Izao no tena jadona
1. hery
(
28/03/2009 15:14)
Tsy mbola nanafika 13 mai zany mihitsy Ravalo na dia nolazaina hoe jadona aza. Rehefa niaka-dapa ny foza orana vao nosakanana aloha ary izay nanafika lapa no norarafana.
Izao mbola tsisy manafika lapa akory fa olona milahatra eny amin'ny 13 mai ve dia rarafana?
Ho avy tsy ho ela ny faharavan'ny HAT.
Izao mbola tsisy manafika lapa akory fa olona milahatra eny amin'ny 13 mai ve dia rarafana?
Ho avy tsy ho ela ny faharavan'ny HAT.
répondu par Andribe le 28/03/2009 20:16
2. patrick2002
(
28/03/2009 15:20)
ary bala reel io fa tsy douille ra-hery ,tena efa mivatsy bala any am-paosy izany ianareo TIM ireto ah!
efa nozarainy Ravalomanana kalack angaha ny TIM ,ka miandry pitikafo dia hampiorohoro eran'ny tananma
Misaotra anao izaho ry CAPSAT fa naika norobainy TIM tao ny basy rehetra ny tafi-bahoaka hozaraina ny mpikambana ao aminy .
Adidy masina no nataonareo CAPSAT ,fa naika navani-doza ary mitady havanon-doza ity Ravalo ity ,izaho dia mitady mercennaire avy any Afrique du sud indray . :roll: :roll: :roll:

3. mazavajery
(
28/03/2009 15:23)
Maro no sahy mijoro vavolombelona fa tsy vitsy no maty androany 28mars2009 teny ambohijatovo!!!! Ny mampalahelo dia izay maratra atolotrin'ny miaramila ihany no tonga teny @ hopitaly efa ho am-polony maro , tsy navela hanao ny tena asany ny croix-rouge sy ny ambulance haka izay efa nivalapatra sy namoy ny ainy asa na ho atao aiza ireny fatin'olona ireny???
:cry: :(
:cry: :(
4. mazavajery
(
28/03/2009 15:26)
tsy marina izany ra patrick2002 an!!! rehefa tsy nanatry maso dia mangina eo!!!!
5. xxx
(
28/03/2009 15:34)
ra ptrick2002 an!!! fa nitsetsina inona loatra ny sofinao no tsy naheno ireny feona kalak sy grenade assourdissant sa offensif ireny??? ny varavara-pitaratra aza miovitra !!!! ary sa nitampona inona loatra koa ny masonao no tsy nahita ireny olona bedbe nitsirara ireny erakin'ny lalana???
i Alain ramarson miaraka @ 4x4 sy ny jiolahy ary ny capsat etsy ankilany??? NITORAKA VAHOAKA TSY AMPIADIANA????
mbola ho avy ny andro tsy zakanareo fa miandrasa kely!!!!
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!!!!! ^^ ^^ ^^ ^^ ^^

6. Mirananirina
(
28/03/2009 15:45)
Fa angaha moa lapa hipetrahany filoha ny 13 mai no nitifirana??????????????????Hay nisy zone rouge koa eny e!!!!!!!!!!!!!
MAZAVA AMINAREO TSARA FA VALIFATY NY ANY TGV FA TSY FITIAVA TANINDRAZANA MIHITSY ,VINANTO TSY MAHAY MIPETRAKA,
MAZAVA AMINAREO TSARA FA VALIFATY NY ANY TGV FA TSY FITIAVA TANINDRAZANA MIHITSY ,VINANTO TSY MAHAY MIPETRAKA,
7. andrywui
(
28/03/2009 15:50)
Ary nataondrahery inona tany ireny bala ireny klé ?? noetina teny am 13mei hitifiranandrahery TGV ve reny ?? kay lé ! ary sahy nareo a !!
8. molota
(
28/03/2009 15:53)
tsy mbola nisy miaramila naharesy vahoaka izany teto! Madagascar!!! anareo miaramila ny aller fa anay vahoaka ny retour! matatesa ny valiny TANDREMO sô lany balà :{ :-D :evil:
9. andrywui
(
28/03/2009 15:53)
Afeno reny bala nentinareo teny am 13mei ren rahery fa hidiran' andro amreny nareo , hoe mpamono olona amreny , ten koz ny ahy zay !
10. news2dago
(
28/03/2009 15:55)
patrick2002:
ary bala reel io fa tsy douille ra-hery ,tena efa mivatsy bala any am-paosy izany ianareo TIM ireto ah!
efa nozarainy Ravalomanana kalack angaha ny TIM ,ka miandry pitikafo dia hampiorohoro eran'ny tananma
Misaotra anao izaho ry CAPSAT fa naika norobainy TIM tao ny basy rehetra ny tafi-bahoaka hozaraina ny mpikambana ao aminy .
Adidy masina no nataonareo CAPSAT ,fa naika navani-doza ary mitady havanon-doza ity Ravalo ity ,izaho dia mitady mercennaire avy any Afrique du sud indray . :roll: :roll: :roll:
Mampalahelo ny fisainana toa ny anao izao kle! tena foza orana marina.
angamba koa tsy manana Bacc oh ingahy tgv ô
11. Noue
(
28/03/2009 15:56)
“La répression par les forces de l’ordre de la manifestation qui se dirigeait vers la Place du 13-Mai a fait revivre au centre d’Antananarivo les heures violentes d’il y a quelques semaines. Pendant plus d’une heure, lacrymogènes, tirs de sommations et sans doute balles réelles (…) l’intervention a été sévère. Comment sera-t-elle justifiée par Andry Rajoelina qui se veut le chantre de la liberté d’expression et qui n’avait de cesse de dénoncer la répression ?”
17:25 - Certains journalistes ont été pris à partie et se sont vus confisquer leur appareil photo par des militaires
17:25 - Premier bilan : 20 blessés dont 6 par balles réelles
17:00 - Photos et vidéo de la manifestation à Ambohijatovo et de la répression des militaires armés à venir
15:20 - [URGENT] D’après plusieurs témoignages il y aurait beaucoup de blessés et des morts (à confirmer)
15:20 - Témoignage “C’est une véritable répression !! Ils s’en sont pris à nous et ont protégé les TGV. Ils ont tiré des rafales en l’air et envoyé des grenades lacrymogènes non stop pendant 30min dans notre direction”
15:15 - Cris, panique générale, beaucoup de manifestants sont remontés à Ambohijatovo
15:10 - [URGENT] D’après plusieurs témoignages des militaires ont tiré sur des manifestants
14:50 - [URGENT] Les forces de l’ordre empêchent la tenue d’une manifestation d’opposition sur la place du 13 Mai
14:30 - Une minorité de pro-TGV veut réellement en découdre et “protéger le 13 Mai”
14:30 - Tirs en l’air et gaz lacrymogènes de la part des forces de l’ordre pour empêcher les manifestants de se rendre sur la place du 13 Mai
nonnn ! tsy rariny zao eee !!!
13. molota
(
28/03/2009 16:18)
FA ANGA!!! anareo irery ny 13 Mai :?: :?: :?: tsy misy tompony io!!!! ny tantara ry wui mbola mitohy a!! tandremo fotsiny sodé lany bala eo :!: :!: :{ :twisted:
14. Mirananirina
(
28/03/2009 16:20)
Mbola aiza re ny anaovan'i tgv atsika Malagasy e.vao fanombohana daholo ireo,fa tsy mijanona izy raha tsy maty ny atsasaky ny Malagasy amin'izay moramora ny fitondrana.Tsy misy fanampiana avy any ivelany intsony koa inona no amelomany an'ireo????????Tsy aleo vonoina a.Sa nandika zoune rouge koa ireo??????????????Ireny ary efa tsy fidiny nasain'i lery mamono ny ainy mihitsy
15. KALACK
(
28/03/2009 16:25)
Vo saik homehmeh be tat ah lets ry wui hay elà ef tapa tsinay b ato lé , az mten mits les f miomeh fotsn a, az mamal z fanakiannn ataon , n fifalian atrehin
16. xxx
(
28/03/2009 17:25)
patrick2002:
ary bala reel io fa tsy douille ra-hery ,tena efa mivatsy bala any am-paosy izany ianareo TIM ireto ah!
efa nozarainy Ravalomanana kalack angaha ny TIM ,ka miandry pitikafo dia hampiorohoro eran'ny tananma
Misaotra anao izaho ry CAPSAT fa naika norobainy TIM tao ny basy rehetra ny tafi-bahoaka hozaraina ny mpikambana ao aminy .
Adidy masina no nataonareo CAPSAT ,fa naika navani-doza ary mitady havanon-doza ity Ravalo ity ,izaho dia mitady mercennaire avy any Afrique du sud indray . :roll: :roll: :roll:
AZA avadika ilay resaka eeee, ny TGV no tenenina eto fa mamono olona amin'ny tsy rariny , ka ny TIM indray hoe no maninona a??? 8O 8O 8O
17. pimaso
(
28/03/2009 17:35)
Dia i tgv sy ny mpamadika tanindrazana malagasy maro be no pions ampiasain"ny Frantsay.
Ka inona foana no mahatonga anareo manohana an'i Andry sy i Ratsiraka kanefa efa teo foana ireo nandritry ny 30 taona nahatonga anareo mahantra toy izao?
Ary ho anareo mpanohitra an'i tgv tsy aleo ve sokafana ny fanoherana mivantana an'i la frantsa fa tsy isika samy malagasy no miady?

18. yonikafopl
(
28/03/2009 17:39)
dray kou zany toetsain dry patrick2002, hita we ratsirakiste mintsiny
19. KALACK
(
28/03/2009 17:48)
Mila hidiranlà kel les ato ra wuiwui fa ts haik ny manom lecon ato a, tsik ndray n mahaz tsin amndr zalah nef isik az amambaolan maro niaritr teo fon ,ts niten na kel aza
20. xxx
(
28/03/2009 18:29)
Mampalahelo ny fisainana toa ny anao izao kle! tena foza orana marina.mitovy ihany kosa i ra8 sy TGV e! Ra8 koa izany foza orana satria tsy manana Bac raha araka io fomba firesak'i news2dago io
angamba koa tsy manana Bacc oh ingahy tgv ô