TSY NAHOMBY NY GREVE GENERAL NY FONCTIONNAIRE

1. salopard ( 30/03/2009 15:28)
Efa nihena ny vidinjavatra izao , ka dia niasa daholo ny fonksionera.

500 ariary izao ny Pasy, ny manao io an!

1500 ar ny matory

2000 ar ny toute position, fa tsy 5000 ar toy ny t@ andron'ny Ravolo.

Toute position indray izao no menu-ko androany alina ry ifiona, sy yuka , ary mirananirina sy noue malala isany

snif...
tchouff
répondu par xxx le 31/03/2009 08:04
2. yuka ( 30/03/2009 15:34)
:roll: :roll: :roll:
mba asio fifanajana ihany na dia DJ aza ny filohanareo,aza entina eto amin'ny serasera ny fomaratsy e! :evil:
3. Noue ( 30/03/2009 16:37)
salopard:
Efa nihena ny vidinjavatra izao , ka dia niasa daholo ny fonksionera.
hay kosa aa ?? aiza re zany eee !!

14:00 - Plus de 20 000 légalistes à Ambohijatovo aujourd’hui


4. sipagasy ( 30/03/2009 17:44)
yuka:

:roll: :roll: :roll:
mba asio fifanajana ihany na dia DJ aza ny filohanareo,aza entina eto amin'ny serasera ny fomaratsy e! :evil:



eeeuuhh masiaka beh kosa ianao e!!!, tsy misy maha ratsy ilay DJ na mpamafa lalana, tsy nisy nahay hatrany an-kibon-dreniny teo aloha hatrizao
Fa marina kosa ny teninao hoe mba asio fifanajana kosa ilay resaka fa ohatran'ny mivaona izy izany e!

Misaotra e!
5. sadeky ( 30/03/2009 18:07)
ny kisoa lesy salopard koa anie gratuit eh
6. Noue ( 30/03/2009 18:11)
sady izy mahintsiny no namoaka iny dinika iny :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
7. Andribe ( 30/03/2009 18:44)
hay ve ra salopara mpipeka kisoa eee hahahaha de in no mivoaka ao kambana oul sy kisoa dray dray dray :oops: :oops: :oops: :oops:
8. xxx ( 31/03/2009 08:04)
Hainareo moa ty salopard , tsy mahay miteny fa feon-kisoa no hainy , isaky ny miresaka dia izao resaka vidimb o d y izao foana

Hitantsika amin'izany fa tena ao aminy ao no misy olam-be na izy io naholan'ny
mpanao pasy araky ny teneniny , na voadona mafy teo @ aram-pitiavana na dia tsy mbà misy masoandro mihiratra ny fiainany izay no mahasalopard azy :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1145