Fa aiz no handrasan ireo ol voatifitr teo am13 mei on ?
1. KALACK
(
28/03/2009 16:40)
Za ts mihome otran andrywui an , fa manotan ze mahall ah oe aiza on no handrasan ireo ol maty androan teo am 13mei ? ny sobika sy topmada ,vaovao TV sns ... aloh milaza fa oe ts mis maty e, nef ny vaovao ambava de milaza fa mis betsk ian on no maty fa tong de nalef nody ,ka mis fiandrasn ve eo am 13mei anio ry zareo sa samy mandevin ny azy any ?
:roll: :roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll: :roll:
répondu par xxx le 28/03/2009 19:48
2. mibalika
(
28/03/2009 16:44)
raha tena nisy tokoa ny maty,d andao atao toy ny tam13/05/72eo am place no andrasana ho hita-poko ho hitam-pirenena fa zao no democratie an'ny tgv
3. andrywui
(
28/03/2009 16:55)
an an an an kah ,!!!! tsy andrasana eo am 13mei ony fa eo Ambohijatovo no hatao ny veloma farany an'ireo olona daitra na mety ho daitra androany !!! raha tsy misy moa de arahaba soa arahaba tsara zany !! hi hi !hi! hi! hi! hi!
4. Mirananirina
(
28/03/2009 16:56)
Ny vaovao anie milaza fa naratra fotsiny fa tsy misy ny maty e..,mety efa embesana basy koa angamba ny mpilaza vaovao an!!!!!!!!!Raha milaza ny marina dia maty
6. xxx
(
28/03/2009 17:00)
Aza manitatra fa TSY MISY MATY ! tsy ampy anareo angah ny maràtra ... ny maty taloha t@ fevrie aza efa tsy fidiny 8-)
7. andrywui
(
28/03/2009 17:05)
Androany fotsiny ah aloh mba tsy hanao serieux fa himeme xbe ato !!!! fa rapitso miverin amin laoniny manao serieux ndray ah!! fa nisy innn ary androany ????
8. Mirananirina
(
28/03/2009 17:09)
hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! Mirana a! goaka aby zany ny olona !
Izaho efa goaka hatry ny ela,ha ha ha ha ha ah ha ha ha ha ha ha ha
9. mibalika
(
28/03/2009 17:14)
vakio hoe ny filazan'ny sobika sy afp,angamba dondrona tsy mahay mmamaky ny olona
10. andrywui
(
28/03/2009 17:19)
hoy kalack :
[quote] ny sobika sy topmada ,vaovao TV sns ... aloh milaza fa oe ts mis maty e, nef ny vaovao ambava de milaza fa mis betsk ian on no maty fa tong de nalef nody quote]
eny e! zay ny an sobika fa mety tsy zay no marina !!
[quote] ny sobika sy topmada ,vaovao TV sns ... aloh milaza fa oe ts mis maty e, nef ny vaovao ambava de milaza fa mis betsk ian on no maty fa tong de nalef nody quote]
eny e! zay ny an sobika fa mety tsy zay no marina !!
11. pimaso
(
28/03/2009 17:45)
MAMANGY @ FAHORIANA HO @ FIANAKAVIAN NY MATY REHETRA
AZA MATAHOATRA FA HITA @ SATELLITE IRENY
OEIL POUR OEIL
DENT POUR DENT
SADC POUR CAPSAT
SADC TO LIVE FOREVER
AZA MATAHOATRA FA HITA @ SATELLITE IRENY
OEIL POUR OEIL
DENT POUR DENT
SADC POUR CAPSAT
SADC TO LIVE FOREVER
12. andrywui
(
28/03/2009 17:52)
IIeeeéééé ! de aza misosoka alaelo tsony tompoko fa vovoka izy ka hody vovoka indray !!! otrizay koa ianao prezidan taloha vovoka ka hiverna ho vovoka ndray !!! fa aza misososka alaelo marina ry Pimaso !! de ity misy fanomezana kely fomba malagasy tsy hita ze maharatsy azy ho anareo TIM rehetra """" ro-patsa !! ho an'ny velona ary """ tapa kitoza !!"" ho an'ny Tim rehetra !!!! de aza misosskalaelo tsony tompoko !! veloma !!! hi hi hi
13. KALACK
(
28/03/2009 18:40)
hoy i Miiarananiriina
fa in tamnao ry Miranairina zany goaka b zan ra ts mahadiso ?
Voalaza teo :
hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! Mirana a! goaka aby zany ny olona !
Izaho efa goaka hatry ny ela,ha ha ha ha ha ah ha ha ha ha ha ha ha
fa in tamnao ry Miranairina zany goaka b zan ra ts mahadiso ?
