"Marc Ravalomanana est pour nous le président" hoy Joyandet
4. andrywui
(
30/03/2009 12:18)
Ko raha ten Titre President eto Madaagascar ary izy de hafaro tany ee!! ka izy anie qrah miditra mody eto de ho dinihina izany e ! fa izy ary tsy hita ko aiza ko no hisy oe sarkozy mipetraka any Amerique ! fa tsy maintsy mody izy aloh tsenaina de asaina manao President amzay RAHA madio ny karierany , RAHA tsy misy fitoriana miandry azy , RAHA manaiky azy ny havan'ireo olona novonoiny !!
5. Mirananirina
(
30/03/2009 12:26)
Iza no tokony hahazo SANCTIONS,ny mpanao coup d'état aminy tsy rariny.
7. irihat
(
30/03/2009 13:01)
1. Tsy misy hypocrite ohatran'ny frantsay raha eto an-tany, ka mahagaga ahy ianareo any France any tsy mahay izany;
2. Tsy maintsy manao io ny frantsa reny malala satria ny communauté internationale tsy mankato an'ny DJ, no silaka be koa izy satria vao nahazo ny laka ra sanga (DJ io) de tonga ny ambasadaoro frantsay.
:!: :!: :!:

8. pitchou
(
30/03/2009 13:12)
ka fantany ko fa ny gasy tsy hiraharaha gasy zany e! ny vazaha ihany no inoany teny! hafa zany we vazaha!!!! :@ :@ :@
9. andrywui
(
30/03/2009 13:31)
Aleo oa hajannn any zan resak fandrangitan isankarazan zan fa aleo !! miandry fifidiannn vaovao !! na mba farafaharatsin mb jerena ze afitsoky ny Tgv 2 na 3 taon eo de eo ndray manao ze tokony hatao fa lasa kilalao anie izy ty e ! mivoak miditr tsy hita ze laoniny !! Ratsiraka zao vao oe voakitika ny lapany sady nisy faty olona be novoin-dravalo tam2002 taminireo reservistes de niala moramora izy tsy nanisy raorao na mbola niantso tel avy tany Frantsa oe " ho avy aho e !! hiverina aho eéé! hamafiso tsara ny tolona eéé! "" tena fanakorotanana anie zany e !! maninnnn ra hivern rah tonga de makeo Ambohijatov de mitarik ny ol eo fa tsy mampiady avy any antendrombohitr'ISALO any
10. ronaldo09
(
30/03/2009 13:34)
ssssssssssssss resaka fotsiny io e! vao niala ialay tsy tia tanindrana iny (rafahavalo io) nefa dia tonga ny ambasadaoro frantsay !!!eo nareo ampesonina eo sady Ny Hasina efa lasa any Paris androany!!!
11. andrywui
(
30/03/2009 14:00)
Raha ten sahy anie Ravalo ka hitsangana ho lehilahy tsy mataho maso mena de mivern mivoaka moramora tany izy aloh makeo Ambohijatovo , hanotaniana fotsiny ze nalehany elabe zay ,fa ny vahoaka eto voatifitifitry ny capsat eto izy ary mpampirisika fotsiny !! farany horitra eo aby reo Tim kely sisa nanamborana ireo !! satri efa hijannnn tsy ho eny ambohijatov tsony zao ny ol fa leo !!
13. ifiona
(
30/03/2009 14:38)
fa ny tgv an'lisany niafina tao amin'ny ambassade de france nga efa adinon'lisany
nefa izy mbola niantso ny olona hanohy ny "tolona"
izao koa i ravalo dia miantso ireo manaraka azy "hanohy ny tolona"
nefa izy mbola niantso ny olona hanohy ny "tolona"
izao koa i ravalo dia miantso ireo manaraka azy "hanohy ny tolona"
14. bozyboleta
(
30/03/2009 14:57)
ny masoivoho amerikana moa dia nanamafy fa tsy fantany mihitsy izay tena fipetraky ny rafitra tatezamita ity eo anatrehan'ny lalàna.
Mazava hoy izy ny fihetsiky ny be kintana. Fanonganam-panjakana no nisy ary tsy hiantso mihitsy ny lohan'ny HAT hoe "prezida" na ny praiministrany.
Miandrandra fifidianana ny be kintana ahafahany miroso @ fitohizan'ny fiaraha-miasa sy famatsiam-bola. Fa mandra-pahatongan'izay aloha dia tapaka izany.