bal be eny ambohijatovo,manala azy vita fonja e
1. sadeky
(
31/03/2009 05:12)
bal populair eny ambohijatovo androany miaraka an'i coutiti,pety gal fidy,bolo,ry vandam,capisaty,voninahitsy,ny tontakely maro isankarazany.
Manala azy vita fonja e.Tsy misyl acrymogene
Manala azy vita fonja e.Tsy misyl acrymogene
répondu par xxx le 31/03/2009 10:43
2. yuka
(
31/03/2009 06:17)
Tsy mahagaga re izany a!
DJ anie ny filoha e!mety ho izay no filamatra eto amin'ny firenena e!
mahamenatra na ny mieritreritra azy ary :oops: :oops:
DJ anie ny filoha e!mety ho izay no filamatra eto amin'ny firenena e!
mahamenatra na ny mieritreritra azy ary :oops: :oops:
3. penguin
(
31/03/2009 06:19)
Kodiaran-tsarety io f'aza mifaly fahatany mbola mety hitranga sy hifanoroka aza ny TGVendrana sy Ra8.
4. yonikafopl
(
31/03/2009 06:30)
malaza nge zao fa la plus grande boite de nuit bordele en afrique ,c'est MAdagascar eeeee, Animation assurE par le DJ TGV,
5. sadeky
(
31/03/2009 06:33)
farany ireo gadra afaka ireo hanongana an'i tgv,alefa coutiti sy gal fidy manao afindrafindrao be mihitsy ntsoooo :-* :-* :-* tsy mijanona raha tsy eny ambohitrorohitra
7. yonikafopl
(
31/03/2009 07:03)
yuka, ny aty Liban fona no lazaina fa tany tsy milamina eee, manambany oll ee, manandevo oll eee, nefa jereo zao ny zava miseho any ,ry zareo samy zareo no mifanalika ao,mifamono,mifanambany,mifanandevo sns tssssssssssssssssssssssss, au moins ny Libanais mifampiaro sy miray hina am Libanais mitovy aminy, manambany ny hafa(tsy laviko) fa jereo nge ty gasy e, mahamenatra ,miseho tsy manaiky hambaniana sy tsy tsindrian'ny hafa, saingy mpamosavy malemy ka ny ao antrano ihany no aripaka.
Anseeeeee wa ra malagasy eeeeeeeeeeeee
Anseeeeee wa ra malagasy eeeeeeeeeeeee
9. yonikafopl
(
31/03/2009 09:31)
yuka,ra mba nisaina kely le fandrosoana nisy teo nge le gasy akia fa tsy be fialonana ny harenandra8 nitombo, mba nahitana fivoarana na de kely fotsiny aza tany dago e, normale be fa tsy maintsy hampitombo ny any ampaosiny kalou izy vo mampitombo ny an'ny hafa, olombelona izy fa tsy JESOSY akory, raisina am saina tsy miangatra le izy,
De zao reto be fialonana ray trano, hanao bal fa afaka ny gadra,afaka miliba sy mandrava indray, fa ny hampitombo ny any ampaosin'ny mpiray tanindrazana kalou de tsy ao anatin sainreo fa ny azy ny primordialy tssssssssssss
Le gasy ve zao mihevitra we i Ra8 no simbainy, ny harenany sy ny fananany ataoko fa tsy hampahantra azy velively na de robaina sy dorana aza, fa reto mpiasa tsy hanana ny hivelomany sy harapany ho aiza???
Izany nge no tsy sain'ireto toa tena ireto eee, ny azy ihany no saininy fa tsy misaina ny an'ny hafa izy, ny hahazoany na dia hanimbana ny an'ny sasany aza tsssssssss
De ho hita eo njay ny vokany androany, vokatry ny bal fozaorana hihihihih

10. xxx
(
31/03/2009 10:43)
13H34 - Alain Ramaroson est également présent sur la place de la Démocratie à Ambohijatovo.
Ngah koa io nigadra zalah ?