MIARAMILA MPAMONO OLONA!!! TSY MATAHOTRA NY VAHOAKA MALAGASY
1. molota
(
28/03/2009 15:43)
iza moa ianareo miaramila no tsy mahafantatra ny FRS sy ny TTS :?: izay milaza ho tena mafy loha? EFA NANAIKY NY VAHOAKA MALAGASY ireo! IZA ndray mbola sahy hamono VAHOAKA? mitohy ny tantàra fa samia manaraka :-D :-D
répondu par KALACK le 28/03/2009 17:36
2. Mirananirina
(
28/03/2009 15:48)
Ny MPANOME BAIKO NO MPAMONO OLONA!!!!!!!!!FA IRETO MANATANTERAKA NY BAIKO RAHA TSY IZANY VOASAZY MAFY. :x :x :x :x :x
4. molota
(
28/03/2009 15:54)
:twisted: hihihihi :twisted: :twisted: :{ tsy misy milà @lah eo ry wui!wui a!
6. molota
(
28/03/2009 16:02)
anareo ny aller fa ny valiny no tsy zakan lah! averiko @lah ihany ry wui! wui! ny patsa iray tsy tafiditra ao am-bavanareo ^^ :twisted:
7. andrywui
(
28/03/2009 16:05)
Fa za les maninnn anlah ry molota a?? tsy miteny anie aho ioe !! tsy mahazo mihomeh zany ny olona ??
hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi!
hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi! hi!
10. andrywui
(
28/03/2009 16:17)
ef tafavak les izy ry akamako ah !! fa aleo les ah molota mb hiomehy ah ! hi!hi !hi! hi! hi! hi! hi! hi!
11. molota
(
28/03/2009 16:32)
IRAY volana ihany no omeko lah!! RY WUI wui tsy vanina!!!!! MIHOZOGOZONA ny seza lah!!! :-D :twisted:
12. KALACK
(
28/03/2009 16:34)
gaigy ty le , mihomeh fotsn lery d lagy daol ny olon , f'angah toko ry zalah ts az hatao n mihome ato am forum ato a? bedndrahery ve ?
13. molota
(
28/03/2009 16:55)
iza manakana nareo tsy himehy ééé :!: :!: fa tandremo ny retour :{ SEZA RIVOTRA ny an'leisany!! tandremo kely leitsy TANTARA D MBOLA MITOHY!! :twisted:
