tsy manana alternativa ny MAlagasy
1. bazylou
(
28/03/2009 22:43)
Amin'izao raharaha izao dia hita mazava fa tsy manana olona hosarangotina i MAdagasikara. NY antitra teo aloha efa mankaleo sy mpamadika daholo, le ray lasa nilefa any amin'ny maizina .Ny anankiray vaovao , tanora vao misondrotra mila manao ny preuveny izy na dia miankina aminy aza ny filaminana sy ny famokisana ny pokona.
Dia aminareo ary dia iza no asolo an'ireo raha tsy io no avela hitondra an'ny Madagasikara ?? iza??
RAmalagasy dia olona mora amidy izay, ary aleony aza le olona mody manao an'izatsy sy zaroa dia iny ihany mandrapahafaty . RAtsiraka koa anie nanao toa izany e...25 izy teo ihany !! dai hita teo ny tohiny
HO an'ireo mitady ny hiverenan'ilay 8, raha tsy efa nahazo sipa swazi izy izay , dia ianareo izany ilay olona kely tsy velona raha tsy misy an'ilay iny hametsifetsy sy eroa. MAzava ho azy fa ho be ny noana satria tao aminy daholo ianareo no nihinana. Ireo ilay olona jamban'ny ronono sy ny yaourta kely etsy sy eroa, fa tsy fantany ny fandrobana fananan'olona sy ny famonoana izay adversera valablen'ilay 8 , na varotra io na fahefana, na vhv aza.
Bref mitovy ihany izy sy ratsiraka. Na dia izany aza dia i Ratsiraka mba nanana saina gasy ary efa mzava ny regle de jeu ,fa tsy ohatran'ilay 8 io mivarotra etsy sy eroa harenam bahoaka omena an'izao vazaha izao!! Tamin'io vao nisy an'izany hoe menaka na 50.000 fmg izany!!! ny jiro delestazy!!!. TSy ze fanaovana izato sommet etsy sy eroa izao no inona, fa le olona noana ary miha noana hatrany.
TSy aleo ve miova e, . Dia hahazo inona aefa ianao raha mijery sy calme miandry an'i TGv, aleo asehony ny atao hoe fampandrosoana an'i MAdagasikara.
MAnara-dalana, io izany sisa no argument hamerenana le8 eo . Ary izy tompony aza tsy niady intsony fa ianareo no ampiadiany eo!! DIa ireo manara dalana ve dia tsy mahalala hoe raha mitohy anie le8 iny ka lasa 50 taona izy eo ihany !! mbola ho mafy noho i RAtsiraka. Dia izay ve no tadiaviny !! tssle sao dia tsy gasy aza ireo fa swazi daholo!!
Anjombona fanairana i tgv!!! samia mailo daholo fa tsy hisy intsony ny fanjakana olo tokana mandrakizay , na le8 io na iza na iza. :roll:

répondu par xxx le 29/03/2009 15:27
3. bazylou
(
28/03/2009 22:55)
tsy nisy avaly indray ry tim dia nitsoaka sy nimenomenona ohatran'ny le lohany nilefa ihany!!! :-D :-D :-D :-D