Rehefa ny fototra no tsy tsara dia hianjera na béton aza ...

1. naughtyboy ( 27/03/2009 09:55)
Efa tsy eken'ny tany aman-danitra ny fangalaram-pahefana hita teo ka na hanova na tsia i andry ny constitution izay notakian'ny fikambanam-ben'ny Afrikana(A.U)ahitana firenena 53 izay tarihin'i Muammar el qaddhafi(izay akamaben'i deba) ao anatin'ny 6 volana dia,tsy eken'ny SADC koa izany ahitana firenena 15 ka Swaziland,S.Africa,Angola,Mozambique no lohandohan'ny mpisorona i Charles Nqakula moa dia nilaza mazava alohan'ny fivoriana SADC izao 30/04 fa " Ny andalana farany @ izao raharaha izao dia tsy maintsy averina @ laoniny izay nolaniam-bahoaka aram-pifidianana".
After the meeting South Africa’s defence minister Charles Nqakula said “The bottom line is that the democratically elected leader of Madagascar has to be restored to his position.” tsoaka t@ tranokala(www.economist.com)26/04/09.
Midika zv lehibe tokoa izao fanambarana izao noho ny zv niseho tao Comores
t@ 2008 izay fanonganam-panjakana tsy nisy hafa nokotrehin'ny ireo miaramila mpanohitra fitondrana vitsy2 ary namadika ny tanindrazany toa an'i andry sy ny CAPSAT(Odon.Razanakolona,N.L.Ratsirahonana sns...) @ ireo frantsay,nandefa vata-miaramila ry zareo t@ izany hampandry tany sy tafika izay marihina fa eken'ny lalàna irasan'ny fikambanana Afrikana ary iraisam-pirenena tokoa(SADC treaty and the charter of the AU) ary fanekena nanao van'ny firenentsika sonia izany ,izay moa no fiafaran'ny be mokony rehetra toa an'i andry itony atsy ho atsy satria efa manomboka @ fafamaizana @ fifandraisana sy aratoekarena,ary ampian'ny E.U sy USA tosika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511