny famatsiana.
4. Oay ( 31/03/2009 09:21)
Tsy vilambava zany wa ty akama ity fa mahitaholazaina hihihi...
milay ilay izy fa le bizina efa ela be no efa voafandrika é! sady tsy misy afaka mifaninana @izany satria ny vidiny d mirary.
5. KALACK ( 31/03/2009 09:55)
Ar noheverk fa efa vita niarak tam Ravalo ar elà ry tezeve , ny bandy tat nilaz fa voatsokan Hery ony elà fa niteniten fon tato , hay v nahazo avertissement une semaines tsy mandia forum fotsiny
6. ndenn ( 31/03/2009 12:16)
:lol: 8) 8) Restons zen !!!
7. TEGEVE ( 31/03/2009 14:28)
anaka KALACK,fantantrao tsara anaka fa tsy mora ny raharaham-pirenena,tsy maintsy manome fahafahampo an'ireo nitolona ,nisy jiolahim-boto aza, ny toerana tandrifiny azy daholo ny tato @ foibe (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518