Rariny raha mangalatra ny eo amin'ny fitondrana

1. xxx ( 28/03/2009 21:04)
Tena rariny nìraha manangona izay eo amin'ny fitondrana raha mandinika ny zava-misy amin'izao fotoana izao aho. Dia atao haza lambo izay teo amin'ny fitondrana na ny namany sy izay nifampikasooka taminy.
Ka aleo manangona be rehefa eo amin'ny fitondrana mba hahafahana mandositra sy manorim-ponenana any ivelany rehefa tonga ny fenenjehana. Fahafaham-baraka ireny. Maninona zao raha efa avy noterena hiala le-8 dia tsy nasiana an'ireny didy fampisamborana ireny? tsy nasiana an'reny fanafihana ireny? Ekena fa nanao an'izany izy tamin'ireo mpitondra teo aloha. Kanefa valifaty foana ve no atao, nefa ireo izay efa voatsara fa nanao ny tsy mety aza ezahana hovotsorana?
Dia aiza ilay hoe fampihavanam-pirenena? sa ny dikany dia hoe alaiko ho namana izay fahavalon'ny teo aloha mba hahafahako manatanteraka ny valifatiko?
Mbola lavitra isika vao hotafavoaka raha izao. Raisonement de jiolahim-boto no entina mitondra firenena hatramin'izao. Ary tsy iza no tompon'ny hevitra fa ny milaza azy ho mpanao politika ihany.
répondu par xxx le 29/03/2009 09:38
2. xxx ( 29/03/2009 09:38)
TENA MARINA IO VOALAZA EO AMBONY FA DE TOY IZANY FOANA ZANY DE VAO MAINKA HIHEMOTRA BE NY LAHARANTSIKA MALAGASY FA EFA AVANT DERNIER MBOLA HO LASA APRES DERNIER
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5519