D inn ndray izao no holazan'ny...
1. Oay
(
27/03/2009 15:06)
Mihomehy ny tenako eto ampanoratana ity lohahevitra ity d manontany tena manao hoe inn indray izao ny holazain'i Noue, Hery, penguin, ifiona, i neny bozybolenta satria d nametraka ny fepetra tsy maintsy arahina ny TIM alohan'ny handraisany anjara @ fihaonambempirenena d anisan'izany:
Ny hoe tokony omena vondron'olona tsy miankina ny fikarakarana ny fihaonambempirenena ka notanisainy t@ izany ny FFKM.
io hevitra io d efa ela be no natolotr'i Oay fa tsy naniky izany ny solontenan'ny TIM eto @ serasera ka izao ry reto a! aza mba tratran'ny fanatisma ihany fa na irahan'ny olona hanpoka bomba aza d atao satria efa mivavaka @ ilay olona ka tsy manana saina handinika intsony

répondu par Oay le 28/03/2009 05:25
2. sitlo
(
27/03/2009 15:23)
Dia rehefa kelikely koa dia hanao referendum TGV dia hiteny indray Oay hoe tsy efa nilaza aho.
3. Oay
(
27/03/2009 15:28)
sitlo:
Dia rehefa kelikely koa dia hanao referendum TGV dia hiteny indray Oay hoe tsy efa nilaza aho.
sitlo ny référendum indray d tsy maintsy handeha fa tsy misy hoe tokony atao.fa ny sitlo no mety holany d tsy hanoratra intsony i Oay.Fa soa ihany aloha fa i sitlo tsy d manankambara é!
5. Oay
(
27/03/2009 15:41)
Ka mitapitapy ilay sitlo d tsy mazava tsara ilay soratra fa matimaty d izay no tsy azahoan'i sitlo anazy fa aza mametraka solomaso an!
7. Oay
(
27/03/2009 16:00)
sitlo:
Izany ve no mba niveau-n'ilay adihevitra, tsy aleo hivalona any.
Ka ento miakatra ary izy ity ry sitlo a!
D apetraka ny fanontaniana d omena ny valiny d amin'izay hita ho hatraiza ny niveau-ny sa ahoana ozy i sitlo, ny anay sy bozylenta izao nahafinaritra ny ady hevitra teo @ zanaka sy ray aman-dreny feno fifanajana sy fanetretena d lazaiko fa na tsy mitovy aza ny fomba fijerinay d afaka niresaka tsara izahay ary mahatoky aho fa mbola hitohy ny fifankalozankevitra eo aminay!
8. Noue
(
27/03/2009 16:31)
sitlo:tsy atao mahagaga io ee ! i Oay anie mivadibadika foana eee ! zay no nahatonga an'i wiwi nilaza oe tsy hatokisana fa oatran'olona hanatsatok'antsy avy ao an-damosina zany
Dia rehefa kelikely koa dia hanao referendum TGV dia hiteny indray Oay hoe tsy efa nilaza aho.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Oay
(
28/03/2009 05:25)
Noue:

Mbola averiko @ i Noue fona hoe "Tsy hanohana aniza aniza no halehako eto" fa maka traik'efa mianatra mijery hoe "ahoana no mahatonga ny olona iray ho inconditionnel @ hevitra iray" d tsy hita izany raha tsy mifanankalo hevitra @ ilay olona ianao.
Raha tsapan'i Noue d misy ady hevitra eto tsy idirako satria tsy ahahafahako mandalina izay zavatra izay, i Noue izao d efa hitako fa " afaka mahatoky i Marc Ravalomanana fa raha mitady olona hametraka baomba izy d i Noue no olon'ilay toedraharaha" (Tsiky kely alou é) satria i Noue d tsy mba afaka mahita ny tsara ataon'ny sasany fa efa jamba ny fanatisma, mahafinaritra an'i Noue ny manavendran'olona eny fa na d ampitahana aza ohatra ny fahafahan'i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana miteny vahiny ohatra d mbola hilaza ihany i Noue hoe vendrana i Andry Rajoelina noho i Marc Ravalomanana satria i Andry Rajoelina tsy mahay miteny hoe "... à Ivato le peuple m'a collecté"