tena ireto rasily ireto ihany no nitifitra t@ 7fevier

1. sadeky ( 28/03/2009 19:20)
Tsy azo isalasalana mihitsy raha mijery ny comportement le miaramila gasy,
fa ireo nitifitra teo @ 13mai ihany no nitifitra teo ambohitsorohitra ny 7fevrier teto,anisan'ny renfort t@ io.
répondu par Noue le 28/03/2009 20:14
2. rakaroka ( 28/03/2009 19:22)
Maninn aza raha mirotsaka ho miaramila daholo isika ?
3. xxx ( 28/03/2009 19:23)
ny jomaka sy ny foza orana mangalatra sy mandoto ny 13mai tsy tofirin'i capsat majorité cotier ,
4. sadeky ( 28/03/2009 20:08)
saika hizara vola indray ry tgv hanakorontanana ,tena tsy mendrika mihitsy,
http://www.madagascar-tribune.com/Descente-sur-la-place-du-13-mai,11544.html
5. Noue ( 28/03/2009 20:14)
io ary fa mitohy hatrany oa ny habibiana tssss :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0699