efa madiova ho vita ny baolina
1. ra8enforce
(
27/03/2009 20:56)
efa kely sisa dia hoavy dadanay, :-D :-D :-D ho lasanay ny 13mai handihizanay place democratie ,higrevy izahay mandra piala an'i tgv :-D :-D :-D :-D tohizo ny lalantsika ry tim (l) (l) (l)
répondu par pimaso le 28/03/2009 16:56
3. ra8enforce
(
27/03/2009 21:05)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/jerry++marcoss/video/x1hh7z_jerry-marcoss-mimasamy-mafoaka_music
4. ra8enforce
(
27/03/2009 21:08)
alefa alefa
http://video.google.com/videosearch?hl=fr&rls=com.microsoft:*:IE-SearchBox&rlz=1I7GPEA_fr&q=mahamasina&lr=&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wv#
aiza ny mpandala ny democratie
http://video.google.com/videosearch?hl=fr&rls=com.microsoft:*:IE-SearchBox&rlz=1I7GPEA_fr&q=mahamasina&lr=&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wv#
aiza ny mpandala ny democratie
6. ra8enforce
(
27/03/2009 21:11)
ity no tena izy e http://it.truveo.com/11-fev-09-Prora8-tao-mahamasina/id/3364689122
7. rakaroka
(
27/03/2009 21:11)
Dia hisy bal populaire "tsy misy mitsoaka"izany , DJ Andry/ Ra-8 tim partenaire :wink:
Dia mba asivo kalon´ny ankehitriny koa .ilay "mifankatiava ihany" (l)
Dia mba asivo kalon´ny ankehitriny koa .ilay "mifankatiava ihany" (l)
8. ra8enforce
(
27/03/2009 21:16)
@ heriny rahampitso no atao ny bal populaire miaraka an'i ra8 eny mahamasina ,i tgv amin'ny mercredi raha ela indrindra no eo
10. KALACK
(
27/03/2009 21:34)
tandrem ary fa hanao repetition n' 29 mars sy ny 26 juin ny Fanjakan izao ka sao de ho voahidihidy fahatan any Antanimor haka ny toeran'ny Pety sy ny tariny any vo tonga sain , ef oe ts azo hatao ny mivorivory aloh manimbok izao fa ny fanjakana mbol hanao famerenana defilé hatramn 26 jiun
11. fijo
(
27/03/2009 22:09)
aoka lersty izay ity ady lava ity an,tsy aleo ve miresak amivantana amin'izay de atao ny fifidianana de izay lany eo no eken'ny rehetra e;
12. salopard
(
27/03/2009 22:41)
En frce aona ary.
Air FORCE ONE ve sa air FORCE 2 ve???
rehefa forsena ho en force, dia ho défonce-nay ny zone rouge-n'i levalo
tsy apmy ^dozy aloha,fa sao misy any e!
sniff...
tchouff...
Air FORCE ONE ve sa air FORCE 2 ve???
rehefa forsena ho en force, dia ho défonce-nay ny zone rouge-n'i levalo
tsy apmy ^dozy aloha,fa sao misy any e!
sniff...
tchouff...
13. ra8enforce
(
27/03/2009 23:02)
eo indray ry salopard sy kalack,tsy misy miala eo an
samy... mafoaka.. tsy misy mitsaoka
ravalomana...
azonay tsy hamelanay ......
samy... mafoaka.. tsy misy mitsaoka
ravalomana...
azonay tsy hamelanay ......
14. fijo
(
27/03/2009 23:32)
efa hivadik akoa izoa ny capsat,fa ny an'ireo mantsy izay mahazo vahana ihany.
