tsy mandeha tsony ny tvm par satelita

1. Andribe ( 28/03/2009 19:43)
tena vita tanteraka ny tvma par satellite h@ nahatongavan i tgv nefa t@ nahateo an dra8 nandeha foana nga tsy ampy fanana lery handoavana an le izy kle sa niova ny frequence nisy leizy sa tsy haindry zalahy @ le matosy vavao huhuhuhuhu :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par Noue le 28/03/2009 20:45
2. xxx ( 28/03/2009 19:49)
3. Noue ( 28/03/2009 20:10)
Andribe:

tena vita tanteraka ny tvma par satellite h@ nahatongavan i tgv nefa t@ nahateo an dra8 nandeha foana nga tsy ampy fanana lery handoavana an le izy kle sa niova ny frequence nisy leizy sa tsy haindry zalahy @ le matosy vavao huhuhuhuhu :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsy ampy fananana ahoana lesy aaa ?? tgv mahintsiny anie nilaza fa nahazo vola ohatrinona moa ee ??? jereo fotsiny aza ireny vola rehetra nividianany ny capsat ireny


4. Noue ( 28/03/2009 20:15)
o lety Andribe aaa !! ahoana io ??

Plusieurs témoignages concordants ont fait état ce matin de la présence aux alentours de la Place du 13 mai d’individus à bord de véhicules 4x4 qui distribuaient de l’argent à des personnes venant des milieux populeux. L’objectif était semble-t-il de perturber par des provocations les manifestations pro-Ravalomanana, mais le nombre de manifestants aurait fait renoncer à ce plan.
5. Andribe ( 28/03/2009 20:42)
raiso aloha ny fanana kle vola adala tompo tonde hividianana totokena hanaovana henabaolina asiana tongologasy sy tongolomaintso de milay be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 28/03/2009 20:45)
:^) :^) :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0462