marary be fa maninona

1. JOSIAH ( 30/03/2009 11:43)
Hono hoa fa maninona rhf manao firaisana ny vehivavy sasany no marary be rhf manao firaisana e ,tsy mahay ve izy sa hoe ahoana mba valio o :{
répondu par hasi4 le 31/10/2009 07:43
2. Veloo ( 30/03/2009 13:10)
mety misy fibrome ao @ tranon-jaza any ka marary aminy ny firaisana, mila mijery dokotera izy.
3. mpaoly ( 30/03/2009 13:57)
na koa sao dé tsy mbola vonona tsara izy, dé maina B ny fivaviany.
4. molota ( 30/03/2009 18:07)
milà makany @dokotera haingana zany marary B zany fa tsy normal. fafinaretana ary no tokony ho hitany koh!
5. Mirananirina ( 31/03/2009 17:20)
Marina daholo ireo e. :)
Raha amin'ny voalohany na faharoa dia normal,akoatry izay efa tsy izy e.
6. fijo ( 10/04/2009 21:13)
pekamain aizany ngamba
7. ikaretsaka ( 10/04/2009 21:38)
ie..pokatsoa pekamaina izay
8. xxx ( 14/04/2009 13:21)
asaivo mankaty amiko izy fa ataoko tsy marary fa ataoko mahazo fafiny mlay b :* :* :*
9. rasobakobako ( 14/04/2009 13:35)
Sao dé tsisy préliminaire kosa ? miankina bedebe @ lehilahy koa ange io e! tadidio fa ny an'ny vehivavy tena mila mots d'amour, sns. Noho izany aza maimaika satria
- l'amour, c'est un art
- la pénétration, c'est le commencement de la fin, mais pas la fin du commencement
10. JOSIAH ( 29/04/2009 13:18)
misaotra anareo namaly e :lol:
11. MAVITRIKATAX ( 14/05/2009 10:07)
mivavaha aloha alohan'ny hanao firaisana mba ahazo hery sy fahafinaretana
12. mmmhh ( 14/05/2009 14:15)
mivavaha aloha alohan'ny hanao firaisana mba ahazo hery sy fahafinaretana


mety hevitra mahomby fa ohatran'ny mampme an'ah,

ireny pasitera ireny koa mety manao an'zany e, :-D :-D :-D

tena tsy anatin'ny eritreritro mintsy zany ka
13. mazavajery ( 22/05/2009 06:38)
omeo ana lesy d tataraiko an i josiah ny fafiny na marary sa tsy
sa aohoana ozy ela ? (l)
14. xxx ( 18/06/2009 07:46)
fa nsipa v ntena makafy anreny sa nbandy é!!!!

ho an'ny vhv:
>> le elabe sa le vetvety no mlay
>> de le accéléré b sa le gentlman


:twisted: :twisted: :twisted:
:-* :-* :-*
15. rurale ( 12/08/2009 07:08)
Josiah: Sô de mbo tsy tiany ary le ol nefa nanaovany firaisana sa tsy haiko fa mety ho izay an!
xxxx: samy mankafy daol fa samy natao hanana fafinaretana daol ny ol ko!, de aza mba manatsafa eo fa ol efa expérimenté io! fa ny tena izy alou de ny elaela no tiany vhv e, de ndraindray accéleré-na kely, de ilaina ko le gentleman, :-D :-D :-D :-D, niova ny resaka marina! :-D :-D :-D
16. rhina ( 08/09/2009 06:30)
tandremo fa mety hoe marary afa mints enao zany an
manantona dokotera
indraindray koa mety maditra ny vadinao d izay no makarary anao

hiiii!!!
17. xxx ( 28/10/2009 01:32)
rhina:


indraindray koa mety maditra ny vadinao d izay no makarary anao

hiiii!!!


Taiza koa no nisy an'zany, sao mba miteniteny foana lahy

Ra maina be de marary
Ra ngeza be koa ny contenu mihoatra noho ny contenant de sur fa tsy maintsy aharary aloha e

Fa ra norm tsara aloha ny preliminaire de tokony tsy aharary zany e

;-)
18. hasi4 ( 31/10/2009 07:43)
aleo nonoiko aloha ny foriny de avy eo izy tsy marary intsony na koa hoe sao de tsy marary akory izy fa midélire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506