ô ry zanak'i DADA a,miakara eny ambotsirohotra jerena
1. xxx
(
30/03/2009 04:58)
otrany lasa ny fikan'ny tgv tamzany iany no mody averin'ny tim amzao,ndana ar makeny ambotsirohotra maka ny palais ra sahy de refa maty eny lisany de mba voavaly faty sy samy afaka ny 7 février e :twisted:
répondu par xxx le 30/03/2009 09:26
2. KALACK
(
30/03/2009 07:58)
Ieny tko somary bebe fo sy entanin'n fo kokoa noh n Tgv zay marn n Tim ,ka maninnn tko lerets ra miakatr kel eny Ambohitsisrhtr eny marn maka Lapa a, ento Razily ,
3. dokotera
(
30/03/2009 08:15)
Nisy zavatra nitranga tany madagascar t@ 1992, tadiditsika daholo ngamba ny natao rehetra nanesorana an'i ratsiraka sy ny forongony
4. KALACK
(
30/03/2009 08:42)
Maninon i Dokotera ar raha manao "Razily II " ho jeren rah ten mpitolona arakrak ny vavany , na le tong d mitsoak b
5. nilex
(
30/03/2009 08:59)
Tsy mitovy saina @ olona ao @ tgv ny olona eny ambohijatovo,ny olona tamin'ny 7fév dia olona vendrana sady natao sorona fotsiny mba ahazoana milaza fa mpamono olona ra8.Efa fantatry tgv nge hoe tsy maintsy mitifitra ny ny garde ao satria lapapanjakanaio de ampirisihina ny olona ho ao satria raha tsy misy maty tsy mamely ny tolona fa izy kosa anefa tsy nankany fa nody.zao anefa ireo kamboty rehetra vao maika lasa mahantra tateraka fa tsy misy mijery akory.Ka tsy ho eny mihintsy ny olona eo ambohijatovo fa olona nianatra daholo ireo.Eo aza moa dia efa mitifitra ny mi aramila maika fa any.
6. xxx
(
30/03/2009 09:26)
Makanesa eny moa letsy NILEX maka Lapa a, hany an ,ento Razily ho namanlah maka Lapa eny