Déclaration du Président Marc RAVALOMANANA 29 mars 2009
1. Noue
(
29/03/2009 13:59)
Ry Vahoaka Malagasy,
Ato am – poko mandrakariva ny fahatsiarovana antsika rehetra, ato am – poko mandrakariva ny afo miredareda tia hampandroso haingana an’i Madagasikara. Tsy ho sandaiko vola na atakaloko izay harena ny fitiavako ny Vahoaka Malagasy sy ny fitiavako ny fireneko. Aza matahotra, ianareo fa tsy ho ela dia heverina aho, hiaraka isika, miasa miaraka no fahombiazana. Ny vavaka asandratrareo, ny fihetsika mendrika maha Malagasy antsika ataonareo, zava – dehibe eo anivon’izao tontolo izao izany. Tohizo, hamafiso izao hetsika ataontsika izao ho ren’izao tontolo izao fa tsy hanaiky mihintsy ny Malagasy raha tsy tafaverina amin’ny laoniny ny ara – dalàna. Mamerina indray aho fa ny akanga maro tsy vakin’amboa, ny mitabe tsy lanin’ny mamba, ka tongava maro ary, hamafiso hatrany izao hetsika hataonareo izao, ho ren – tany, ho ren – danitra fa mifankatia ny Malagasy, tsy hanaiky lembenana intsony ny Malagasy. Hiady hatramin’ny farany ny Malagasy mba ahatonga ny taniny tsy hisian’ny fanagejana intsony indray, mba ahatonga ny taranany rahatr’izay ho lasa taranaka vanona, mendrika ny firenena malagasy.
Andriamanitra tompon’ny fahefana rehetra anie manana fahasoavana manana amby ampy hamindra fo antsika, hitahy antsika ary hanao izay ahatanteraka, izay ahasoa ny Malagasy rehetra.
Homba antsika Mandrakariva anie Andriamanitra.
http://www.topmada.com/2009/03/29/discours-de-ravalomanana-2803/#more-4263
répondu par xxx le 29/03/2009 18:16
3. rabingogilabanga
(
29/03/2009 16:05)
3 choses à dire, @ maha-anti-RAVALO ahy:
1)Raha hilaza isika hoe: manao didi-jadona i TGV, tokony hiova famindra, na tokony hanao fifidianana haingana, satria tsy ara-dalana ny naha-teo azy.
D'accord tanteraka aho. Capable ny hanao auto-critique MANKO IZAHAYizahay
2)Raha hilaza kosa ianao fa i ravalo no manandratra avo ireo maty t@ 29 Mars 1947,
DISO TANTERAKA IANAO, satria teo imason'i CHIRAC no nilazany fa hoe:
TSY RAHAHARAHKO NY 29 MARS 1947, JE N'ETAIS PAS ENCORE NE (Ravalomanana, mars 2006)
3)Ny zavatra tokony ho fantantsika rehetra dia tsotra:
-Tsy tia Ratsiraka ny olona t@ 2002, fa tsy hoe: TIA RAVALO
-Tsy tia Ravalo ny olona @ izao 2009 izao, fa tsy hoe tsy tia TIM, na hoe tia tgv.
Mitadiava olona hafa ianareo TIM fa ravalo aza efa ni-Demissionner, tsy afaka miverina eo izy raha ny ara-dalana raha tsy misy election, ary Andriamiseza sy
Raharinarivonirina, courageux, fa tsy toa an-dry Ivohasina sy Ravalo nitsoaka.
TSY RAHAHARAHKO NY 29 MARS 1947, JE N' ai pas encore été né (Ravalomanana, mars 2006)

4. bazylou
(
29/03/2009 16:06)
dia hoe mamendrofendro izany sisa noazo atao fa tsy eo intsonyve!! tsssel , andana milefa e!!! :-D :-D
5. zandikely
(
29/03/2009 16:59)
MAZAVA HO AZY IZAO FA PRETESTANTA = RAVALOMANANA
ODON= ANDRY RAJOELINA
Noheveriko hoe fivavahana ny teny Mahamasina, hay resaka politika koa.
AVERENO HAINGANA NY LAICITÉ DE L'ÉTAT FA LOZA NO HATERAK'IRETO MPAMINANANY SANDOKA IRETO. AMPIASAIN'IZY IREO NY FIVAVAHANA MBA HITARIHANA OLONA HANOHANA MPANAO POLITIKA TSY MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA AKORY: MPAMONO OLONA, MPANODINA FANANAM-PIRENENA........
AHOANA NY HINOANA MOA FA NEUTRE IREO OLONA IREO TAMIN'IRENY FIFANELANELANANA NATAO IRENY. IZAO DIA MAZAVA NY RESAKA
TSARA LAVITRA MADAGASCAR TSY MISY IRETO MPIVAVAKA LOZA MPANOHANA MPAMONO OLONA ISANY IRETO.

6. tgvra8
(
29/03/2009 17:49)
tsss le8 koa any alavitra any no mipapapapa tongava ranga fa misy miaro koa anie nareo eee raha vonoiny eo nareo de vita koa ny aminy