Rah ten te hampandroso an gasikara de aleo hialmn amzay

1. KALACK ( 30/03/2009 09:23)
De mbola manao antso avo ihany aho ray olona , mbola tsy vizana aho miteny ny TIM oe,: aleo aloha hiasa io Fanjakana vaovao io na atao oe taona vitsy2 2 na 3 fotsiny iany aza fa hitombo anie ny fati antoka , hitombo ny aina hafoy , hitombo ny fikororosin'ny Firenena , ny Firenena anefa efa mahantra no mbol hikororosy fahana ihany , sao de hambo po diso toerana ny anareo ry TIM raha ten tia an'i Madagascar sy ny Malagasy , tadidio foana hoy aho fa olona amanapitrisany no sur fa manaraka dinika hatao eto , ka ze teny soratana eto de na hampidina na hampiakatra ny toekaren'ny Madagascar , ary mety ho teny avy aminao no nampikororosy an'i M/car ,,,// ka hoy aho oe aleo hilamina fa rah ts mahavoa ny TGV de hiala mora2 eo reo tsy ho ela ,,
répondu par xxx le 30/03/2009 13:27
2. xxx ( 30/03/2009 09:36)
fa ianao ve mitapy e,efa tsy ekeny dia tsy ekena,
3. sadeky ( 30/03/2009 10:00)
AVERINA @ TAFIKA NY POUVOIR
ATAO NY ASSISES NATIONAL (ra8,ratsiraka ,arema tim ,zafy snstsy ankanavaka)
ELECTION PRESIDENTIELLE LE PLUS VITE POSSIBLE
4. Mirananirina ( 30/03/2009 11:17)
aleo aloha hiasa io Fanjakana vaovao io na atao oe taona vitsy2 2 na 3 fotsiny iany aza fa hitombo anie ny fati antoka , hitombo ny aina hafoy , hitombo ny fikororosin'ny Firenena ,

Raha 1 na 2 VOLANA dia OK!!!!!!!!!!!
Hoentiny aiza ny firenena ry Kalack a,hiara-hidaboka eto ve isika sa ahoana.
5. andrywui ( 30/03/2009 12:05)
Marina ny an'i kalaky fa hiara hilentika hilevimbelona miaraka amin firenena eto marina ty Malagasy kely fadiranovaana ty amin'ny hambompo be diso toerana entin'ny sasany hamendrofendroana olona !!! Zao vao tena hita fa tena nanan fahendrena lavitra i Ratsiraka sy ny AREMA sady nitsinjo ny Zon'olombelona rah oharina amin'ity Ravalo ity sy ny TIM kah !!! azon'i Ratsiraka natao ko anie ny niantso SADC sy ny Mercenaires tam 2002 de navelany ho vizan'ny greve sy ny krizy teo ny olona !! azony natao tsara satria mbola légal tsara nanana miaramila ara-dalana mitsy aza izy no nidemission sy niala teto M/car fa tsy toa an'i Ravalo efa naloan'ny vahoaka sy naloan'ny miaramila ty !! nefa mbola hitady korontana be eto amin'ny firenena ihany !! ny FITONDRANA efa teo antanana aza navotsotra ka ny efa lasan'olona ve homeny tsony
6. penguin ( 30/03/2009 12:14)
Fa hoviana no mpikambana ara-dàlana tamin'ny SADC i Madagasikara ry andrywui miteniteny foana no afaka hiantso izany izy ? Misy fifanarahana misoratra amin'ny samy mpikambana izy izany ve ry donto andrywui sa dia manafanafatra amin'ny tsy antony satria azo atao vé izany ? Mitapy ty. Tanora sy vatandehilahy ary miaramila tia hiaro ny ara-dàlana no hiampy ny miaramilan'i SADC hidona @'elah. Ho resy f'aza maika. Hahahaha
7. andrywui ( 30/03/2009 12:40)
Kay lety e ! maharary iny a !!! tsy ho voatery ho SADC Rainilita fa ze metimety taminy teo afalka natsoiny niarao azy a! na i Bob denard aza a!! mbol ts maty izy tamzany !! fa ny fahendrena oa dia hita mihitsy oe Ratsiraka no tena olona nanana izany lavitra noho i Ravalo !!!! Ka io anie no nalazaiko e !! raha tena mamy taminy le Fitondrana , maninnnn no nomenamena olona fahatany teo vao nodonina kely fotsiny !!!?? Ny vola lany tam reservistes aza taminlé namonoan-ravalo olona tam 2002 reny efa ohatrinnn !!! nofikirina teo iany !! zao ty natsipitsipy ny Fitondrana , de lasan'ny olona ko !! tsy misy hamela an'io moramora zany fa de ho betsaka ndray zany ny Tim hitsipatsipaka vao mety hiverna angamba io
8. xxx ( 30/03/2009 13:27)
Raha miditra @ io resaka io ny sadec dia délit d' ingérence tsy misy hatak' andro .Tsy manana zo handefa tafika ao Dago ny sadec noho ny situation politika izay azo lazaina fa interne au gouvernance de la nation Malagasy .
Efa fantatry ny firenena eran-tany ny antony rehetra momba ny krizy miseho ao Mada io ,fa dia anjaran' ny soi disants politisiana malagasy ny mandray fanapahan- kevitra ao anatin' ny 2 volana fara- fahafahatarany .
Ny olana dia ny tsy fifampitokisana eo @ fitrandrahana ny harena an-kibon' ny tany sy ny fanaovana bodongerina ny lovan' olona @ famoretana ara-miaramila.
Misy ireo antokon' olona mieritreritra fa tokony ho bénéficiaire hono ry zareo satria nanao ny pro aménagement de développement ' ny gros infrastructures ho avy ,ka nanilika ireo gasy sasany manana zo feno @ izany koa ,izay no fahadisoan' ny politisiana malagasy maromaro ankehitriny .
Raha misy mahita ny fahamarinan' izany principe izany dia lazao eto hiarahantsika henoina .
Raha misy olona manorina trano eo afovoan 'ny 13 mai izany dia mahazo ny faritra manodidina azy maimaim-poana ? Dia lasany ny kianjan' ny demokrasia ?
Raha misy olona mamboly hazo tokana izany eo an-tokotanin' ny Rova dia ho lasany koa ny Palais n' anatirova?

8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0611